radio kato tsy omen dalana
1. ikaretsaka
(
14/01/2009 16:57)
Tsy haiko ity na. Politika na fivavahana fa somary mandray 2 ihany... tsy haiko loatra rahateo ny politika gasy ka aleo alefako ato @ fivavahana sy finoana.
Izao ary ilay tantara: ireo chaines radio fm katolika manerana an'i M/kara dia efa nivondrona ao anaty fikambanana iray. Ny tanjona moa dia ny hoe mba hampiray azy rehetra sy mba hisy fandaharana na emission (maromaro) mitovy avy any @ diosezy na archidiosezy na vatikana ka afaka mandeha en direct na live na mivantana @ ireo station na chaines rehetra manerana ny nosy ka hahamora kokoa ny fitaterana ny vaovao au lieu le miandry antsoratra ny tatitra (izay miandry ny fahatongavan ny fiaran I mompera na masera. Avy manao tournee vao vakian'ilay mpanolotra fandaharana ny vaovao.... hitako t@ ireo stations any ambany ravinkazo io)
Nomen I vatikana alalana ary isika hampiasa mivantana ny satelitany sy hi broadcast ny radio vatican tsy avy @ alalan'ny net toy ny taloha intsony.
Azontsika koa ireo fitaovana arifomba toy ny relais sns... hahafahana mampifanddray antsika @ ireo networks ireo...
Fa ny tsy azoko @ izay dia nisy didin'ny fitondrana malagasy mandrara ny hampiasana ireo...
Dia ny anton ilay didy no ba tiako ho fantatra hoe satrtia nahoana?

novalian'i ikaretsaka ny 17/01/2009 14:30
2. rabingogilabanga
(
14/01/2009 18:20)
Fa ny tsy azoko @ izay dia nisy didin'ny fitondrana malagasy mandrara ny hampiasana ireo...
Dia ny anton ilay didy no ba tiako ho fantatra hoe satrtia nahoana?
A - Ny anton'ilay didy aloha, dia tsy maintsy efa nomen'ny fanjakana ihany e! raha fanjakana mahay ny asany izy dia tsy maintsy ho nolazainy,1) ny antony,2) iza no namoaka na nanasonia ilay didy ; ary hatr'aiza sy hatramin'ny oviana no manankery.
B- Ny tena problème dia : mitombina ve ilay antony sa tsia. car c'est une vraie question? satria tsy izay didy lazain'ny fanjakana akory dia mitombina. Izany no mampisy ny tribunal administratif , izay natokana hi-attaquer-na ny fanjakana @ abus ataony rehetra
C- fehiny, amiko manokana tsy manan-kavaly aho, fa element de reponse no azo omena:
1)Efa nisy fotoana nanankanan'ny fanjakana ny fandaharana tao @ DON BOSCO ( t@ 2007), satria manohintohina azy hono.
2)Nisy ny fandroahana mompera, dia i Père URFER, satria nitsikera ny fitondrana RAVALOMANANA
3) katolika eran-tany en general, ary ao Madagasikara en particulier, dia mandray anjara @ asa-sosialy , fampianarana (ESCA,etc... fanampiana ny mahantra (Père PEDRO), etc... izay asa tokony hataon'ny mpitondra; manana zo hiteny @ programme fampianarana, sy ny programme @ fanampiana ny mahantra izy noho izany. donc: risque de conflit @ fanjakana.
4)Farany na @ ara-toekarena, na @ ra-pivavahana, ny mpitondra sady lehibe'ny orinasany, sy ny sokajin'ny fiangonana misy azy (FJKM) , dia mety hiteraka conflit d'intérêt , satria tsy afaka ny ho ray aman-drenin'ny rehetra izy andaniny , no sady sefon'ny ekipany (TIKO, sy FJKM) manokana ankilany .
izay le hoe: On ne peut pas être à la fois Juge et partie
3. ikaretsaka
(
14/01/2009 19:20)
Misaotra nanome ny hevitrao.. ny anisan'ny sasantsasany @ le antony aloha de hoe ireo antenne relais manko mila atao @ faritra avo toerana...ohatrta hoe vohitra sns... de hoe tsy mahazo alaina hono ny toerana avo toerana
Ohatra 1 any Ikongo izao dia misy relais 1 izay, efa ela no maty tsy mandeha intsony sy lasa harafesina ampitoerana t@ andron ny 2e republ ireny. Dia mba nangataka izany hoe Mba horavaina ilay relais io de eo @ toeran io no mba apetaka le borne tokony hiservir iny faritra iny... fa tsary mety hono. Sa lasa patrimoine koa izany ny antennes tota sy tsy mandeha fahiny?

