andron'ny vehivavy
![](https://avatar.serasera.org/4586a58a59a25801ad6c7b6b00f507bc.jpg)
2. Mirananirina
(
10/01/2009 13:10)
andron'ny vehivavy
Inona ary ity resabavy ato aminy lhl ity .fa angaha 8 mars sahady e,sa inona :?:
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
4. vale
(
10/01/2009 22:08)
hihihi, hita fa mi-gay miaraka amle lhl ary am sariny ary mintsy ngamba izy io! manenjika vhv foana ny ataony! hihihihi
![](https://avatar.serasera.org/b6efd606d118d0f62066e31419ff04cc.jpg)
5. apache
(
12/01/2009 10:34)
orona:
Iray andro fotsiny =)) =)) :-@
anaovan 'ny olona tamba-be amizao rangah fa mifonà haingana !!!
![](https://avatar.serasera.org/8aa966c315ce49c5ef44920da25908b8.jpg)
7. kotobekibo
(
23/01/2009 18:35)
Ary ny an'ny lhl aza less tsy misy kouh! sa isanandro moa izany ? :-P :-D
![](https://avatar.serasera.org/0c6d09557a08896d49a7f262dfc4d5eb.jpg)
8. orona
(
23/01/2009 19:04)
k'izay ndrindra. Manava-tena nefa refa avahana mimenimenina. Tsy aleo tsotra ohatran'ny lehilahy?