'Zaho mbola tia nefa...
21. Koditra
(
27/12/2008 20:44)
Papoose:
mba vakivakio ihany le tadiompitiavana iny, sao mba misy torohevitra! :D
Nenao kosa efa solution hafa mitsy ranga ah!
Raha romotra eo lery dia iza no hofikiriny eo nefa na ny vady aza efa tsy tafa tsony ??? :-D :-D
22. tsihataorana
(
28/12/2008 06:30)
Misaotra betsaka ry kotobekibo sy ry koditra fa nanamaivana ny etat-ko mintsy ny famakina solution ni-proposé nareo. Tena tsapako fa manana namana tena manampy eto @ serasera.Hezako arak'izay mety sy aingana ny hanantanteraka azy; nefa hiara-mahalala fa tsy mora ny mamono ny afom-pitiavana, fa indrindra zvtr efa nokolokoloinao sy novolenao tanaty taona maro. Refa tena nandinika ny tenanay de zay ihany no mety.
Saingy indrisy ny tena toka-po,mba nandende nijery sipa fa ohatry mbola tsisy na-resoudre problème,ohatry ny tsisy hitako milay , cause eh!
Asa re zay hiafarako eh! Sa hanao dizidizina kely rangah?
Saingy indrisy ny tena toka-po,mba nandende nijery sipa fa ohatry mbola tsisy na-resoudre problème,ohatry ny tsisy hitako milay , cause eh!
Asa re zay hiafarako eh! Sa hanao dizidizina kely rangah?
23. kotobekibo
(
28/12/2008 13:08)
tsihataorana > Ilay resaka taoka ialao pà @ izao fotoana fa vao maika manimba ny image-n'élah eo anatrehan'ny sipa hafa , mihena indray ny chance kely ananana .
Normal kosa raha tsy misy hitan'elah hoe milay ny sipa hafa @ izao fotoana e! izay ilay hoe mbola jamba bainn a! :D
Tsy maintsy mararirary kely eny aloha fa ref avy lasa indray izao . ( efa nandalo t@ izany dôly bainn a! tatin'ny hafa v d tsy ho tatin'élah ? )
Ataovy izay tsy hifankahitana aminy aloha @ izao fotoana , fa manjary tena mamoaka ny fota-mandry sy maha b faka-panahy .
Omeo ny namanareo itambarana ohatra ny lakilé d ry zareo no manome azy ny entany na koa élah no mikisaka mitady vovo hafa .
Raha ilaina aza 1 taona mihitsy , d avy eo miresaka tsimoramora sy ho mpinamana tsotra , ao aoriana .
Ataovy izay ahafahana miova rivotra kely any an-tanàna raha misy ny moyen less bainn , ary tena ho hitan'élah fa ho adinon'élah izy a!

24. Koditra
(
28/12/2008 16:27)
tsihataorana : tsisy fisaorana letsy.Kourazy fa tsy moramora io, tsy vitana erinandro na tapabolana na 2 volana io fa arakarak'zé ezaka ataon'lah eo iany. Hevitra tsara iany ko io voalazan'ny Kotobekibo io.
25. Papoose
(
28/12/2008 21:33)
sipagasy:
mba omeo rohy misy an'iny tokoa hoe aho izya manana e!!!!
misaotra e! :-*
googleo fotsiny hoe :tadiom-pitiavana tonga dia hita ao!!!
koditsa, ka rehefa maka rivotra ihany de mba ilaina koa le mi changer les idees, satria mandehandeha hono mahita raha dia efa tena nahita tokoa moa izy ary nankary ny fony, fa mba zvt mampifalifaly fo ndray no tokony tadiavina!!!:D
26. xxx
(
28/12/2008 22:23)
Mahaiza mionina r'ise an! tsy anjara izy zany araky ny fahitako azy avy lavitra. Fa mba efa nanontanian'ise ve hoe fa maninona izy no manao an'izao zavatra ataony izao??? efatra taona ve nareo no niaraka dia tsy nisy zaza?? enfin, tantara efa vita zany angamba hoy ise amiko, fa manitikitika ahy fotsiny hoe: inona no antony hanaovany an'izao. Ny relation-ko mantsy tsy vitan'ny miteny fotsiny hoe tiako tiako fa mila projet sy zavatra concret.