4. badboy
(
14/01/2009 20:55)
ikaretsaka >> Ny antony efa iarahamahalala satria misy 2 :
- Arapivavahana : manjary miverina ho matanjaka indray ny katolika eo anatrehan'ny protestanta satria mitovy ny feo hoentina manerana ny nosy
- Arapôlitika : satria mitovy ilay feo hoentina manerana ny nosy dia manjary ho vaovao 1 no ho henon'ny malagasy rehetra fa tsy vavao tapatany tsy feno ka mahatonga ilay radio ho tohana @ fiandrianan'ireo mpitondra!! Izany hoe mety ho lasa hery hahatonga ny malagasy rehetra manerana ny nosy hitroatra ao anatin'ny fotoana 1 voatondro ka hampianjera ireo mpitondra!!
8) 8) 8)

5. ikaretsaka
(
14/01/2009 21:47)
Le politika aloha tsy hidirako lalina fa le ara pivavahana no tsipihiko...ko maninona izy raha maka satelite koa? Fa tsy migafy ny an'ny sasany fotsiny?
Amiko izay ny fifaninanana masina fa tsy ny manao ankasoparana
Amiko tambawaksa vaknah ity manko de hoe raha samy mandeha nahalafo ny voly avotra isika ka ialahy namoaka kapa skebidou de nena kapa aigladoro de raha tsy matin ialahy lolo ny kapako de ny mety kokoa dia maninona raha mamboly petitpois indray hamidy de hividianan'ialahy tenisy ialahy,nohon'ny manisy fantsika sy diky ny lalako sy mitady ny fika hahasimba ny kapako

6. rabilabila
(
15/01/2009 01:05)
Ika>>
Ohatran'izany foana matetika no mitranga rehefa misavorovoro ny fivavahana sy ny polifika.
Rehefa ny protest no manohana ny mpitondra ny laka dia miditra opposition ny kato ( ianao any @ bekitana any dia jereo ny position-n'ny kato miohatra amin'ny protest sy ny zanaka aman-jafiny , tadidio ny andron'i JFK )
Rehefa ny Kato no manohana ny fitondrana ( Argentine ohatra ) dia miditra manohana ny opposition ny protest dia izay mafy be no maharesy ...
Ny eto Dago indray , ny féjikaém sy ny zanaka aman-jafiny no mpanohana ( na membre mihitsy aza) ny mpitondra ,dia lasa kounkou ilay boaykely niantso ny kato hiditra amin'ny fanoharana fa dia midona amin'ny pôtô satria tsy fantany mantsy fa...............................efa goaika efa nitapy andro no miaraka aminy ary liona mamba ny sefodeba...
Ny eto amin'ny serasera koa matetika , raha vao mba miteny ny protest sy ny zanaka aman-jafiny dia toundé pan!pan! miala any ;ary rehefa kato no miresaka toundé tambabé ny ao amin'ny face .
I Rabilabila sy ny namany moa amin'izany dia mijery "ping-pong" aloha hatreto :wink: :) fa mazana ihany ny mahazo azy fa mitady hamelaka azy ny sasany amin' ny atsy na ny aroa !! fa izy efa nanapa-kevitra fa tsy hanome takolaka na ny havia na ny havanana ka voatery nianatra zédézamby sy ny ésikivy mba tsy ho voan'ny dirékita sy ny ipérkita hi!hi!hi!
7. ikaretsaka
(
15/01/2009 01:36)
Raha panpan ka misy antony ange de mba azo hiafiana ihany e..izay no ilazako hoe alefaso foana ny argu (antony) mahatonga anao tsy d'accord @ le raha (eto @ serasera) fa tsy hoe satria fotsiny ra fody na ika na raprime na rabila na lefijo na mitovy fivavahana amiko de tohanana na mivoana aza ny zvtr ambarany...
8. ari.malala
(
15/01/2009 08:39)
Ny eto Dago indray , ny féjikaém sy ny zanaka aman-jafiny no mpanohana ( na membre mihitsy aza) ny mpitondra ,dia lasa kounkou ilay boaykely niantso ny kato hiditra amin'ny fanoharana fa dia midona amin'ny pôtô satria tsy fantany mantsy fa...............................efa goaika efa nitapy andro no miaraka aminy ary liona mamba ny sefodeba...
tsy azoko... :roll:
9. prime
(
15/01/2009 09:22)
Mety eo ny lafiny ara-teknika araka ny lazain'i ikaretsaka...
Mety eo ny lafiny ara-teknika hafa ihany koa ka efa namoahan'ny fitondrana ny lalàna fa ny RNM ihany no afaka mampiely erak'i Madagasikara... (na dia maneraka an'i Madagasikara koa aza ilay Radio tsy miankina iray izay :oops: )
Mety eo ny lafiny ara-politika mba isian'ny fandriampahalemana ...
Mety eo ny lafiny ara-ekonomika mba tsy itodihan'ny rehetra hafa tsy any amin'ny MAP irery ihany... :lol:

