Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha misy manome zavatra ho anao
1. niryna
(
27/12/2008 03:16)
Raha misy manome zavatra ho anao ,dia kinga aho miteny hoe Misaotra Tompoko o
Ilay fanomezan'ATra dia Jesosy kristy
Iay misaotra tompoko dia ny finoanao an'i Jesosy
Raha misy manome fanomezana ve hianao dia anontany hoe taiza io no novidiana,na oviana ity no novidiana, na hoatrinona ? Tsy tonga ve dia faly sady mandray no mitsika ary misaotra ?
Dia toy izany koa ny krismasy
Ny krismasy dia andro nofidiantsika kristiana rehetra ho fankalazana ny nahaterahan'ny Jesosy .Izay fotsiny ilay izy : fanomezan'Atra ny Zanany Lahitokana ho antsika mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay ( Jaona 3:16)
Roa no safidy nomena antsika: Handray ilay fanomezana ve aho sa handaha ?
(l) niryna

novalian'i coopsal ny 05/01/2009 13:58
2. rafitia
(
27/12/2008 03:29)
:?: ka fahalalam-pomba anie ny misaotra , ary ny mihinan-kena tsy lasa-bidy hono mihinana @ eritreritra, noho ny izany tsy maintsy fantarina ny niaviany.
3. ikaretsaka
(
27/12/2008 04:06)
miombon-kevitra amin'i rafitia.. fisaorana atao fa tsy mihanona eo fotsiny hoe nahazo de izay fa mamakafaka sy mandinika
raha zavatra tsy fatatro kosa no omena de normal @ ny saina sy ny fomba ny hijerijery sy hamantapantatra aloha
Raha misy manolotra vary na kaly na zavatra tsy mbola fataoko na fanaovako ohatra dia ny mijery aloha hoe ahoana ny momban'ity kosa no atao voalohany e!
Vo t@ omaly iny aho no nahita vazaha izay vao nihinana ravitoto(ravitoto ny laoka) , fa tsy nisaotra izany mihitsy aloha no nataony fa ny nanontany hoe inona io sy ny avy aiza no nataony voalohany..

4. kotobekibo
(
27/12/2008 09:16)
Ohhhh!!!8O
Ny ahy anefa ny haiko hoe :
Raha misy manome zvt ho anao kinga miteny hoe " ampio kely tompoko fa tsy ampy "
:-D :-D :-D
Ny ahy anefa ny haiko hoe :
Raha misy manome zvt ho anao kinga miteny hoe " ampio kely tompoko fa tsy ampy "
:-D :-D :-D
5. badboy
(
27/12/2008 09:31)
Ka mbola tsy kobonareo ve ilay fika fa ny "curiosité" mihintsy no "banie" @ io kozin'i nyrina io e!! Misy ohateny na "dicton" izay milaza fa "mieux on connait les choses, moins on les craint, moins on est angoissé"!! Aza adino fa ny fomba fampitana ny finoana kristianina ho an'ny malagasy hatrizay dia t@ alalan'ny fampitahorana!!
Famintinana : ny finoana kristianina ampitain'i nyrina dia tsy mila karokaroka miampy dozikely fampitahorana!!! :twisted: :twisted:
Famintinana : ny finoana kristianina ampitain'i nyrina dia tsy mila karokaroka miampy dozikely fampitahorana!!! :twisted: :twisted:
6. kotobekibo
(
27/12/2008 09:44)
badboy > aiza kosa e! izay no fahitany azy d maneho ny heviny izy .
Tsy afaka manome tsiny azy @ izany tsika . Fifanakalozan-kevitra anie izy ity e! Tsy maintsy misy ny tsy mitovy hevitra , fa raha tsy izay manko d , tsy misy ny ady hevitra .
Raha miteny ohatra ny iray hoe mena io loko io , d hanaraka dôly ny sisa rehetra hoe ieee! d vita ny resaka . Mety ho tsy nisy niditra intsony ny serasera an ! :D