Enfin, ny momba ny lazain'ny sasany indray hoe miovà rivotra, dia hevitra tsara fa tsy mampiova ininona. Resaka be fotsiny ny hoe ny fotoana mandeha mampiova zavatra, sentiment io ka tsy foanan'ny fotoana izany amiko. Ise fotsiny no tokony manapa-kevitra hoe: vita iny resaka iray iny dia mandeha amin'ny lalan-kafa indray izao. Tsy mora io lazaiko io, fa izay ilay mitia. Mankarary sy mampijaly koa fa tsy milay be foana.

27. apache
(
29/12/2008 05:37)
Mokon-doha no hitako tsy ampy kely @ i Tsiatahorana. Combat anie ny fiainana ry Tsiatahorana eh ! ny tiako hotenenina dia hoe : somary mandefitra ianao par rapport @ le vadinao dia lasa \"c\'est elle qui porte la culotte dans la famille\". Ianao anefa no lohan\' ny fianakaviana, tokony vao mitrerona fotsiny ianao dia mamitsaka daôly na ny totozy ao an-tranonareo aza. Misy \"image-na super hero\" tsy hitan\'ny vadinao ao aminao dia lasa figurant ianao ao anatin-le film nareo. Soso-kevitra ny ahy fa avereno amiko raha tsy mety. Aza avela omena lalaovin\'ny olon-kafa ny rôle-nao ! okay !
28. tsihataorana
(
29/12/2008 10:33)
Mokon-doha no hitako tsy ampy kely @ i Tsiatahorana. Combat anie ny fiainana ry Tsiatahorana eh ! ny tiako hotenenina dia hoe : somary mandefitra ianao par rapport @ le vadinao dia lasa "c'est elle qui porte la culotte dans la famille". Ianao anefa no lohan' ny fianakaviana, tokony vao mitrerona fotsiny ianao dia mamitsaka daôly na ny totozy ao an-tranonareo aza. Misy "image-na super hero" tsy hitan'ny vadinao ao aminao dia lasa figurant ianao ao anatin-le film nareo. Soso-kevitra ny ahy fa avereno amiko raha tsy mety. Aza avela omena lalaovin'ny olon-kafa ny rôle-nao ! okay !
Fitiavana ry apache tsy misy an'izany mokon-doha izany eh! Mba niteny hoatr'elah kou za teo aloha fa tratra eh! Ary n'izaniza tsisy tsy malemy raha tratran'io fitiavana io.ny andresena azy sisa no ketreina refa voa. Lalana mbola handalovana ary efa nandalovan'ny maro anie no misy za zao eh! Kely sisa de efa ho sitrana aho fa @ izay mba mananatra koa. Na matanjaka ohatran'inona elah na manambola tak'inona tsy mahatohatra fitiavana. 'Zay eh!!!!
29. ikaretsaka
(
29/12/2008 17:21)
Ny mokon-doha tiana lazaina eto angamba dia hoe asiana fisainan mba tsy ho jamba fahatany fotsiny. Marina fa betsaka ny jambam-pitiavana fa mba asiana fiheverana koa fa tsy vao hoe jetem de :^) na efa ho faty aza!
