Iza no mahafantara.....

1. Fiffi ( 28/12/2008 09:47)
heu....iza no mba mahafantatra na mahay an'ity ? mba omeo anaha fa tena ilaiko io an ! de merci d'avance :) :-* :-*

I Dada malalako sy i Neniko zay
Dia fola-damosina ery tam nay
I Neny nibaby......
I Dada.......miasa

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/smileys1094.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/Smiley_content.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/a_plain.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/bougienoel.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/3d-respect-43.gif[/IMG]
novalian'i niryna ny 02/01/2009 18:23
2. Fiffi ( 28/12/2008 09:47)
mahafantatra fa misy diso :oops: :oops:
3. sitlo ( 28/12/2008 09:58)
Esy, tsotra kosa ny manolotra cadeau ho an'i Fiffi izany. http://vetso.serasera.org/?rub=vetso/vetso&vid=v46a9bae37f910
Izany hoe valy babena fotsiny no fanoratra azy.
4. Fiffi ( 28/12/2008 10:25)
sitlo: mciii :) :-*


5. sitlo ( 28/12/2008 10:33)
tsy misy fisaorana fa tratry ny krismasy
6. Fiffi ( 28/12/2008 10:46)
Merry Christmas sitlo de misaotra betsaka.....

7. Andribe ( 28/12/2008 17:14)
hira tany @ maternelazany
8. Lejoba ( 30/12/2008 11:30)
VALIM-BABENA

I dada malala sy i neniko izay, fola-damosina ery taminay
I neny nitaiza, nibaby, nanasa
I dada isan'andro torovana miasa
Inona kosa no havaliko ireny?
Fitiavan-tsy ritra an'i dada sy neny?
Manaraka tsara izay anatra omeny;
Mivavaka ho azy no valim-babeny

MPANORATRA ???? tsy haiko, angamba Randza Zanamihoatra
9. mmmhh ( 30/12/2008 13:32)
tam mbola kely de mpindapinda ery manao an'io tsianjery io nefa tsy haiko akory ny dikany. Aza mba dondrona ihany hoah :-D
10. Noue ( 30/12/2008 17:56)
=)) =)) =)) =)) =))
11. niryna ( 02/01/2009 18:23)
Misaotra lejoba a> mitovitovy an'io ihany koa

Ny ahy indray toa hoe :

I dada malala sy neniko izay
Dia fola damosina ery taminay

I neny nitaiza,nibaby,nanasa
fa i dada isan'andro torovana niasa

Fa inona kosa no avaliko ani'ireny ?
Ny fitiavana tsy ritra an'i dada sy neny ?

Manaraka hatrany izay hanatra omeny
Ary mivavaka ho azy no mba valim-babeny



[color=blue] TRATRY NY KRISMASY SY NY TAOM-BAOVAO AVY ISIKA REHETRA[/COLOR]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2489