8. badboy
(
27/12/2008 15:29)
kotobekibo >> Ianao ranamana no nampiseho fa tsy ny fiziriziriana @ hevidiso akory no ahafahana ilazana fa manana ny marina!! Ny fahaizana mivoatra aratsaina, arankevitra ary manaiky ny diso ho diso no hitondra ny fandrosoana!! Io toetsaina io na "mzentalité" apetrak'i nyrina dia nianandry zareo frantsay t@ andron'ny moye âge!! Ka isika ve izao izany vao manomboka mandalo ny "moyen âge" gasy alohan'ny hahatongavan'ny fifohazana na "renaissance"?? Dia efa homanina izany ny taonjato 4 manaraka ny @ izany ady @ hahatongavana @ renaissance izany!!
Courage tsika Noue, Ikaretsaka, Fijo, Rafitia, Rabilabila ......... sy ny tenako Badboy fa mbola lavitra ny lalana homban'ny fivoaran'ny toetsaintsika malagasy!!!! :twisted: :twisted: :twisted:
Courage tsika Noue, Ikaretsaka, Fijo, Rafitia, Rabilabila ......... sy ny tenako Badboy fa mbola lavitra ny lalana homban'ny fivoaran'ny toetsaintsika malagasy!!!! :twisted: :twisted: :twisted:
9. harry5
(
27/12/2008 15:29)
krismasy moa ni andro ka mba alefaso lé hira ssy tsianjery ka ny voalohany de de mbola misi mahay hiany ve io tsiajery io
hoé :
raha misy manomé zavatra ho anao kinga miteny hoe misaotra tompoko ohh
ny akoho misotro rano ......tohizo
jereo ny tananay madio tsara ery .......
jereo ny volonay ....
avy ange tazano ....
misi mblola mahay ve ????
tsra mba alefaso eto mba hianaran izay tsi mahay tsoni hihih
JOYEUX NOEL NIRYNA

10. ikaretsaka
(
27/12/2008 18:50)
kotobekibo:
badboy > aiza kosa e! izay no fahitany azy d maneho ny heviny izy .
Tsy afaka manome tsiny azy @ izany tsika . Fifanakalozan-kevitra anie izy ity e! Tsy maintsy misy ny tsy mitovy hevitra , fa raha tsy izay manko d , tsy misy ny ady hevitra .
Raha miteny ohatra ny iray hoe mena io loko io , d hanaraka dôly ny sisa rehetra hoe ieee! d vita ny resaka . Mety ho tsy nisy niditra intsony ny serasera an ! :D
izay ange le lazaiko foana hoe diso pilipitra e
Raha mena io ka hainy ny manazava ny maha mena ilay loko dia ieeee
Fa ity ny mena tsy hainy ny manazava azy fa de mena fotsiny hono io dia izay no naverimberina .. dia izay tia karokaroka na manontany azy lalindalina ka tsy voavaliny ilay fanontaniana dia lazainy fa manenjika ny mena sy fahavalon'ny mena..
ny fanazavana ny tena mahamena azy no hatao aloha sy ny fiketrehana momba izany..fa tsy ny fanerena fotsiny hoe mena: ekeo!
11. Zozoro
(
27/12/2008 19:01)
harry5:
krismasy moa ni andro ka mba alefaso lé hira ssy tsianjery ka ny voalohany de de mbola misi mahay hiany ve io tsiajery io
hoé :
raha misy manomé zavatra ho anao kinga miteny hoe misaotra tompoko ohh
ny akoho misotro rano ......tohizo
jereo ny tananay madio tsara ery .......
jereo ny volonay ....
avy ange tazano ....
misi mblola mahay ve ????
tsra mba alefaso eto mba hianaran izay tsi mahay tsoni hihih
JOYEUX NOEL NIRYNA
Raha misy manome zavatra ho anao,
Kingaha miteny hoe : misaotra tompoo ô!
Ny akoho misotro rano
Na be na kely ao
Andeha ange tazano
Diniho sy jereo
Fa izay azo andrandraina
Fisaorana no ato
Rankizy ! Mba misaina
Ambaka ve ianao ???
Vita tompoko
TRATRY NY NOELY ê!
12. kotobekibo
(
28/12/2008 14:41)
fahamarinana:
:arrow: :) olo-kendry kay bekibo io an.... :wink: (l)
Adala mody hendry re a! mahay mamitaka beuuu :-D :-D :-D
Hitako fa nareo retra mbola hendry lavitra noho zà kouh !
( sa adala mody hendry tahaka ahy daholo ? ) :-P :-D
13. Koditra
(
28/12/2008 18:02)
Zà alou tonga dé misôtra avy hatrany vao miainga any fotsiny lé tànana manolotra eh, après an'izay aho vao mety hanadihady na dia tsy dia fahalalapomba loatra aza zany. Mandray aho, dé misaotra, refa tsy tiko lay fanomezana, tsy hohaniko iny (raha sakafo) na tsy hanaovako iny (raha fitafiana na firavaka), tsy ho lazaiko an'lé oul akory zany.
Amiko, ny valin'ny fanomezana dia fisaorana. Zay no fahalalapomba sy fahaiza-miaina.
Raha manontany Niryna oe "handray sa handà ?", ny valiny dia tokony ho raisina ny fanomezana na tiana na tsy tiana, tsy maintsy isaorana koa ny Mpanome.

