Mpianatra gasy aty Frantsa

1. ramyleouf ( 10/01/2009 21:32)
Mila torohevitra miaka za raha tsy mahadiso aminareo.
Misy ireo Malagasy mpianatra tonga eto Frantsa tapakevitra ny hijanona sy honina aty Frantsa.
Manana asa : CDD na CDI
Manana trano

Mila fanampiana ry zareo mba hahafahandry zareo hanatanteraka ny faniriny

Mba ampio zareo fa tena mafy ny adindry zareo a!!!!

:cry: :cry: 8-) 8-)
novalian'i ndrin ny 25/03/2009 10:16
2. natiora ( 10/01/2009 23:03)
Raha manana asa tsy misy olana fa havaozina isan-taona ny carte de sejour
3. ramyleouf ( 11/01/2009 07:12)
Misaotra anao Natiora !
Ny tena olana anie de misy ny tsy te hianatra tsony fa hiasa amizay e!
Inona no azo atao mba ahafahandry zareo manala anle statut étudiant mba ho mpiasa
raha tsy afaka manome justification oé mpianatra de tsy maintsy mody amizay
hafa indray ny titre de séjour
4. xxx ( 11/01/2009 08:17)
"ramyleouf":
Manana asa : CDD na CDI
Manana trano
"ramyleouf":
Ny tena olana anie de misy ny tsy te hianatra tsony fa hiasa amizay e!
Inona no azo atao mba ahafahandry zareo manala anle statut étudiant mba ho mpiasa
raha tsy afaka manome justification oé mpianatra de tsy maintsy mody amizay
hafa indray ny titre de séjour
a izy aza efa manana CDI na CDD ka tsy hitako ny olana @ io ?? raha manana CDI na CDD ry zareo dia ny contrat du travail fotsiny no entina eny @ prefecture ahazahoany titre de séjour
5. ramyleouf ( 11/01/2009 08:44)
de tsy misy olana tsony ve na tsy mpianatra aza ry zareo ?
6. xxx ( 11/01/2009 09:44)
rehefa manana contrat de travail en bonne et due forme indrindra izany hoe efa manana CDI zan ydia tokony tsy hisy olana ka ny contrat de travail no entina eny @ prefecture hanavaozana ny séjour (tandremo fotsiny sao sanatria ka mitovy t@ ireny olana niseho vao tsy ela ireny hoe ny patron nanome contrat de travail nefa tsy aradalana ny paps-ny)
7. Samoana ( 12/01/2009 16:26)
Hidiro ny site " sos-net.eu.org "- rubrique "Droits des étrangers"- Rehefa avy mamaky sy maka naoty tsara dia manatona avocat spécialiste hanome torohevitra (matetika tsy mandray vola rizareo rehefa RDV voalohany sady tsy olana angamba na mandoa aza satria efa miasa). Sarotra ny miady irery fa aleo avocat no mitantana ny tantara raha tena tapa-kevitra. Rizareo koa mantsy no maharaka tsara ny fiovàna samihafa ataon'i sarkô amin'ny alalan'ny circulaire na décret miafinkafina.
Dia minoa fotsiny ihany fa mirary soa ho anareo hatrany ny namana eto :wink:
8. xxx ( 12/01/2009 16:55)
Samoana> raha manana contrat de travail en bonne et due forme indrindra fa hoe efa manana CDI zany dia tsy misy tokony hanatonana avocat , fa kosa tena en bonne et due forme io contrat io ary rehefa makany @ prefecture mangataka ny prolongement de sejour dia tsy maintsy mbola valide tsara ny séjour fa tsy andrasana hoe efa tapitra vao makany. Nefa moa raha te haka na hijery avocat zareo vao maika tsara. :)
9. ftma ( 15/01/2009 06:57)
Efa niova ny lalana ka na manana CDI aza ny mpianatra raha tsy mifanaraka @ diplomany ny asa ataony tsy afaka miova statut,, mandehana ihany any @ préfecture manadiady fa sao votsi-droa eo, raha mbola afaka mianatra aloha mianara ihany sady miasa
10. xxx ( 15/01/2009 07:13)
ftma:

Efa niova ny lalana ka na manana CDI aza ny mpianatra raha tsy mifanaraka @ diplomany ny asa ataony tsy afaka miova statut,,
tsy misy hidiran'ny diploma mihintsy io. Misy olona ohatra manana bac+3 nefa chauffeur car na bus no asa ataony satria io no mba hitany sy tiany.
Tsy misy lalana mihintsy milaza hoe ny diploma tsy maintsy mifanaraka @ asa ataonao. Tsy misy lalana mihintsy milaza hoe ny diploma zao sy zao natokana ho an'i ranona sy ranona satria zao sy zao ny diplomany.
Tsy misy lalana mihintsy milaza hoe raha manana diploma ingenieur ianao ka te hanao vendeur dia tsy afaka miova statut.



