'Zaho mbola tia nefa...

1. tsihataorana ( 25/12/2008 13:04)
Joyeux Noël

Efatra taona 'zay no niaharanay sy vadiko, samy mias izahay roa. Tiko izy ary tena najaiko. Mifofotra mafy aho mba hanatsara ny tokatranonay...
Roa herin'andro lasa zay: nony sendra nirava aloha za de nadeha nitsena azy. Izy mampiaraka no hitako ka taitra be za. Tsy noteneniko izy satri tena tsy nampoiziko. Ny ampitson'iny fananiko notsenaina indray satri ohatra ny tsy tena mino aho fa vitany izany. Vao maika pur ny zvtr hitako ary narahiko t@ taxi avy afara fa tena mamitaka ahy ny vadiko. Tonga tao antrano de nolazaiko taminy t@ fo feno tambitamby fa hitako ny vztr hataony...
T@ mardi lasa teo de tena nifona tsara izy ary nanapakevitra izahay roa fa hanorina fiainana vaovao. Nofafako toy ny tsy nisy ny zava-bitany tamiko.
Mercredi alina nony rava niasa za de izy mampiaraka @ lelà hafa indray no hitako.Natoniko izy, mou tsy izy indray no nila vaniny tamiko? Mbola tsy ni-tel za izy hatr@'zao. Tsy fanaony anefa izany. Nefa "tena tiko izy "...
Inona ny hataoko? Mba valio re aho!
novalian'i atonamia ny 17/02/2009 07:45
2. xxx ( 25/12/2008 15:15)
ka nenao aza ange ny profil ataonao ato oe mitady vady eh!!de nefa enao manambady!
3. Noue ( 25/12/2008 15:47)
:-D :-D :-D :-D :-D ka sao dia oe nisy an'io dia lasa nanapakevitra kosa izy hitady solony eee ?? :-D :-D :-D :-D
4. nelina ( 25/12/2008 16:47)
mampalahelo ny zavamisy! nefa jereo fa vehivavy aho no miresaka eto fa misy tsy mety any hoanay matoa ny vehivavy mahavitan'izany fa jereo tsara é!na mety manana + noho ianao lay olona ka miezaha @ lafiny rehetra! dia tsy misy tsy vitan'ny fifampiresahana! mahereza!!!
5. xxx ( 25/12/2008 18:33)
nelina>de ilay fitiavana ve zany de tsy maintsy asina oe resaka fanana ?
resaka interet zany no tena hitiavan'ny vevavy bandy?
6. heidi ( 25/12/2008 21:18)
Mbola tsy ni-tel za izy hatr@'zao. Tsy fanaony anefa izany. Nefa "tena tiko izy "...

fa angaha tsy iray trano no hoe tsy ni tel zà izy??????
7. kotobekibo ( 26/12/2008 00:20)
tsy te ho eo @ toeran'élah less zà bainn a!
tsoriko fa tsy saropiaro zà na misy mikoty eo imasoko aza rafotsy , fa izany indray tena fanalàna baraka ny tokatrano any ivelany klé .
Efa tsy tia less izy a! mety ho interet sy façades no iarahany @ ialahy sisa .
Tanàla very sampy ka ny manova no mety less a!
Mazamazana fa mitadiava milay hafa , ary ampisehoy azy ny zvt rater-ny d ampy e!
korazy less
8. Papoose ( 26/12/2008 00:42)
rehefa afaka @ fialana nenina dia miala moramora am-panajana!!! mba tsy hanimba ny bogossitE sy ny kariera! rehefa niezaka de efa tsara be fa ny tsy niezaka mihitsy no mety hanenina!!!!!!!krazy eee!!
9. tsihataorana ( 26/12/2008 06:21)
fa angaha tsy iray trano no hoe tsy ni tel zà izy??????

