Aleoko izy no maty toy izay aho hamono olona maro

1. Bita ( 03/01/2009 12:08)
Nantsoina tany @ fitsarana ity Ranamana iray satria voalaza fa namono ny vadiny.
Rehefa teo @ anoloan'ny fitsarana dia nekeny daholo ny fanontaniana rehetra napetraky ny Mpitsara.
Mpitsara: Sendra nirava aloha ianao dia tonga dia nody
Ranamana: Eny tompoko
Mpitsara: Nahita ny vadinao sy lehilahy hafa nifankatia teo ambony fandrianareo ianao
Ranamana: Eny tompoko
Mpitsara: Dia tonga dia tezitra ianao saingy tsy niteny fa nandeha naka ny basinao dia noitifirinao ny vadinao?
Ranamana: Eny tompoko
Mpitsara: fa nahoana no tsy ilay lehilahy no notifirina fa ny vadinao?
Ranaman: Raha tsy ny vadiko no novinoiko manjary mety hamono lehilahy maro indray koa aho @ andro hafa aoriana........
novalian'i Koditra ny 12/01/2009 17:03
2. ainaheri ( 03/01/2009 18:48)
:-D :-D :-D :-D :-D Tsy tokony hatsikana ve zany ee hihi
3. ikaretsaka ( 04/01/2009 05:51)
Ny fitantaran'i bita azy no mampime fa mipetraha kosa eo @ toeran le razoky fa marina ny azy...
Le loharanon'nny olana mihitsy no ajedaka e... raha za ny mpitsara de azoko ny point tian I lery defendevana
4. dadatoakoto ( 05/01/2009 07:46)
Farafaharatsiny kosa mba novonoina koa le kofa le! hehehh
5. Koditra ( 05/01/2009 21:24)
Tena mailo be ko lery klé. Izy tsy maintsy higadra fôna, tranqil kokoa ny sainy any ampigadrana oe maty ny vadiny nohon'ny mieritreritra oe izy migadra nefa ny vadiny zay any efa mampiditra bandy afa ndray, lery tsy afaka mamono alou fa mbola migadra dé marary saina ao fotsiny :-D :-D
6. xxx ( 06/01/2009 09:57)
vehivavy adala voaozona,mendrika ny ho faty in2 ! fa manitsakitsaka tokatrano!
ny vehivavy vao manao anzany dia miditra ao aminy ny laginina raha efa manana tokatrano izy ! tadidio fa hanariana "maloto" hianareo fa tsy manary maloto/ ka na notifirinle bandy maty in2,3,4,5.... aza izy tsy maninona !!
tokony notsindrominy antsy tsikelikely mihitsy aza mandrapahafatiny ahatsiaro mangirifiry tsara.tapahana tsikelikely ny ratsany vao vitaina
7. Mirananirina ( 06/01/2009 16:26)

:lol: :lol: :lol:
8. ninimalala ( 08/01/2009 11:40)
Fa hono oa ra toa ka vehivavy ndray le nahatratra andralehilahy teo ambony fandrina de ahona hozy nareo de mitsara mafy lay vehivavy io tsy naleo ve izy 2 mitsy no miara maty satria arentindratsy ho an'ny Fiainana ?
9. Koditra ( 08/01/2009 14:25)
xxx:
vehivavy adala voaozona,mendrika ny ho faty in2 ! fa manitsakitsaka tokatrano!
ny vehivavy vao manao anzany dia miditra ao aminy ny laginina raha efa manana tokatrano izy ! tadidio fa hanariana "maloto" hianareo fa tsy manary maloto/ka na notifirinle bandy maty in2,3,4,5.... aza izy tsy maninona !!
Ka nitsitsy bala lery fa sô dé tsy misy apesainy @ vady manaraka ndray ngamba :-D :-D

Mirananirina : finona ty nahatapatsinay ? :lol:
10. Mirananirina ( 09/01/2009 13:33)
Mirananirina : finona ty nahatapatsinay ?
mampihomehy ahy tsinona ilay tantara ry Koditra
11. ZoRajoela ( 10/01/2009 01:17)
Lesona: aza mamitaka ny vadinao fa hajao ny fandrianao.
12. Mirananirina ( 10/01/2009 12:48)
Ka nitsitsy bala lery fa sô dé tsy misy apesainy @ vady manaraka ndray ngamba
:lol: :lol: :lol:
13. fenouhy ( 10/01/2009 17:49)
:evil: :arrow: :* :?: :?: :-D :-D :-D :-D :-D
14. Koditra ( 11/01/2009 14:11)
:lol: :lol:
15. Mirananirina ( 11/01/2009 15:53)
koditra inona no mampine
16. fahamarinana ( 11/01/2009 15:56)
:arrow: mirananirina : tsikitsiky lava,angolangolan'olontiana hono e...tositosy mamy saro-bidy sady soa...,izay no hanrahan'ny koditra anjy.Miverena hono araka ilay tafa ao ambadika ao:-D (l)
17. Koditra ( 11/01/2009 16:10)
Mbô mahay maminany ko nge Fahama zany eh! :lol:

Mirananirina : namerina namaky an'lé nosoratako napimémé anao io zà dé mba nimé rery ko. :)
18. Mirananirina ( 11/01/2009 16:40)
Fahamarinana:misaotra amin'ilay hira e,avy dia nihira be za dia narenina ny sofiny tato antrano.
Koditra:Dia samy mimeme daholo izany e.Rehefa diso mihomehy be anie hono dia mitomany avy eo e
19. Koditra ( 11/01/2009 17:38)
Mirananirina : mbô vonjeo mouchoir fanary any kalou atao rezerva sô dé marina toko io vôlazanao io. :lol:
20. ari.malala ( 12/01/2009 08:35)
xxx:

vehivavy adala voaozona,mendrika ny ho faty in2 ! fa manitsakitsaka tokatrano!
ny vehivavy vao manao anzany dia miditra ao aminy ny laginina raha efa manana tokatrano izy ! tadidio fa hanariana "maloto" hianareo fa tsy manary maloto/ ka na notifirinle bandy maty in2,3,4,5.... aza izy tsy maninona !!
tokony notsindrominy antsy tsikelikely mihitsy aza mandrapahafatiny ahatsiaro mangirifiry tsara.tapahana tsikelikely ny ratsany vao vitaina



hanky vare ka "maloto " iny ranon'aina iny e! :-P izay vao fantatro! ary i xxx izany azo t@ zava-maloto raha izany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051