Fonja vaky. Miandry ny fametram-pialann'ny ministra
1. kidoropamba
(
04/01/2009 16:19)
Hitanareo fa faly miompy foan,a ingahy jentilisy ao @ bilaogy. hin!hin!hin!hin!hin!
Efa malotoloto mantsy ny rano ao an-tanAna ka dia mitady hiompy mafimafy ny vahoaka ry zareo avy any jentilisy.
Ny ahy dia tsotra: MAMETRA-PIALANA ny minisitra tompon'andraikitra mikirakira ny fonja raha tia tanindrazana marina satria mifanipaka @ izay nodradradradrain'ny filoha t@ 31/12/08 izany satria mandroso i Madagasikara.
Raha tsy sahy mametra-pialana izy (izay tsy higagana satria mamy ny seza) dia fantatrareo tsara avy aiza ny nahavaky ny fonja: ry zareo manam-pahefana anao an'izany ihany. ekipandravalo e.
Tandremo ihany @ ity tsakotsako aroson'i jentilisa amina gisa sy ganagana ireto fa tsy hamelona fa hamono no tena tanjona.

novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:42
2. salopard
(
04/01/2009 16:57)
T@ andron'ny tsiranana, sahirana ny fitondrana, vaky ny fonjan'antanimora
1990-1993: sahirana ny fitondrana
t@ andron'ny ratsiraka, vakin'ny fonja'ambalatavoahangy (toamasina)
à qui profite le crime?
ny zavatra fantatra dia hisy ny couvre feu, interdiction de manifester, et de se reunir, satria mila samborina ny gadra, et fini le 13 janvier
samia mamisavisa

3. kidoropamba
(
04/01/2009 21:16)
Avelao ho hisy ny couvre feu sy ny tsy fahazoan-dalana mivory sy mandeha an-dalambe. TSY MISY MANDRAHARAHA AN'IZANY. Rehefa ROMBO DIA ROMBO e. Tsy ny decret no hanakana anay hilahatra sy hifanehatra @ ireto miaramila ireto. Raha hifamono ndao hifamono raha izany no hanavotra ny firenena.
Efa nisy t@ firenena foana io ka ny mpitondra ihany no mahita faisana. Raha izany no tan jondravalomanana dia aleo HO HITA EO fa tsy misy hanaraka jadona eo. Rehefa mivadika jadona ny lalAna dia tsy maintsy ny ROMBO no afaka maerina ny HASIN'NY LalANA.
Avohay ny decret levalo fa TSY MANDRAHARAHA AN'IZANY NY POKONA.
Mila mitandrina izao ngahy jentilisy sy ny forongony fa hiakatrakatra ny tosi-drA ato ho ato ka tsy lalao intsony izy ity.
Rehefa hamono ihany no tanjondravalo sy ny mpiara dia aminy aleo tairina ilay resaka legitima defansa ka avelao izay potsika maso, potsika maso, izaay tapa-tAnana, tapa-tAnana, izay vaky loha, vaky loha, FA NY JADONA TSY MAINTSY MIATO.
Hanao pariazy nareo? okay ary e.

5. hery
(
05/01/2009 11:02)
:-) tsisy gidraka zany io fa aza manantena eo.
efa leo an'zany milahadahatra zany ny vahoaka, surtout izay tonga eo mamoantsampona daholo.
be fanantenana ny vahoaka tamin'ny nametraka andravalo teo kanefa am'zao jereo ny zava-mitranga. Toa mandiso fanantenana daholo izay mandray fahefana amin-kery ka dia aleo hionona amin'ny fifidianana manaraka.
fa raha te hanala andravalo marina dia milahara na d tsy misy mpanaraka aza.