10. rabilabila
(
15/01/2009 09:58)
Ika a!! Rehefa resaka genérale ianareo no misy fifazahoan-kevitra , matetika , fa jereo todika ange hoe raha vao miresaka ny fombafomba ( trinité ,trans..,immaculé.........ny sola -sola ) tonga dia misy fisarahana 'avy hatrany , ary lalina dia lalina ny lavaka , ary misy aminareo tsy vonona ny hanao pont mihitsy :jereo fotsiny ny sasany eto ,mba tsy hilazana ny hoe Jesoa (iombonana) ,dia ovaina hoe Kristy ny fiantso azy ....sns......
Soa aloha fa omen-dàlana koa eto , ary malàlaka tsara ,ary misaotra ny mpiandraikitra aho amin'izany fahalalhan-tsainy izany .
ps: Hafa indray ny resaka hoe :tena diso famaky mihitsy ,rehefa diso famaky ny olona iray dia tsy misy idiran'ny maha izao sy izao azy na ny maha-iza sy iza azy akory fa diso fotsiny dia manitsy izay afaka manitsy na inona izy na inona ary na iza izy na iza .
ari.malala : Ny tiako lazaina eo dia ny fampiasan'ireo mi-existe sy ny te-hi-existe ny fivavahana (indraindray aza ny fampiasan'ny fivavahana ny politika ) ary tsy am-piheverana no hanaovany azy .Mahatsiaro an'i Rémi Ralibera aho rehefa misy fifanjevoana tahaka izao...

11. ikaretsaka
(
15/01/2009 11:58)
Tsy azoko ilay idee an I prime @ ara teknika... ny ara pikirakiraina io sa ny ara pitaovana?satria efa samy vonona ireo raha ny fahitako azy: misy ireo mompera gasy nalefa nianatra momban' ny fikirakirana ireo moa misy koa ny vazaha efa ela nikirakirana afaka manao misionera. Ny fitaovana koa efa misy fa tsy hoe mbola tadiavina
Le hoe map sy fandriam-pahalemana. Tsy vao mainka ve contributuion @ zany ny fampafantarana nyy olona any ankebakebany any hoe misy an zao sy zao atoy aminay atoy na any antaninarivo any na any vatikana any na eran izao tontolo izao... sa milamina ny tany sy mandroso ny firenena rehefa ignorant sy bado lakolosy tokana no henon ireo olona ao aminy?
Ny ahy tsotra fotsiny @ io... rehefa te hifaninana masina @ olona na zavatra 1 de aza ny ataony no gafiana. Sy sakanana fa ianao no aoka hanao tsaratsara kokoa noho iny

