Vao zao za no niditra teto androany, de somary nijery ny namana vaovao, ka nanaitra ny masoko ny namana vaovao "christy3", vavy avy any senegal ary tsy miteny gasy fa anglisy. Asa re raha misy ifandraisany @ christybaby sy i christy2, izay samy avy any senegal ary tsy miteny gasy ity christy3 ity, ary nampiditra fisavorovoroana kely teto @ serasera. Raha tsy izy moa dia ialana tsiny indrindra @ namana vaovao, fa araka ny tenintsika malagasy de hoe "ny anarana hono tanim-boanjo e!"
de tonga soa zany i christy3 ;-)
Salut Daholo,
Vao izao mihitsy koa mahazo ny e-mail miaraka amina sary lazainareo, ary dia tsy misy hafa fa mitovy amin'ny lazainareo tokoa na ny adresse e-mail aza.