SPAPA FIKòTINA SIPA V ?
21. Papoose
(
14/01/2009 23:03)
naotyboy, za kosa tsy nde hanao kitoza velona @ zao hatsiaka zao kaaa!!! ny indoor nefa toa tsy poinsss :-D
22. gabidemony
(
15/01/2009 12:34)
io ara mbola sombisombina enspiraky gabidemony ...
maika fa ho toizako io spapa io,ngamba de hisy hilatsaka
eo am-pamakiana .... :twisted:

23. mirianah
(
15/01/2009 14:30)
...efa andro vitsivitsy mintsy aho no nandinika azy ty sady niteny irery tato oe mba mety otrany ahona ré rah misy miteny anizao zah no mety ho fihetsiko e! :lol:
amzay ndray mbola vao sombiny io , mba tohizoo kely oe ho vakivakiana :-D

24. kotobekibo
(
15/01/2009 18:59)
Ngoyyyy!!!!
mila manao tsianjery azy ity zà raha izany , @ izay mba misy ho tantaraina @ kala faramalemy . :-D :-D :-D

25. mirianah
(
16/01/2009 11:41)
kotobekibo:
Ngoyyyy!!!!
mila manao tsianjery azy ity zà raha izany , @ izay mba misy ho tantaraina @ kala faramalemy . :-D :-D :-D
:-D :-D hihihi tena marina any zany an , otrany tsy ratsy mintsy ilay frapy ko, zah de mazotoo be mamaky ilay izy sady lasa nofy iany :lol: :lol:
maminavinay oe otrany ahona ny fihetsiko rah misy miteny anizao , :lol:
26. gabidemony
(
16/01/2009 14:09)
....raha azoko nolokoina nasina sary ny kitana de nasiko ny sarinao
ilay mahafatifaty be anà iny ery @lanitra ka hodidinin'ny kitana an-tapotrisa
izany.Hamoronako mozika ianao mba handrotsirotsiko ny fonao sy ny
fitiavanao ianao mba hahitanao hasambarana , hialanao @fahorina sy
olana eo @fiainanao.vao mihiratra ny masoko de ianao no tiko ho hita voalohany,vao lasa saina aho na mieritreritra de ianao no tiko ho any @nao avokoa satry resinao aho babonao t@ fitiavana.
Asa fotsiny fa raha hiaraka marina isika de tena hoentiko eny amparadisan'izany
fitiavana izany ianao,tetezin-tsika avokoa ireo zay azo tsidina @ toerana io.
Ataontsika izay hampitombona ny fitiavako anao isanandro.....
Hifankaty,hifanaja ary hifandefitra raha toa ka misy fanafintohinana kely
eo @ fiarahana.Isika no ho modelin'ny sasany mba ho irin'olona fa tsy haniry olona sa aòna hoy ianao?

28. kotobekibo
(
16/01/2009 17:16)
mahay lisany klé ! maty lolo zà , maika fa jôba ?
d rano sy vary izany e! :-P
d rano sy vary izany e! :-P
29. sakaizakely
(
16/01/2009 17:26)
tsy vita vaky akory ny andalany iray de tafatory ah kty
mampitsôka le oul be resaka :°) :°) :°) :°)
ny tena bônna de ny fahaizana mampita le santimaka tsy ankiteny fa tondé misy filinn mampiakatra ainga zany, tsy vitan'ny fanaovana tsianjery ny poezian'dranona na ranona fa aingampanahy tsotra fotsiny
l'amour ne s'apprend pas, il se ressent :-o :-o :-o

31. naughtyboy
(
17/01/2009 04:22)
ozy cat who..little
"mampitsôka le oul be resaka "
=)) karazana ty aksio toi zany toi ra izany ka tsy andairany bala rora...

32. gabidemony
(
17/01/2009 14:33)
ka io anie ny inspirako eh! niainga avy tato am-poko
fatsy hoe tsy maintsy atao tsianjery,fa hoe miainga avy @'io no angalanao ny inspiraka - nao manokana.
Ampisehoina hoe mba misy lanjany alo ny vehivavy kòtinao ,
fa tsy òtran'ny nen'ny sasany tonga de be zesita na mipoerapoera manao tsinotsinona an'ilay vehivavy,latsaka ambany ohatra ny hoe: lery no Ravalomanana.sipa tokony ho zaka tonga de mihemotra raha tsy de hoe le jòba matieralista reny angà.
Malefaka rehefa miteny aminy,manambany tena fatsy manambony,tsy misy dikany aminy ny harenanao fa resaka fitiavana no tadiaviny,miheno azy ...
tambatambazo izy fa ny vehivavy mila an'zany rehetra izany.
Ny balarora ilaina indraindray fa aiza no ahafantaran'ny vehivavy hoe tinao izy raha tsy mamosaka izany aminy @fomba mihaja,fa tsy hoe mojery azy de fantany ny ao an-tsainao,ko ratsy izy no in..?

33. gabidemony
(
17/01/2009 14:36)
Ny balarora de resaka tsy marina,lainga .......
Fa eto kosa ainga-panahiko,zavatra marina .......
Misy matahotra anga fa ho zakako ny sipabeany?

34. Mirananirina
(
17/01/2009 15:05)
gabidemony,ovay gabianjely aminizay ny anaranao e!sangisangy io a,sao tezitra.
mbola tsy manana ve ianao no mbola mitady sa..........

35. gabidemony
(
17/01/2009 16:21)
Aleo angamba mba hataoko sekre izany alo @ zao ra tsy mahadiso fa ny zava-dehibe tokony hataode ny hanasina sira bebe kokoa @fifandraisana eto @ serasera,sa aòna hoy ianao ry Mirananirina.
Mba tiko ho hita ery ny sarinao ary mba tiko ho fantarina ery.Toa efa tsy mahatombo-tsiraka sahady aho izany , ny solon'ananaranao efa izany hoe Mirananirina izany hoe: vao mahita anao de mirana na za na ianao ary irin'ny olona ny hanànana anao.Tena tsy ratsy kosa koo.....
:D

36. Koditra
(
18/01/2009 12:30)
sakaizakely:Mbô meo soupapa anzany fika zany zà
ny tena bônna de ny fahaizana mampita le santimaka tsy ankiteny fa tondé misy filinn mampiakatra ainga zany, tsy vitan'ny fanaovana tsianjery ny poezian'dranona na ranona fa aingampanahy tsotra fotsiny
Mirananirina : :*
37. Mirananirina
(
19/01/2009 13:54)
Koditra :oops: :oops: :oops: :lol:
Gaby,efa mitady endrika ho havoaka mihitsy aho ka,mbola hitady solomaso hanaovana aloha.
Marina mihitsy ny teninao e,asio sira mihitsy,dia ataovytsara fa tsy ratsy.aza atao mangidy sira.Dia asio mamy koa

38. ainaheri
(
20/01/2009 04:44)
Mlay marina zao io tonom-pitoriam-pitiavana io ra ampiasaina an hihi
39. Papoose
(
20/01/2009 23:28)
tena raha za no nahazo an'io de mime foana mandrapahatapitr'le famakiana! :-D :-D mba kozzz
40. ainaheri
(
22/01/2009 15:48)
papoose>>aza iomezana za fa manjary tsy tadidiko tampoka ilay tsianjery hihihi,manjary votsotra eo twa :-P