11. ftma ( 15/01/2009 08:01)
xxx: efa niova io lazainao io, atramin'ny nahatongavan'i Sarkozy,anisan'ny mpianatra nangataka hiova statut aho fa na manana CDI no efa niasa 10 ans aza tsy afaka niova statut salarié satria tsy nifanaraka t@ fianarako ny asako, afaka jerenao ato
12. xxx ( 15/01/2009 08:07)
ftma:

Efa niova ny lalana ka na manana CDI aza ny mpianatra raha tsy mifanaraka @ diplomany ny asa ataony tsy afaka miova statut,,
tsy marina velively io. Tsy misy mihinsy ny lalana mifehy na milaza hoe arakaraky ny diplomanao no tsy maintsy hizoran'ny asanao ka ahazahoanao hiova statut.
Ohatra misy olona manana diploma CAPES nefa tsy te hanao mpampianatra izy fa aleony miasa @ agence de voyage na interprete. Rehefa en bon et due forme fotsiny ny contrat de travail-nao indrindra zany hoe efa manana CDI zany dia io contrat io no entina eny @ prefecture hanavaozana ny séjour-nao.
Any @ prefecture tsy hanontany anao velively hoe inona no diplomanao no nahazahoanao io asa io.


13. ftma ( 15/01/2009 08:28)
xxx: zava-misy no lazaiko samy manana ny lalanany izany ny préfecture fa ny aty aminay tsy manaiky mihitsy
14. xxx ( 15/01/2009 08:34)
xxx:


Tsy misy mihinsy ny lalana mifehy na milaza hoe arakaraky ny diplomanao no tsy maintsy hizoran'ny asanao ka ahazahoanao hiova statut.

Any @ prefecture tsy hanontany anao velively hoe inona no diplomanao no nahazahoanao io asa io.



15. xxx ( 15/01/2009 09:00)
ftma: tokony jerena kely ity. "art. L.341-4 du Code du travail pour les étrangers" "Nul n’est censé ignorer la Loi" ary ny lalana dia natao ho an'ny rehetra fa tsy natokana ho an'i>>>>>>>irery :)
16. ftma ( 15/01/2009 14:44)
xxx: efa tsy mpianatra intsony angamba ianao ka tsy mahalala ny zava-misy, toro-hevitra no hangatahin'i ramyleouf ka ny zavatra fatantro no lazaiko jereo ato raha tsy mahatoky ianao http://vosdroits.service-public.fr/particuliers/F2229.xhtml?&n=Etrangers%20en%20France&l=N8&n=Travail%20des%20%C3%A9trangers%20&l=N107&n=Demande%20d'autorisation%20de%20travail&l=N114
NB: mandreraka ilay miresaka @ xxx tsy hitako izay tokony hanaovana xxx eto @ ity dinika ity :wink:
17. xxx ( 15/01/2009 15:05)
Efa niova ny lalana ka na manana CDI aza ny mpianatra raha tsy mifanaraka @ diplomany ny asa ataony tsy afaka miova statut
avereno vakiana tsara io lien nalefanao io fa tsy misy hidiran'io zavatra lazainao io mihintsy
http://vosdroits.service-public.fr/particuliers/F2229.xhtml?&n=Etrangers%20en%20France&l=N8&n=Travail%20des%20%C3%A9trangers%20&l=N107&n
tsy hitako izay tokony hanaovana xxx eto @ ity dinika ity
zo-ko ka :wink: :-D :-D :-D
18. ftma ( 15/01/2009 15:12)
fiovanan'ny mpianatra ho mpiasa no namaliako ity dinika ity fa ianao no tsy mahazo resaka, haleo tsy hamaly intsony fa ianao comme d'habitude milaza mahalala zaavatra foana :)
tsiky dia ampy :-*
19. xxx ( 15/01/2009 15:17)
zo-ko ka
=)) =)) =)) Fa na mapme aza dia mila mifandraika amin'ny diplaoma tokoa tompoko ny asa ataonao. Diso ianao ry xxx misena.
20. xxx ( 15/01/2009 15:19)
ka na manana CDI aza ny mpianatra raha tsy mifanaraka @ diplomany ny asa ataony tsy afaka miova statut
ny ahy ny namaliako azy dia io nolazainao io ihany ! :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.317