14. jemimah
(
29/12/2008 08:13)
mba omeo toko sy andininy ao @ baiboly milaza mazava fa ny 25dec no teraka jesosy
15. jemimah
(
29/12/2008 08:16)
tsy manda mihintsy hoe fanomezana lehibe ho antsika i jesosy ary fanavotana fa lay famoronana lay daty naterahany kosa aloa tena mahagaga!misy soratra ao @ baiboly fa tsy aiko lay toko sy andininy hoe aoka tsy hanampy na hanaisotra zay voasoratra ao @ soratra masina
16. prime
(
29/12/2008 08:50)
Misaotra nyrina a... :)
jemimah> Mitombina ny fanamarihanao... tantara lava dia lava io fa handeha ny mpikaroka ikaretsaka, satria ny konsiliny no nametraka an'io no omena sehatra hanazava azy kokoa...
jemimah> Mitombina ny fanamarihanao... tantara lava dia lava io fa handeha ny mpikaroka ikaretsaka, satria ny konsiliny no nametraka an'io no omena sehatra hanazava azy kokoa...
17. ikaretsaka
(
29/12/2008 18:07)
Tsy misy koa ao @ baiboly miteny hoe izay andinintsoratra masina metimety aminareo ihany no aoka hotsimponinareo sy ataonareo tsianjery maimbo hanamarinanareo ny tenanareo.
19. niryna
(
30/12/2008 16:33)
rafitia:
:?: ka fahalalam-pomba anie ny misaotra , ary ny mihinan-kena tsy lasa-bidy hono mihinana @ eritreritra, noho ny izany tsy maintsy fantarina ny niaviany.
dia efa nampahafantarina antsika izany fa avy amin'Atra no niavian'ilay fahasoavana lehibe dia ny zanany lahitokana no nataony fanomezana ho antsika rehetra e
:D
20. niryna
(
30/12/2008 16:39)
jemimah:
mba omeo toko sy andininy ao @ baiboly milaza mazava fa ny 25dec no teraka jesosy
jereo any ambadika any fa efa misy fanazavana any.Manazava hoe tsy tamin'io fotoana io kristy no teraka fa fotoana niarahan'ny rehetra natao ahatsiarovana ny andro nahaterahany io ,marina izany tsy misy mahalala isika hoe oviana izy no teraka saingy samy mahalala kosa isika hoe tena manaiky azy ho Tompoko sy Mpanavotra ahy ary Mpamela ny heloko tokoa ve i kristy ? MIno azy tokoa ve izaho fa Atra izy ? Nisy tokoa ve izany kristy izany ? ny toerana nahaterahany,ny nahatonga azy tety an-tany, ny mahaolona nitovy antsika ... Ny mpaminany dia nampiseho izany tao anatin'ny baiboly ary dia nitranga tokoa izany