Tena iray trano izahay, mpivady nandritra 4 ans, nony vao nisy iny action iny narary be za satri tsy zakako le izy.De lasa za naka sina kely ilay hoe erin'andro 2 lasa voalazako ery ambony...Nifampiresaka izahay fa hifamerina satri nifona izy. De niseho indray ilay t@ mercredi.Ny fanaony raha vao misy zvtr tsy mampitombona ny sainy eny fa na samy ampiasana de tsy mitrahatra miantso aho izy. Nefa hatramin'izao de mbola tsy niantso ny havako.
10. apache ( 26/12/2008 08:23)
efa nisy hevitra nosokafan' ity Tsiatahorana ity teto momba ny fitiavana, tsy tadidiko izy izay na hoe kely basy kely lery io na hoe ejaculateur précoce,
tadidin 'i tsiatahorana ve ? satria mety misy ifandraisany @ izao zavatra mitranga izao le dinika nosoratanao efa elaela izay !
11. tsihataorana ( 26/12/2008 10:59)
An,an kosa eh! Tena resaka serieux ity ry Apache ka ra tsy zany ve de hila hevitra eto @ andro fety! Fa le kely basy alou de namako ihany eh raha tadidinao tsara lay sujet. Fa zao tena blèm-ko mintsy fa mba omeo hevitra re! Niantso aho ihany izy vao 30mn passée zay fa tsy nasiany resaka ilay vztr niseho t@ mercredi alina fa nataony ohatra ny hoe 'lay resakay mardi de tonga ny androany. Tena mihevitra za ho maty be aminy izy na dia tsara fo taminy aza za.
Omeo 'lay tena hevitra ry Apache fa inona ary ity!
12. kotobekibo ( 26/12/2008 11:26)
tsihataorana > ilay t@ alarobia , nifampitantana t@ ilay lhl hafa v izy sa niaraka teny andalana fotsiny ?

-Raha toa ka tena nifampitantana ry zareo ny alarobia teo d midika izany fa tsy miraharaha an'élah izy . Samy mpamosavy mandeha alina , hono , fa izay miseho aloha no ratsy . Ny dikan'izany tsy fanajana ny tokatrano ny fampisehoana imasom-bahoaka . Raha niafina tsy nisy nahalala tany dia tsy d koi loatra . Azo leferina , sinon fanaovana ts'inn ts'inn an'ilay iarahana ( tsy fanajana ) .

- Raha mpiaramiasa na namany fotsiny , niara-nody na niara-nivoka ny fiasana kosa d diso indray élah @ izay fotoana izay , satria fahasarota-piaro @ tsy misy dikany .
Rariny raha misondrotra izy @ izay fotoana izay , satria alain'élah baraka eo imason'ilay namany na mpiaramiasa aminy , tahaka ny hoe ol tena tsy azo itokisana .

