maninona no mi-insiste be e

61. Papoose ( 28/12/2008 00:43)
diams, ka zay mihitsy le hataoko zao!!:)
62. Lejoba ( 30/12/2008 11:18)
papoose sy ny hafa tia andrakandrana : sao mba andefasany virus eo vao may aho baba. Voa hatr@ carte mère sy ny carnet d'adresses anie eh. Ianareo indray no iadivan'ny ol eo raha tonga any @ contact-nareo ny bômba alefany. :^) :^) :^)
63. Papoose ( 30/12/2008 21:47)
raha ohatra ve ka mamaky ny email nalefany ka na de tsy mamoha ny attachment nalefany aza de mbola misy risk hoe tratran'ny virusny le!!!
64. kotobekibo ( 30/12/2008 22:06)
Papoose > Misy mail tahak'izany mihitsy . Misy anakiray izay izao mananiany b . Tsy mety mikonekta ny PC-nao ary misy soratra mivoaka eo hoe :
" je te dis que ce n'est pas un virus "

:-D :-D :-D
65. Papoose ( 02/01/2009 21:11)
ahon ko zany??? ka le contenun'le mail neeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee... dia ahon no ahafahan'iny ho lasa virisyy!!
66. soua ( 09/01/2009 08:29)
bonne année dhl aloha!
mba jereo ange ity site ity e: Viruslist.com
Resaka momba ny spam evolution ilay izy.
viruslist.com/en/analysis?pubid=204791974
67. jodasy2009 ( 13/01/2009 09:05)
ny ah r zalah de befa 100 ny mail azoko tany aminy ah, alefaso aty amiko daholo ny mail nareo fa transfereko any izy rehetra :twisted:
kozy nge zany e, ngah nareo tsy mbo te ho miliaridera
68. soafara15 ( 14/01/2009 08:08)
izaho koa efa nadefasany, fa toa lehilahy io fa tsy miss izany. mpisandoka
69. diamondra27 ( 16/01/2009 12:41)
misy babuchristndray mandende any fa izy ihany hono e

Papoose: mety marina tokoa akia zany a, refa manokatra le izy ndry de efa voany zay

fa ny torohevitra azoko de we refa tsy hay le olona mandefa mail de aza sokafana
de refa misy mangataka mombanao sy numerode compte de aza omena
nisy olona nisoloky bankinao izay koa azy ndremande fa mitandrema
70. sichuan ( 31/07/2009 17:56)
Za koa nahazo an'izy io omaly. hoe victime-na geurre any soudan hoe rakala (christy ny anarany) dia lasa any am camps des refugiés any dakar Sénégal. Dia manana compte ho viré-na aty fa alefaso numéro de compte de bla bla bla...............sady nandefa sary miitsy!! tsy mendrika ny ho velona reny fa reny ngamba le oe terrorist virtuel.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1664