Miarena rahavako

1. diamondra27 ( 30/12/2008 18:12)
Efa kely sisa dia hivalona ity taona 2008.
Misy asa tsy vita nefa tokony natao, nisy fakampanahy nahazo nefa tokony notoerina, mbola eo ny Tompo be fitavana manolotra ny tanany ho atsika ka omeo azy ny tananao
Dia mifona amin'ny ratsy izay vita.
http://www.dailymotion.com/playlist/xq4hy_diamondra27_vavaka-suite/video/x6d7h5_ny-fanilo-miarena-havako_music
novalian'i coopsal ny 05/01/2009 12:24
2. badboy ( 30/12/2008 18:51)
Tantarao hoe inona avy ireo fakampanahy nahazo anao na taon'olona taminao rahavana??? :^) :^)
3. fahamarinana ( 30/12/2008 19:59)
:arrow: misaotra akia diams a.. :-* (l)
4. diamondra27 ( 30/12/2008 21:07)
badboy ny fakam-panahy be dia be rehefa tsy miambina e,
ohatra ny zavatra jeren'ny maso , ny sofina mihaino , ny tanana mikitikitika mangilikilika , na zava-madinika tsy heverinao fa mampanota anao aza de efa zay sns sns
ary inona ny fakampanahy nahazo an'i badboy

fahamarinana tsy misy fisaorana e, miorena e
5. badboy ( 30/12/2008 22:12)
Za tsy mbola azon'ny fakapanahy izany, fa miezaka foana aho hahazo izay ilaiko dia ampy ahy zay!!

Dia inona izany zavatra jeren'ny maso, ny sofina mihaino, ny tanana mikitikitika mangilikilika , na zava-madinika tsy heverinao fa mampanota anao aza sns sns nakafanahy an'i diamondra izany?? :^) :^) :^)
6. diamondra27 ( 30/12/2008 22:44)
badboy fangah zah no nolazaiko e , resaka generalite anie no lazaiko e

tadidin'i badboy moa le teny soratra masina we raha ny masonao ilany no manafitohina anao dia .....na ny tananao ilany no ......
dia zay no niavian'io resako ambony io ange e.
Fampaherezana ho an'ny rehetra io izany e.

7. diamondra27 ( 30/12/2008 22:47)
badboy zao mampakafanahy olona eto satria io tete de mort io foana no aseho nefa tokony hotoriana amin'ny olona rehetra ny we La vie eternelle
tete de mort = halloween :lol:
8. badboy ( 30/12/2008 23:01)
diamondra >> :-D :-D :-D

Ka io no mba oahtry ny orizinaly fa tsy dia tena haka fanahy loatra ny tanjona!! Ka inona no nanota teny @ diamondra aza izao no efa tapaka na lavaka na tsentsina eh?? :^) :^)
9. diamondra27 ( 30/12/2008 23:05)
ka za mampaka fanahy fa mamiratra be le avatar ohatra e, sao dia ho tapak'io diams io ny lohan'i badboy :-D :-D :-D
de mifona re fa nanota
10. ikaretsaka ( 30/12/2008 23:16)
Izay anie "rahavako" no ilaina le manao laretirery sy examen de conscience sry ny sakramentan'ny kaonfesy e.... fa tsy hoe protestena fahatany fotriny
11. diamondra27 ( 30/12/2008 23:22)
ika : marina mihintsy ny anao e, ilaina mtetika io na dia alohan'ny hatory aza nefa tsy vita le izy ndraindray rehefa reraka be, de namany manota zany
12. badboy ( 30/12/2008 23:23)
ikaretsaka >> :-D :-D :-D

diamondra >> Dia mbola tsisy tapaka na lavaka na tsentsina zany any aminao??? Ianao ange izany tsy nanota eh, fa niaina fotsiny!! :^) :^) :^)
13. diamondra27 ( 30/12/2008 23:38)
any sudaf no mety efa tapaka :wink: ny bizna sy tsentsina ka :-P :-P
14. ikaretsaka ( 30/12/2008 23:41)
diamondra27:

ika : marina mihintsy ny anao e, ilaina mtetika io na dia alohan'ny hatory aza nefa tsy vita le izy ndraindray rehefa reraka be, de namany manota zany


Ento any @ confessionnal sy ny ccentre mihitsy indraindray fa tsy mi passe ny zavatra alohan ny matory izany matetika raha tsy hoe le raha 1 iry angaha
15. badboy ( 30/12/2008 23:43)
Ny inona any sudaf no nanota ka tapaka??? Migararaoka be izany ilay bizina satria tsy tsetsina??? Mba ampazahoy vovombovony any ary le kôfa eh!! :^) :^) :^)
16. diamondra27 ( 30/12/2008 23:50)
ika :-D :-D :-D
badboy kefa lasa varoboba de mande anay dago ndray ry zalahy no mitrandraka e
17. badboy ( 30/12/2008 23:54)
Ny inona no lasa variboba fa mba handray fiaramisidina koa ny tenanay raha misy milay!! :^) :^)

ikaretsaka >> Inona ilay zavatra mipasse alohan'ny hatory zany?? "Marchand de sable" ve??? :^) :^) :^)
18. diamondra27 ( 31/12/2008 00:06)
badboy: ka raha hamirapiratana karandoha toa tsy mety ko :D fa ra atao sarondoha mety ihny ngamba
19. badboy ( 31/12/2008 00:08)
Tena fanina aho diamondra fa azavao @ alalan'ilay fanilonao hoe ny fahamaizanan'ny tontolotsaiko!!! :^) :^) :^)
20. diamondra27 ( 31/12/2008 00:35)
ka za koa aza tena tratry ny fakampanahy amin'ny ataonao fa voarebirebinao eto, adinoy le resaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2882