6. salopard
(
05/01/2009 15:20)
efa leo an'zany milahadahatra zany ny vahoaka, surtout izay tonga eo mamoantsampona daholo.
be fanantenana ny vahoaka tamin'ny nametraka andravalo teo kanefa am'zao jereo ny zava-mitranga.
miverina indray ny fomba filazan'ireo mpanohana an-dratsiraka t@ izany fotoana izany:
Nous sommes tous de OLP (Olona Leo Politika)
aza milahatra fa avelao foana izahay handroba, satria isika OLP
ssshhh...
fanohanana andravalo subtilement, intelligemment, fa rakatra foana, satria efa niseho le film
7. badboy
(
05/01/2009 15:35)

Amiko manokana dia tsy ao anaty korotana no afaka ahitana ny olona tena azo itokisana fa hanao zavatra ho an'i Mkara!! Jereo fotsiny Zafy, Ratsiraka, Ravalomanana!
Ka aleo angamba ny fotoana no hampiseho olona afaka ahitana "charisme, compétence et volonté de bien faire", ka izay olona izay no fidiana rehefa tonga ilay andrompifidianana!! 8) 8) 8)
8. xxx
(
05/01/2009 16:32)
Marina mihitsy ny zavatra resahin'i badboy hoe: tsy vaha-olana ny korontana. Fa ny zavatra mitranga kosa anefa dia efa hitsakitsahin-dra8 amin'ny lohany ny malagasy, efa mamata-maty hoy izay akamako izay. Ka tsy maintsy hampiasaina ny hery sy ny sandry mba hanafongorana an'azy eo aloha fa tsy hiandry fifidianana normaly satria tsy hiala eo zany io raha toa ka tsy hotsingisina eo.
9. salopard
(
05/01/2009 17:23)
Amiko manokana dia tsy ao anaty korotana no afaka ahitana ny olona tena azo itokisana fa hanao zavatra ho an'i Mkara!! Jereo fotsiny Zafy, Ratsiraka, Ravalomanana!
dia ahoana ilay ho ny isavorovoroan-kilantoana
sy le hoe anaty ny mangidy misy ny mamy
ary le hoe, pour soigner il faut crever l'absces
Ka aleo angamba ny fotoana no hampiseho olona afaka ahitana "charisme, compétence et volonté de bien faire", ka izay olona izay no fidiana rehefa tonga ilay andrompifidianana!!
dia hiandry fifidianana, satria mino ianao fa handeha tsara ny fifidianana.
tadidio fa miandry fifidianana foana ny zimbabwe, ary dia lany foana i Mugabe, depuis 1980.
niandry fifidianana foana ny gabonais, fa lany foana i Bongo depuis 1967 (42 ans).
I madagasikara dia mitovy, satria ny hala-bato fantatrao ihany, ny Jiro tapaka, ny ordinatur tapaka t@ fifidianana 2006, ny secretaire ny ministere ny interieur maty t@ 2006. VAO TSY NANOMBOKA NY FIFIDIANANA DIA 1èERE TOUR DE VITA
Leo politika hono ny gasy, dia andraso ny fifidianana. zay le hatsikana.
Aza milahatra ianareo, fa leo politika ny vahoaka, fa avelao izahay hihinana, dia hisy ny fifidinana, dia 1ère tour dia vita indray, dia aza milahatra indray.
DIA MINOA FOTSINY IHANY FA TSY HANGALA-BATO SY TSY HANGALATRA INTSONY IZAHAY
minoa fotsiny ihany
tsy ampy dôzy aloha e...
sniff...
tchouFFF...
10. kidoropamba
(
05/01/2009 19:11)
Zon'ny tsirairay ny te hirotaka na tsia. zon'ny tsiarairay ny te ho jamba na tsia.
Izahay kosa TSY HIROTAKA fa HANALA ANDRAVALO EO haingana dia haingana SATRIA LAFO @ vahiny ihany ny Tanindrazana. Izay te hiandry afaka miandry.
Raha rotaka no hany ahafahana HANALA AZY EO , dia tsy maintsy raiketina ny ROMBO. Raha mahatsapa tena izy ka hanatsahatra ny jadona dia MIALA.
Safidin'izaho sy ianao io. Raha hisafidy hitrongy vahoaka sy hivarotra tanindrazana izy, izahay kosa hisafidy hitrongy azy ka HIARO NY TANINDRAZANA.
Omano ny angady fa hitrongy ovin'Iavoloha ato ho ato fa naona ny vahoaka.

