maninona no mi-insiste be e

1. diamondra27 ( 21/12/2008 15:23)
de gaga aho fa misy olona mi-insiste be tahaka izao .
Efa hitako sahady anefa hoe toa misy zavatra tsy mazava ny ambadik'izao
tsy karazana arnaque ve itony e

iza koa ianareo no nahazo an'ity hafatra ity

Hello
How are you today i hope you are fine,My Name is Miss Christiana,I saw your
profile at serasera.org and love it.
I will want us to be friends,for something important which I would like to
share with you,and we will get to know each other better, I hope you don't
mind being my
friend. l want you to send an email to me to my email address
(christianc71@yahoo.com), so that l can give you my picture for
you to know whom l am. please i am waiting for your responds to my
email address (christianc71@yahoo.com) Remember the distance or
colour does not matter but love matters alots in life) yours new
friend Christiana.
Please am waiting for your lovely reply to my email address
christianc71@yahoo.com


ngah misy vazah be koa tonga ato amin'ny serasera ry namana?
Dia maninona tsy miteny gasy izao
novalian'i sichuan ny 31/07/2009 17:56
2. tenagasy ( 21/12/2008 15:39)
Mankamamy!

Izaho koa omaly nahazo an'io!
Dia hendratra ihany ny tena satria hafahafa tokoa ilay izy!

Mirary soa!
3. diamondra27 ( 21/12/2008 15:54)
tenagasy izay aza no efa nahiako , ohatry ny manana tsindimandry izany manko za koa.

misaotra tenagasy a

misy le afrkana ireny koa nandefa hafatra taty amiko fa tsy valiako fa mandreraka, milaza fa manambola be izy kanefa mila manome vola azy za aloha :-D :-D fa any am consigne hono le fandehany fa we marary mafy ny reniny etc etc... dia alefaso hono ny numerode compte-ko sy ny taratasy momba ahy

endraso eo paoly wa

nanontaniana izy hoe fa tiza no nahazoanao ny mail-ko de we allah est grand etc etc , tssss tsy mivavaka am allah za tsy tiako ilay olona manao fitaovana ohatran'izao.
4. rapala ( 21/12/2008 16:02)
izaho koa nahazo d nasaiko nosakanan'i hery tsy handefa intsony, ny antony dia tsotra 'satria izy tsy malagasy'!
5. heidi ( 21/12/2008 16:20)
ary de mitovy dool zany ny alefany am oul fa zà kou nahazo otran'io..... :°)
6. diamondra27 ( 21/12/2008 16:26)
tandremo aza sao mandefa mail any nareo vao ahita ny tsy fahita eo isika mianakavy

ary heveriko fa olona 2 ihany no mahazo kay zany tapitra nandefasany daaholo isika

sao de mba ilay christ sa le tsirch tato ihany io no nanao christy2 ndray e, tadidinareo ve ? ny maha samy hafa azy dia ilay akiray tenin'Atra ranoray indray aloha no nalefany fa toa nangataka mail ihany koa izy hoe afaka mitory teny taty amiko fa tsy novaliako .

Miala tsiny raha sendra tsy izy fa mba lasa ny eritreritro koa
7. kelly13 ( 21/12/2008 16:49)
ny anahako 2 b zao no ndray azoko d nosakanako! tsy vao vôlohany no nahazoako an'io tato fda fanitelony zao
8. Noue ( 21/12/2008 17:05)
Mpandefa : christy2
Daty : 21/12/2008 02:11:31 (ora malagasy)


Hello
How are you today i hope you are fine,My Name is Miss Christiana,I saw your
profile at serasera.org and love it.
I will want us to be friends,for something important which I would like to
share with you,and we will get to know each other better, I hope you don't
mind being my
friend. l want you to send an email to me to my email address
(christianc71@yahoo.com), so that l can give you my picture for
you to know whom l am. please i am waiting for your responds to my
email address (christianc71@yahoo.com) Remember the distance or
colour does not matter but love matters alots in life) yours new
friend Christiana.
Please am waiting for your lovely reply to my email address
christianc71@yahoo.com

io ny ahy eeee ! dia io ny nandefa azy ka inona no atao ????


