iza oa le romeo & juliette tsika malagasy fa adinoko..

21. naughtyboy ( 13/01/2009 11:52)
:miam: razoara no fanampinan'anarako faly mahafantatsa...ary piesy miasa tsara zany fa aleo eritreretina ...aza miteniteny @ n'iza2 ary fa za mbola mitady kil hafa ko an =))
22. Papoose ( 13/01/2009 18:18)
naoty, avoahy aloha hitiliko azy ahitako hoe @ le oui na tsia! :°)
23. ikaretsaka ( 13/01/2009 21:31)
Oay...misy an rasoanantenaina koa kay...le ataon'ny mpanao tandonaka sy hira gasy hatrany antanana hira rehefa 26 iny....


Hitanareo ve rasoanantenainaaaa
24. Papoose ( 13/01/2009 21:44)
dia in zany ny coupleny eeee!!! ohatra hoe ny ahy zao koditra no tiliko :^)
25. naughtyboy ( 14/01/2009 10:27)
inona no avoaka ry Papoose :roll:
zv ampidirina no ananako fa tsy avoaka mankony :°)
26. hana ( 14/01/2009 16:59)
miarahaba anao naughtyboy
Ravolahanta sy Rabeniomby, araka ny tantara dia mpifankatia. Voarara t@ izany fitiavany izany ka nanapa-kevitra ny hiara-hamono tena tao Tritriva, ankaikin'Antsirabe. Tena lugubre be aloha ilay toerana fa angamba manome instincts suicidaires mihitsy ho an'izay efa mi-dépra eh. Ohatry ny ao anaty lavaka izay ilay farihy dia ery ambany lavidavitra ery ilay rano fa tsy mba eo akaikin'ny morony eo. Raha sanatria latsaka ao angamba aloha dia tsy misy "fameriny" intsony eh. Mety ho cratère-na volcan taloha angamba io
Momba ilay "hazo mandeha rà" indray, tsiperifery ilay izy : ilay misy voany kely mena sy maitso toy ny poivre fitoton'ny olona miaraka @ sakay ireny. Rehefa voasana ny hodiny (écorce) dia mivoaka toy ny loko mena be izay ilay hazo.

Ny momba an'i Bina sy Ikemba indray tena tsy tadidiko intsony fa ohatry ny romantika be izay ilay tantara. T@ mbola pupila kely aho no namaky an'izany ka tsy misy tadidiko intsony. Raha tsy diso aho, toa tany atsimo atsinanana tany fotsiny ilay tantara no niseho (faritr'i Mananjary iny?)
27. Papoose ( 14/01/2009 23:07)
le mety mahasaky ahy ry naoty aaa! fanina sahady enao zany :-P
28. ari.malala ( 15/01/2009 06:58)
koditra hay mou k razoara ny anaranao tyyy! fal mafantatr e! tehiriziko tsra le lame zilety a! teneno za refa ilainao :-P
29. naughtyboy ( 16/01/2009 19:25)
ka efa oe za mahasaky sady matanty mivonto ka in no pasinao :-D
30. namanabe ( 10/02/2009 11:44)
President monga be mivady tia ny vahoakan'ny fianarantso ireny ry romeeo sy julliety gasy , ny ankoatrizay tantara pitiavana bidon tsa nisy akory noforonina
aventure kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1811