30. xxx
(
30/12/2008 12:46)
tsiatahorana a! nalemy loatra ny nitondranareo azy hatramin'ny voalo! marina fa hoe mila ny liberter any izy fa tokony nasianao teritery ihany izy tsy hiboraka loatra ,ohatra hoe tsy naseho be taminy mitsy oe maty taminy tanterak nareo,na nandady taminy ,fa raha tamin'ny vao nahatratra azy voalo iny ngah no niantso ny mamany ,dadany , iray tampo sns natao tena oe tsy tantinao le izy de mety nataoatra iany izy fa ny anao zay mety hoe:: aza manao anzany tsony cherie an!!aza mety hoentin'ny hoentin'ny bandy any amin chambre tsony an!! de na izy ary mievitra oe tsy grave zany fa voaritrandra tsihatahorana matoa tsy nikorapaka be izy.fa manandrama enao ndray no ataovy hitany manao ohatran'ny nataony ka ra nanavy izy de mbola ao tsara zay fa ra tsy nikozy izy de maka corner iany alou
31. Mirananirina
(
30/12/2008 14:19)
Hay ve ka misy lhl resibavy ihany e.Neveriko fa ny lhl foana no mampirafy hatrizay.
32. kotobekibo
(
30/12/2008 22:21)
ikaretsaka:
Ny mokon-doha tiana lazaina eto angamba dia hoe asiana fisainan mba tsy ho jamba fahatany fotsiny. Marina fa betsaka ny jambam-pitiavana fa mba asiana fiheverana koa fa tsy vao hoe jetem de :^) na efa ho faty aza!
aza manao an'izany élah fa zà koa taloha tena tsy nitamby sipa izany , ze te andé mandé , sady nandao tsy ampieritreretana koa . Tena sans pitié hoy ny fitenenana .
Fa nisy sipa iray izay ouah tena tsy nahendry ahy , tao anatin'ny fihainako farany mangidy sy maizina koa no nolaozany zà ka tena nandraingiraingy mihitsy .
Naharitra ela vao tafarina .
Lalàn'ny fihainana ka niafiana teny , nony kelikely taty aoriana d lasa injay izao .
:-D :-P
Ny aza voa fotsiny e!
tsihataorana > Ny situation-n'élah bainn 100 heny tsara noho ny ahy t@ izany andro a! don't korapaka ozy ny masina ozy .
34. Lejoba
(
31/12/2008 18:10)
toa sanatria mivarotra fika be mihitsy ilay ankizinareo le.
Ny hitako aloha, rehefa ny sipa no mandeha efa tsy ao am-pony intsony izany nareo eh.
Mahaiza mionona dia mijere ho avy vaovao fa tanora ny tena eh
Ny hitako aloha, rehefa ny sipa no mandeha efa tsy ao am-pony intsony izany nareo eh.
Mahaiza mionona dia mijere ho avy vaovao fa tanora ny tena eh
37. sakaizakely
(
05/01/2009 21:27)
don't korapaka ozy ny masina ozy .=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
misy resaka bizna sitlo pika kou kay izy zany :-w :-w :-w :-w
39. TWING
(
13/01/2009 15:18)
tsihataorana
tsy mora io baina fa tena sarotra satria fitiavana no resahina.
omeko zavatra hitako ela dia:
mivady mananjanaka 2 iray trano.
alina ny andro dia ramatoa miaraka @ sipany ao antranonjareo ao @ efitrano ilany manao RS.tantin lery izany ary @ zao dia lasa nipetraka any ampita ry zareo.
ny ahy lesy tsy zakako ny fahitako ny vadiko tengenan ny bandy zany an
feo fotsiny az dia hanaovako fanadihadina, nohon ny voaporoko dia nisaraka mihintsy izahay.za leity tsy iray vilia @ bandy zany fa rehefa ana io dia ana e.
fehiny: samy manana ny fitiavany io fa ela no mahita azy
bons ela dia feo fotsiny ny an ny olona fa ialahy no hitondra ny fiainan ela e

40. soanja
(
15/01/2009 05:17)
tsihataorana:
Joyeux Noël
Efatra taona \'zay no niaharanay sy vadiko, samy mias izahay roa. Tiko izy ary tena najaiko. Mifofotra mafy aho mba hanatsara ny tokatranonay...
Roa herin\'andro lasa zay: nony sendra nirava aloha za de nadeha nitsena azy. Izy mampiaraka no hitako ka taitra be za. Tsy noteneniko izy satri tena tsy nampoiziko. Ny ampitson\'iny fananiko notsenaina indray satri ohatra ny tsy tena mino aho fa vitany izany. Vao maika pur ny zvtr hitako ary narahiko t@ taxi avy afara fa tena mamitaka ahy ny vadiko. Tonga tao antrano de nolazaiko taminy t@ fo feno tambitamby fa hitako ny vztr hataony...