12. prime
(
15/01/2009 12:39)
ikaretsaka:... Tsy miresaka fitaovana sy traikefa aho ka... (efa ela no fantatra fa ny Radio katolika no matanjaka indrindra, sady matanjaka ara-pitaovana no be traikefa, raha eto Madagasikara fa saingy tsy mahazo mampiely manerana ny Nosy)
Tsy azoko ilay idee an I prime @ ara teknika... ny ara pikirakiraina io sa ny ara pitaovana?satria efa samy vonona ireo raha ny fahitako azy: misy ireo mompera gasy nalefa nianatra momban' ny fikirakirana ireo moa misy koa ny vazaha efa ela nikirakirana afaka manao misionera. Ny fitaovana koa efa misy fa tsy hoe mbola tadiavina
Ny ara-teknika tiana ambara dia ny fifanindrian'ny "fréquences" ohatra ka maharatsy ny an'ny RNM sy ilay iray tsy miankina ny idiran'ny hafa mety hatanjaka kokoa noho ny azy...
ikaretsaka:... Indrisy r'ikaretsaka fa izay aloha no fomba fitondra ankehitriny entin'ny Mpitondra, dia ny fampifatohana ny rehetra amin'ny tanjona iraisana, fomba fijery iraisana, fomba fanao tokana dia izay manaraka ny MAP...
Le hoe map sy fandriam-pahalemana. Tsy vao mainka ve contributuion @ zany ny fampafantarana nyy olona any ankebakebany any hoe misy an zao sy zao atoy aminay atoy na any antaninarivo any na any vatikana any na eran izao tontolo izao... sa milamina ny tany sy mandroso ny firenena rehefa ignorant sy bado lakolosy tokana no henon ireo olona ao aminy?
Tsy efa fantatrao ve izany sa mody anatsafanao ahy eo e??!!! :lol: :-D
Ny hafa rehetra dia afaka mitondra hevitra sy fomba fiasa sy fomba fanao vaovao fa tsy maintsy manaraka ny fotokevitra MAP...
ikaretsaka:... Izany tokoa no tokony ho izy...
Ny ahy tsotra fotsiny @ io... rehefa te hifaninana masina @ olona na zavatra 1 de aza ny ataony no gafiana. Sy sakanana fa ianao no aoka hanao tsaratsara kokoa noho iny
13. ravatorano
(
16/01/2009 06:20)
io voalazan 'i prime io no hitako mahavaly ilay fanontanian'i ika
resaka ara tekinika io sady raha fitaovana toy ireny no ampiasaina dia raha ny fahalalako azy dia ny tvm ihany no afaka mampiasa azy satria ilay frequence no atahorana hifanindra ka izay ratsy fitaovana dia ho ratsy fandeha koa
asa aloha raha isan'ny fampandrosoana ny fifandraisana eto amitsika ny fanakanana ny radio privé tsy hahazo hampiely manerana an'i madagasikara e nefa raha ny fijeriko azy dia tsy ny kato irery no te hanaparitaka ny tv na radio-ny eran'i madagasikara fa na ireo manana sy miasa eto tanà aza dia mba te hanao izany ihany koa

14. ikaretsaka
(
16/01/2009 07:03)
Tsy de inoako loatra izay...@ izao fotoanan ny teknolojia avo lenta sy nomerika izao anie tsy misy intsony ny mifanindry frequence izany raha tsy fanahy iniana e ...ary fitaovana avo lenta ro hampiasaina
15. prime
(
16/01/2009 07:22)
Tena mbola misy ny fifanindrian'ny fréquences... na samy eto Tana fotsiny aza dia andramo dia ho hitanao... :oops: hay moa hianao any US... izany no mbola zava-misy aty ry ika...
16. ikaretsaka
(
16/01/2009 15:21)
Hevi taingina be le izy amiko..vokatry ny tsy mbola fampiasan'ireo radio sasany ao tana transmitter numerique aangaha
Fa ity resaka eto ity iy misy puce numer dia rehefa 88.8 ohatra de 88.8 foana No ampiasaina fa tsy 88.875
Ny voalazanao hoe tahotra ny ho voasongona angaha de iee...fa inona no tsy anamboarana ny an'ny tena ho..performant kokoa raha izany no atahorana

17. Mirananirina
(
17/01/2009 12:40)
Indray andro aho naheno taminy télé hoe ny tokony ho filoham-pirenena dia tsy maintsy Kristianina ary Katolika.Hay Ravalo protestanta a?
18. ikaretsaka
(
17/01/2009 14:30)
Tsy ra 8 kosa ny resaka fa ny liberte d'onde ry mirana an..izay no tsy nandefasaqko ity resaka ity ary