Miala any indray ny Christy3, mbola izy koa ve??
1. dadasy
(
24/12/2008 14:42)
Vao zao za no niditra teto androany, de somary nijery ny namana vaovao, ka nanaitra ny masoko ny namana vaovao "christy3", vavy avy any senegal ary tsy miteny gasy fa anglisy. Asa re raha misy ifandraisany @ christybaby sy i christy2, izay samy avy any senegal ary tsy miteny gasy ity christy3 ity, ary nampiditra fisavorovoroana kely teto @ serasera. Raha tsy izy moa dia ialana tsiny indrindra @ namana vaovao, fa araka ny tenintsika malagasy de hoe "ny anarana hono tanim-boanjo e!"
de tonga soa zany i christy3 ;-)
de tonga soa zany i christy3 ;-)
novalian'i hana ny 30/12/2008 13:44
2. Noue
(
24/12/2008 15:09)
oadrayyyyy eee !
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4951152a16e3c
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m494e5f8540d2d
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4951152a16e3c
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m494e5f8540d2d
3. zandikely
(
26/12/2008 13:37)
Salut Daholo,
Vao izao mihitsy koa mahazo ny e-mail miaraka amina sary lazainareo, ary dia tsy misy hafa fa mitovy amin'ny lazainareo tokoa na ny adresse e-mail aza.
Misaotra nifampizara vaovao !
Vao izao mihitsy koa mahazo ny e-mail miaraka amina sary lazainareo, ary dia tsy misy hafa fa mitovy amin'ny lazainareo tokoa na ny adresse e-mail aza.
Misaotra nifampizara vaovao !
4. hana
(
30/12/2008 13:44)
Salama daholo ô
Tena tsy hitan'ny admin ve izao ô
spam-er avy hatrany izay milaza tena ho christ ao eh, toa anti-christy no tena marina
hana
Tena tsy hitan'ny admin ve izao ô
spam-er avy hatrany izay milaza tena ho christ ao eh, toa anti-christy no tena marina
hana