Antsoy izy d anotanio ny tena marina , ary izay vao màka fanapahan-kevitra élah .
13. apache ( 26/12/2008 12:32)
Ka inona ny solution mety aminao :
Solution Gidfragidra sa solution pacifique
solution gidragidra :
1- tratrarina izy le mampiaraka, tonga de potehina tsy asiana hantra izy sy le kof -boay (mon préferé)
2- Resahina ny Ray aman-dreniny hoe : tsy mamely mints ity zanakareo fa tsy haiko hoe ny reniny ve no tahafiny sa efa fombanareo mianakavy ny mampirafy ... dia mifampitso-drano, bye ! bye ! ny entana angah no tsy efa laninay.
Solution pacifique :
1- Miaritra trèfle (tsy azoazoko) : manao carte sur table hoe inona no zavatra tsy tianao ataoko bla ! bla ! bla (afaka 2 mois dia miverina mampirafy ihany)
2- mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony (préferé' ny Jesosy); enao nefa tsy Jesosy donc sarotra aminao ny hanantateraka an'io.
reo aloha no hitako fa aleo hitady solution hafa ....
14. tsihataorana ( 26/12/2008 13:05)
Kotobekibo:
'zao ny zvtr niseho: Nitsenaiko ankinafinafina izy de nisy fiara nitsena izy teo, nifanoroka be t@ vava.De naraiko avy aoriana @ fiara hafa tsy fantany. Hitako ny debut sy ny fin ny zvtr nataony tanaty 3hs eo ho eo. De 'zay nahatonga za nisintaka haka rivotra. Noleferiko iny ref'avy eo t@ mardi.
Mercredi ariva, tsy niasa izy fa tokony tany an-trano. Ny namako mpiara-miasa no niteny tamiko fony vao nivoaka ny vavahadim-piasako izahay:"tsy vadin'lah iry? Mifampitantana @ lela vaza miaraka @ vevavy gasy 1 sy vaza lah hafa koa. Izany ohe couple 2...Izaho no nenatra ny namako mpiaramiasa satri nafeniko azy ireo ny problème nay mivady satri tiko izy. De natoniko izy, notambatambazako nefa izy indray no tezitra amiko .
Apache:
Misaotra betsaka fa jeune be ny tena ka tsy tafa ny gidragidra satri manimba carrière. Sady bobaka loatra ny rafilahy. Mafy izany hoe tia eh! Za te hisaraka nefa mbola tia...
15. kotobekibo ( 26/12/2008 13:51)
tsihataorana > tena mazana izany bainn fa tsy afenina a! tsy hoe manambany moral zà , fa kosa na tiana aza ny zaza ref manaiki-nono akifika .
Tsy miteny zà hoe mora ny hanadino azy , fa kosa manàna fierté bainn a! aza ampisehoana akory fa resy élah .
Nangataka vaha-olana élah bainn ka io no nataoko raha teo @ toeran'elah zà .
( tsy élah no 1° ary koa tsy hoe bandy farany hanavy vokatry ny vhv , fa efa nandalo teo daholo angamba )
korazy bainn a! sipa less bdb a! jereo fotsiny na eto aza d bdb ny milay sy manja kely .
(l) ho an'ny sipa serasera retra e!
16. xxx ( 26/12/2008 14:18)
solution tsotra indrindra!! saraho de manodina pejy araka ny tena vazaha!
aza manao izay makarary fo @ vehivavy ray fa maro ny vehivavy maneraka ny nosy!
17. Papoose ( 26/12/2008 23:11)
mba vakivakio ihany le tadiompitiavana iny, sao mba misy torohevitra! :D
18. peta83 ( 27/12/2008 08:48)
eny e, na vevavy ary za d bola hiresaka iany! am place nao zao le atao hoe ts malala tsy tina, nenao zao efa mangarom-biby an-davaka e!fa matoa izy manao sipa sady efa tsy afeniny tsony d efa mazava zan no tiny ambara @le fitenenena hoe"vakina fotsiny" marina fa hoe vadinao izy fa rehefa manitsaka antampidoha kosa ve tsy ahafaty??? zay fa mahereza d ataovy am-pisainana daolo ny zvtr reetra ze ho ataonao ary MIVAVAHA.
19. sipagasy ( 27/12/2008 13:35)
Papoose:

mba vakivakio ihany le tadiompitiavana iny, sao mba misy torohevitra! :D




mba omeo rohy misy an'iny tokoa hoe aho izya manana e!!!!

misaotra e! :-*
20. Koditra ( 27/12/2008 20:40)
kotobekibo:

tsihataorana > tena mazana izany bainn fa tsy afenina a! tsy hoe manambany moral zà , fa kosa na tiana aza ny zaza ref manaiki-nono akifika .
Tsy miteny zà hoe mora ny hanadino azy , fa kosa manàna fierté bainn a! aza ampisehoana akory fa resy élah .
Nangataka vaha-olana élah bainn ka io no nataoko raha teo @ toeran'elah zà .
( tsy élah no 1° ary koa tsy hoe bandy farany hanavy vokatry ny vhv , fa efa nandalo teo daholo angamba )
korazy bainn a! sipa less bdb a! jereo fotsiny na eto aza d bdb ny milay sy manja kely .
(l) ho an'ny sipa serasera retra e!

Tena marina letsy zany bainn a! Ary io tsy hoan'ny lhl irery iany fa na hoan'ny vhv koa aza!
Matoa zay no vitany, dé efa tsy ao intsony zay lay fitiavana, na aninona elah na hanao inona. Ny manova malaky no solution. Asa alou fa zay no fahitakjo azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1485