Mpianatra gasy aty Frantsa

21. Mirananirina ( 17/01/2009 13:54)
Mila fanampiana ry zareo mba hahafahandry zareo hanatanteraka ny faniriny

Mba ampio zareo fa tena mafy ny adindry zareo a!!!!

Inona no tokony hanampiana?fa tsy mazava,efa manana asa izy,efa manana trano.Tsy manana carte de séjour ve sa inona?
22. ramyleouf ( 22/02/2009 20:44)
Mirananirina:

Mila fanampiana ry zareo mba hahafahandry zareo hanatanteraka ny faniriny

Mba ampio zareo fa tena mafy ny adindry zareo a!!!!

Inona no tokony hanampiana?fa tsy mazava,efa manana asa izy,efa manana trano.Tsy manana carte de séjour ve sa inona?


livreur ny asany : CDD
manana carte de séjour
@ ity taona ity no farany
mipetraka any @ cité U
ny fianarana ataony zao natao ho an'ny tena mpiasa fa tsy mpianatra miasa
tsisy fianarana azony atao intsony avy eo nefa izy te hiasa sy hipetraka aty frantsa
23. ndrin ( 25/03/2009 10:16)
xxx:

ftma:

Efa niova ny lalana ka na manana CDI aza ny mpianatra raha tsy mifanaraka @ diplomany ny asa ataony tsy afaka miova statut,,
tsy misy hidiran'ny diploma mihintsy io. Misy olona ohatra manana bac+3 nefa chauffeur car na bus no asa ataony satria io no mba hitany sy tiany.
Tsy misy lalana mihintsy milaza hoe ny diploma tsy maintsy mifanaraka @ asa ataonao. Tsy misy lalana mihintsy milaza hoe ny diploma zao sy zao natokana ho an'i ranona sy ranona satria zao sy zao ny diplomany.
Tsy misy lalana mihintsy milaza hoe raha manana diploma ingenieur ianao ka te hanao vendeur dia tsy afaka miova statut.

hiihiihi, tsy afaka miova statut zany enao baina ra tsy manana asa sy cdi ary ny asanao dia tsy maintsy mifanaraka sy meme niveau aminy asanao,manana master aminy compable ve ianao de manana cdi 21h par semaine de hanaiky anizany ny prefecture ,tsy hanova statut daholo reo gasy bdb miasa any aminy mcdo,kfc,....ireo,mety mety ny prefecture fa asiany makeny aminy prefecture ani tsimbazaza ianao!any ozy tsisy blem





:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.111