Mitomany fa may ny hotely. Faly fa lafo i Madagasikara
1. kidoropamba (
22/12/2008 16:45)
Iza ary ireto olona mitomany fa may ilay hotely kanefa faly be raha mahita fa lafo namidy @ Daewoo ny tanindrazana?
De hotely hitsenanana an'ireto afirikana mainty kibo ireo izany no MANAN-DANJA kokoa toy izay ny TANINDRAZANA????