T@ mardi lasa teo de tena nifona tsara izy ary nanapakevitra izahay roa fa hanorina fiainana vaovao. Nofafako toy ny tsy nisy ny zava-bitany tamiko.
Mercredi alina nony rava niasa za de izy mampiaraka @ lelà hafa indray no hitako.Natoniko izy, mou tsy izy indray no nila vaniny tamiko? Mbola tsy ni-tel za izy hatr@\'zao. Tsy fanaony anefa izany. Nefa \"tena tiko izy \"...
Inona ny hataoko? Mba valio re aho!
Ny fomba iray hamana olana goavana na madinidinika amin\'ny fanambadiana dia ny fifampiresahana ihany. Io no fototra iarahan\'ny mpivady ho IRAY ary IOMBONAN\'IZY IREO. Hevero toy ny hoe handeha hanao foot ianareo amin\'ny tokatrano. Ianareo roa mifanandrina amin\'ny fiainana sy miara milomano ao anaty fifaliana amin\'ny fiainana rehefa mandresy. Mifanohana lalandava. Sarotra ny mahatafita ny hafatra indraindray fa mila taktika ary ilay malefaka, ampitiavana hatrany no fanafody mahatafita azy.
Aza miandry azy hanomboka resaka momba ny olana hitanao, fa raha misy zavatra tsy zakanao any na tazanao na atahorana n\'inona n\'inona dia atombohy ny resaka.
Aza heverina fa izy , ilay ramatoa irery, dia afaka hamaha izany olany izany. Ianareo mivady no afaka mamaha izany olana izany. Aza andrasana ny famahana olana. Aza havela holavo sy ho resy izy vao hamonjy handray azy ianao. Mahavery ny fiainana. Feno mistery! Fantaro raha mbola azo atao ny momba azy; Fantaro noho ny fitiavana. Avy aminy.
Inona no zakanao, inona no tsy zakanao? resaho aminy izany. Inona no tsy zakany ary inona no zakany? anontanio izy? Tiany ve ilay tongavana tampotampoka sy tampotampohana?
Tianao ve ny laingalainga sy ny fitapitaka? Teneno aminy izany.
Inona no tsy ampy eny aminy na ny mahafinaritra azy? fantaro izany.
Inona no azonao hanampiana azy? Ary inona no azony hanampiana anao? Ianareo roa no mahafantatra izany. Aza havela hisy mistery eo ampovoanareo!
Aiza/fomba amin\'ny ahoana/oviana aminareo roa no hisian\'ny Fifampitokisana. Teneno izy rehefa miantomboka izany ao aminao. Ary angataho hilaza ny azy rehefa manomboka ny azy.
Ny fitiavana dia ifampizaran\'olon-droa fa tsy mandeha irery amin\'ny mpivady. Mino aho fa raha mbola ao io dia hisy ny fanajana ny tsirairay amin\'ny mahatokatrano iombonana azy!
Zavatra iray tena fantaro anefa dia
TSY AFAKA MIORINA EO AMBONY LAINGA NY TOKATRANO. Omeo fahafahana izy hanome ny marina. Aza tsaraina izy. Tiavo izy amin\'ny olany. Fantaro koa anefa ny kilemanao. Omeo azy ho ohatra hahafahany hilaza ny fahamarinany.
Hanafaka anao amin\'ny fanandevozana ny fahamarinana! hoy ny manam-panahy.
Raha mbola azo tsaboina ilay olana dia asehoy azy fa ampinga fioharana ny eny aminao. Ianao tokiny, izy tokinao!
Raha tsy azo moa atao ahoana fa fombam-piainana ny manao veloma ny malala ,na dia mafy aza ny mamela azy hitady ny fahasambarany any an-kafa!
Fitiavana daholo izany!