11. badboy
(
05/01/2009 22:44)
salopard:
dia hiandry fifidianana, satria mino ianao fa handeha tsara ny fifidianana.
tadidio fa miandry fifidianana foana ny zimbabwe, ary dia lany foana i Mugabe, depuis 1980.
niandry fifidianana foana ny gabonais, fa lany foana i Bongo depuis 1967 (42 ans).
I madagasikara dia mitovy, satria ny hala-bato fantatrao ihany, ny Jiro tapaka, ny ordinatur tapaka t@ fifidianana 2006, ny secretaire ny ministere ny interieur maty t@ 2006. VAO TSY NANOMBOKA NY FIFIDIANANA DIA 1èERE TOUR DE VITA
Ianao ihany ange dia efa nanome ilay vahaolana eh!! Inona no niranga t@ 2002 : nangalabato Ratsiraka hoy ny vahoaka sy ilay eo @ izao dia izay no nahatonga ny 1er tour tsy vita! Rehefa tsy vita araky ny nantenain'ny rehetra, na ny sasantsasany no marimarina kokoa dia nidia andalambe @ izay!! Tsy hotohizako satria samy mahalala ny tohiny ny rehetra! Ny tiako ho lazaina fotsiny dia hoe raha mis y ny alabato tsy hijery izany fotsiny ny malagasy fa dia ho tsoahany teo izay mbola mifikitra @ seza efa tsy azy intsony!
Ny fanakorotanana tsy mitondra aftsy olana, ary mampandavaka tany ny efa mitrosona @ tany : milevimbelona!!
Tsy diso fa mafy ny fiainana ary be ny zavatra tokony hovaina, fa tsy ny fanonganana ny eo @ fomba tsy demokratika sy arahanerisetra no ahafahana mametraka paikady milamina sy mahomby!! "Tout ce qui se gagne dans la violence se perd par la violence" ary koa "Toute violence est une injustice. Répondre à la violence par la violence est une injustice, non seulement vis-à-vis de l’autre, mais aussi vis-à-vis de soi-même. Répondre à la violence par la violence ne résout rien ; cela ne fait qu’augmenter le degré de la violence, la colère et la haine. " Jereo fa modely azo raisina ho ohatra ny mitranga @ ireo afrikanina akaiky antsika! 8) 8) 8)
12. anjaro
(
06/01/2009 07:30)
Firifiry ny olona any amponja tsisy fitsaràna? Maninona no tsy tsarain izy ireny?
Firy ny olona tokony zakan'ny fonja eto amintsika?
Mba misakafo aradalàna ve ny voafonja? Voahaja ve ny zony?
Ny fonja eto zara raha trano mijoro sisa, efa antitra.
Miantso fanampiana @ vahoaka ny mpitondra hisambotra: mba ampiasao reo tafika be kintana ireo é, fa rehefa ny vahoaka mantsy no mitady sy miandrandra fanampiana toa mangaina fotsiny eo.....
Ny mpitondra no tokony handinika lalina fa misy avy aminy ihany izao miseho izao!

13. saranga
(
06/01/2009 09:09)
Marina izany tokony hametrapialana ny Ministra fa saingy zao akamaben-dRavalo iny e
14. xxx
(
06/01/2009 09:39)
andana laisany manao rombo manendaka andra8 teo sady mampiesona azy any fa aleo anay haka sisiny haingana de miandry OPK fa zay zao no maha
maika fa lasa any aminzalah reo any aby ny S nareo zany manao politik mo ah manao OPK, mety tsara,mahamay reo niany

15. xxx
(
06/01/2009 09:42)
o! ry xxx a OPK ozy nareo ,fa tokony mbola velomina koa ny OPS ka!! de aleo mifanamamo eto amin'ny Tanindrazana mbola malal eto