9. tslem ( 21/12/2008 17:10)
Vao nanokatra hafatra koa ao dia misy an'io koa ny boatiko, ilay indray mandeha iry manao oe baby christy moa izy izay raha tsy diso ah dia ity indray christy2 zany hono, ary misy angalisy mahafantatra serasera an!
10. Zozoro ( 21/12/2008 17:26)
Izaho koa dia nahazo an'io. Angamba ny namana rehetra eto dia nahazo daholo. Tsy novaliko satria heveriko fa ohatrin'ny secte izany ity izy. Tokony ho sakanana tokoa io. Tandremo fa raha vao misy mamaly dia ho avy izy amin'ny angady sy ny harona ka hanjanaka hatrany amin'ny atidohanao.
11. vale ( 21/12/2008 18:06)
diamondra27:

de gaga aho fa misy olona mi-insiste be tahaka izao .
Efa hitako sahady anefa hoe toa misy zavatra tsy mazava ny ambadik'izao
tsy karazana arnaque ve itony e

iza koa ianareo no nahazo an'ity hafatra ity

Hello
How are you today i hope you are fine,My Name is Miss Christiana,I saw your
profile at serasera.org and love it.
I will want us to be friends,for something important which I would like to
share with you,and we will get to know each other better, I hope you don't
mind being my
friend. l want you to send an email to me to my email address
(christianc71@yahoo.com), so that l can give you my picture for
you to know whom l am. please i am waiting for your responds to my
email address (christianc71@yahoo.com) Remember the distance or
colour does not matter but love matters alots in life) yours new
friend Christiana.
Please am waiting for your lovely reply to my email address
christianc71@yahoo.com


ngah misy vazah be koa tonga ato amin'ny serasera ry namana?
Dia maninona tsy miteny gasy izao



Zà koa nahazo an'io hafatra io, efa nandefa ho ahy le oul efa elaela, dia mbola nandefa indray vao tsy ela, tsy misy teny gasy na ny pitiny aza.lol
12. ainaheri ( 21/12/2008 19:29)
Za kou nahazo d novaliako oe,ataovy teny gasy fa zay no nifanarahana iditra ato lol(serasera namana)
13. ikaretsaka ( 21/12/2008 23:19)
Za koa nahazo fa tsy mamaly izy rehefa valiana any @ hafatra na teny angalisy aza
14. kotobekibo ( 21/12/2008 23:30)
fitaka b vava ireny fa mitandrema , ny afrikanina no mpanao azy io . Ny ahy indray hoe nahazo loto anglisy hono ka tsy maintsy mandefa vola 1000€ zà hideblokena ilay fond any , satria tsy azo kitihina ny lots ary io vola alefako io no sarandalan'ny paositra...
Fitaka io fa tandremo , zà aloha tsy nandefa ary ny mail d azony au hasard @ fifanakalozana mail tahaky itony hoe " misy marary fa alefaso @ ol 5 na 10 fantatrao ity mail ity , na koa hoe ampilazao ny namanareo fa misy virus b tahak'izao , ...
15. yonikafopl ( 21/12/2008 23:49)
za kou nahazo otran'io fa tssssss, efa nahazo lezona za we odio tsy hita fotsiny refa oll tsy fantatra sy hafahafa fa aza valiana akory :)
16. kotobekibo ( 21/12/2008 23:57)
io koa zà fa nahazo :-D :-D :-D
17. rabilabila ( 22/12/2008 00:15)
Zà kounkou !! Hay ve e!! Izaho efa sadaikatra nahita ilay hoe Christ-iana tonga dia saika hamaly aho hoe :"diso pilopitra ianao raha aty amiko no...." ka ilay izy resaka vinany koa!! :-D :-D :-D
18. natiora ( 22/12/2008 00:49)
za koa mba nahazo e!
19. RATOVOARY ( 22/12/2008 05:02)
iaho koa nahazo fa avy hatrany de nosakanako.
Hiovo PS indray izy zao de handefa hafa koa avy eo
20. jemimah ( 22/12/2008 06:38)
zah koa nahazo fa ahoana ny fomba fanakanana azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1062