Dedikasy
1. xxx
(
23/12/2008 19:17)
Ny tenako zany dia faly manao dedikasy manokana ho an'i Prezida hery amin'izao zava-tsoa nataony izao, (tsy inona izany fa ity tranokala serasera ity) ka hindrana an'ilay hiran'i christophe "les mots bleus" za amin'izany, izay milaza hoe:....
Je lui dirai les mots bleus,
Ceux qui rendent les gens heureux,
Une histoire d'amour sans paroles,
N'a plus besoin du protocole,
Et tous les longs discours futiles,
Terniraient quelque peu le style..........
Tsiky dia ampy.
Je lui dirai les mots bleus,
Ceux qui rendent les gens heureux,
Une histoire d'amour sans paroles,
N'a plus besoin du protocole,
Et tous les longs discours futiles,
Terniraient quelque peu le style..........
Tsiky dia ampy.
novalian'i Lejoba ny 29/12/2008 10:47
4. Lejoba
(
29/12/2008 10:47)
Ny manga eo @ Malagasy, rehefa tsy milaza loko dia milaza zavatra tsara : manga feo ohatra. Ka tena mety tsara izany ilay izy ampiasaina eto
