SPAPA FIKòTINA SIPA V ?
1. gabidemony
(
12/01/2009 14:04)
Volohany vao nahita anao ny tenako
Dia toy ny nisy zavatra nilaza ahy
Avy ato am-poko
Fa mila anao aho
Tò tsy sahiko ny milaza izany
Satry matahotra anao aho
Tsy haiko hoe naòna.
Indrisy anefa tsy maintsy milaza izany aho.
Tiko ianao izany no ventsoventsoin'
ny foko...,mila anao aho...
Ny faniriko de ny eo an-kaikinao
Mifampizara hasambarana ,
Fitiavana, eny na ny fahoriana aza
Ao @ tokatranon- tsika
Nefa izany retar izany de
Miankina aminao,
Teny iray ihany no sisa andrasako
Aminao.
**ENY** teny tsotra mora lazaina
Zay efa eo @ molotrao, miandry
Ny hanononanao azy amiko.
Ny ao anatinao efa mahalàla
Fony isika roa vao voalohany
Nifan-kahalala;
Toy ny samy nifampijery
Samy lasam-borona teo,izay niavaka
t@ rehetra teo, ny fihetsika izany.
Samy nidobodoboka ny fo
Eny niova hatramin’ny fihetsikao aza t@ farany.
Nefa tò nodinao tsy nisy tampoka teo
Izay nitranga teo
Tsy haiko hoe naòna…
Enao ihany no nahalàla ny antony,sa menatra v?
vazivazy ahy.
... Tsy aritro intsony ny hiandry ela
Ka izay no antony ilazako azy anio aminao
Tsy de mahay mikabary akory na hoe
Efa havanana @ firesahana
Fa izay rehetra ato am-poko no haposako
Aminao eto.
Alohan’ny hitenenako de mba ho raisiko
Ny tananao ,aza mataotra fa izaho tsy hanao
Inona anao akory.
…..tsy zany mantsy fa TIKO ianao
Eny hatramin’ny nahitako anao voalohany
Nanomboka tamin’iny de nidoboka ho anao ny foko; babonao tanteraka.
Araky ny filaza hoe:
** Efa tsy potika intsony fa mitsonika
Aminao tanteraka ny tenako manontolo**
Ka fantatrao ny tsiambarateloko izay
Ka anjaranao ny sisa no mamaly
Ity fanitaniko ity hoe:
** Vonona ny hiaraka amiko ve ianao,
hitambatra fo iray,hiara hizaka izay hanjo
na @tsara izany na @ ratsy mandritra
ny fiarahan-tsika? **
betsaka ireo zay nandalo ny maso izay
fa ianao no nanaitra ny foko
ka sarotra amiko izao ny tsy hanana anao
Aleoko tsy misy eto an-tany ra tsy misy anao
Satry ianao no nahatonga ahy eto an-tany;
Ny hiaraka aminao.
Aza matahotra fa izaho tsy hivadika @ teny nolazaiko anao teo .
TIKO IANAO , TIA ANAO AHO.
De aòna?........Eny sa….?

novalian'i cartina ny 14/07/2010 14:54
2. naughtyboy
(
12/01/2009 14:22)
efa dorizaka zany ragaby fa atao in njay spapa a ,tonga de reveo :°) ary ela ty zany be santimaka ra zao kle ...
nena zao no olana aoe aiza ny sipa ..misy spapa :-P :°) :°) :°)
nena zao no olana aoe aiza ny sipa ..misy spapa :-P :°) :°) :°)
3. ainaheri
(
12/01/2009 15:02)
Misotra ragabievil aaa,mbola anao tsianjery an'io ndray zany mba ho ampiasaina klé lol
5. Koditra
(
12/01/2009 16:52)
gabidemony : Dé mitsangana ve letsy sa mipetraka refa itanisa an'io? Iza re zô no anôvako application an'io spapa io eh ? :-D
Mirananirina : Andô mbô ifampijery amiko. Kouny? :lol:
Mirananirina : Andô mbô ifampijery amiko. Kouny? :lol:
7. vale
(
12/01/2009 17:19)
** Efa tsy potika intsony fa mitsonika:-D :-D :-D :-D :-D
Aminao tanteraka ny tenako manontolo**
9. dahuily
(
12/01/2009 18:49)
Toa sady mbola misy pub ny TIKO ihany le izy ry gaby a ??? ary enao ty fetsy a :-D :-D :evil: :evil:
10. Papoose
(
12/01/2009 21:01)
koditsa, afaka atao mandohalika tsara koooouuu!!!
:-D :-D aiza ndray ty hoe pub n'ny tiko ty :-D
fafatra dia fafatra tokoa le tonon-gaby eee!! ra za no nitenenana an'io tena asa fotsiny angambany :°)
:-D :-D aiza ndray ty hoe pub n'ny tiko ty :-D
fafatra dia fafatra tokoa le tonon-gaby eee!! ra za no nitenenana an'io tena asa fotsiny angambany :°)
11. vale
(
12/01/2009 22:16)
Koditra:
Vale : Efa nitsonika t@ iza enao ? :-D
:-D :-D Koditra: tena mba latsaka mintsy za tato namaky an'io ah! :-D :-D :-D :lol:
12. naughtyboy
(
13/01/2009 08:48)
oay le inn no nilatsaka ry vale sa latsaka t@ inn :roll: tsy azoko,ka bala rora fotsiny nge io defa latsaka sahady toi ,noeveriko fa mafimafy toto tsy laitrany zany toi an :°)
14. fenouhy
(
13/01/2009 12:35)
Marina fa tsy misy @nareo lela reo matafateny an'io @vevavy tianareo na hifampitantana @voalohany ny tanana mangovitra otry inona reny fa de hiteny zavatra lavabe io . raha lela hiteny an'io @ko de halemy tritriko hiome de tsy tafaheno ny votoaty ilay teny aho :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. vale
(
13/01/2009 16:53)
naughtyboy:
oay le inn no nilatsaka ry vale sa latsaka t@ inn :roll: tsy azoko,ka bala rora fotsiny nge io defa latsaka sahady toi ,noeveriko fa mafimafy toto tsy laitrany zany toi an :°)
:-D :-D naughty: ka efa oe latsaka kou! :-D :-D :-D
16. ikaretsaka
(
13/01/2009 21:08)
naughtyboy:
efa dorizaka zany ragaby fa atao in njay spapa a ,tonga de reveo :°) ary ela ty zany be santimaka ra zao kle ...
nena zao no olana aoe aiza ny sipa ..misy spapa :-P :°) :°) :°)
Mazna zany eh
Efa azo io zany le ftapy fa aiza le sipa be spapa ireny ary hanaovana kzersisy
17. Papoose
(
13/01/2009 21:41)
i ika io mintsy zao le mila manao exersisy, 1 ..........2.............. :-P
18. naughtyboy
(
14/01/2009 10:30)
ika > ilaina maintsiny ny kzersisy malefaka fa mahatsaratsara vavony ireny :-D
papoose > ampikotrany ary izy fa tsy olana e :°)
papoose > ampikotrany ary izy fa tsy olana e :°)
20. Koditra
(
14/01/2009 22:53)
Mirananirina : io sisa no niafaran'io zaza io fa nilôzanao, tsy maty afo @sigara. Modia @ zay :lol: