iza oa le romeo & juliette tsika malagasy fa adinoko..

1. naughtyboy ( 09/01/2009 15:44)
@ tandrefana moa de romeo & juliette na Bonnie & Clyde @ bekintana fa isika ko mbo nanana ny antsika i Ravolahanta sy iza mo le bandy fa adinoko zay tao Tritriva ra tsy diso aho ..mila jiro kely tompoko sotra betsaka :lol:
novalian'i namanabe ny 10/02/2009 11:44
2. Lejoba ( 09/01/2009 16:41)
Ravolahanta sy Rabeniomby
3. Papoose ( 09/01/2009 19:08)
sang grand du boeuf :-P
4. naughtyboy ( 10/01/2009 06:21)
sotra tompoko o
fa ahoana tsara mo ny tantarany izy ireo e to oe norarany RAR tsy hiaraka izy zay de namono tena izy zay sa tsia ary misy hazo zany hono eo akaikiny io farihy tritriva io nanaovany izy 2 voady tsy hisaraka mandrakizay mandeha ra ra vao kikisana (asa na marina zany na tsia..)
5. naughtyboy ( 10/01/2009 06:27)
papoose> :-D :-D io njay fa anombomboka i papoose an..aleo ary tohizako kely e :lol:
Ravolahanta+Rabeniomby :arrow: bloody money cheeky + bloody big beefy
6. Mirananirina ( 10/01/2009 12:42)
farihy tritriva io nanaovan

Ao Antsirabe moa io Tritriva io sa aiza.
7. orona ( 10/01/2009 12:49)
bina sy ikemba ny tsara
8. naughtyboy ( 10/01/2009 14:32)
=)) mety ho tsara ko izay kah.. fa ahoana ny moba ny orona sy lelo??? :-w
9. RAvendrana ( 10/01/2009 16:18)
reny no atsoina hoe gasy .ary ilain firenena satry vonona atramin faran ny iarak.@zao manko n malagasy efa mahay ty oe "verite de laparisse" ko mimenomenona oe "tiko enao" @zay mfanena azy ka ze mino eo d vo e!!!!!!!!! :twisted:
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
10. Mirananirina ( 10/01/2009 16:24)
fa ahoana ny moba ny orona sy lelo???
:lol: :lol: :lol:
11. Papoose ( 10/01/2009 20:03)
Manapatsinay ko le fanontaninao ry naotyboy lol reo v tsy ho tsy misaramianakavy otsan #1 sy #2 ee!hihihihi sady samy organika mooooouuuuihihihihhi
12. salopard ( 10/01/2009 21:00)
fongike noho fongake (tantara avy any toliara io).

zay le hoe

vali-fongike - fongake
13. vale ( 10/01/2009 22:24)
RAvendrana:

reny no atsoina hoe gasy .ary ilain firenena satry vonona atramin faran ny iarak.@zao manko n malagasy efa mahay ty oe "verite de laparisse" ko mimenomenona oe "tiko enao" @zay mfanena azy ka ze mino eo d vo e!!!!!!!!! :twisted:
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
lol tsy misy azoko ny tenin'i ravendrana na ny kely aza! lol


14. vale ( 10/01/2009 22:24)
naughtyboy:

=)) mety ho tsara ko izay kah.. fa ahoana ny moba ny orona sy lelo??? :-w



:-D :-D :-D :-D :-D
15. naughtyboy ( 11/01/2009 09:01)
vale > ka ato misy tsy mahazo oe ny mpanala no de analana..otrany oe any antranony mpilaiso no andeha hisamm... =)) =)) diso adiresy avy atrany ra vao aty @ notty no mandombaravarana :-P
16. ari.malala ( 12/01/2009 08:24)
naughtyboy:

vale > ka ato misy tsy mahazo oe ny mpanala no de analana..otrany oe any antranony mpilaiso no andeha hisamm... =)) =)) diso adiresy avy atrany ra vao aty @ notty no mandombaravarana :-P



=)) =)) =)) =)) =))
17. naughtyboy ( 12/01/2009 14:19)
fa resaka resaka fa mitady ziliety za tsy mety le romeo rery kle :-D :-D :-D :-D
saode misy masaky anakahy ato :°)
18. Papoose ( 12/01/2009 20:55)
hanin anao aloha eeee!! :-P
19. naughtyboy ( 13/01/2009 08:43)
:D anamboatra anah ka, ze masaky ihany no mahafantatra an'io ko 8) masaky nga papoose ?? :°) za ko ty mankony :-P
20. ari.malala ( 13/01/2009 11:24)
lame zilety no ananako ra mety am notty :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2939