Voatoraky ny kiraro ny filohan ny bekintana .....

1. lemenakely ( 15/12/2008 10:37)
Araka ny vaovao hita nandritra ny fitsidihan i ngahy BUSH tampoka tany IRAK ,dia notorahan ilay mpanao gazety irakianina kiraro ingahy rainy raha vantany vao niteny fa:" efa akakiky ny fandresena !"....

Dia mbà lesona ho antsika mpitondra rehetra angamba fa mbà tokony fidiana ihany ny vava avoaka fa na ny président de la 1ére démocratie du monde aza nahazo BUSH de NOEL ...
novalian'i ainaheri ny 18/12/2008 13:10
2. nikah ( 15/12/2008 11:42)
Taitra koa za nahita iny,sady tapatsinay,tsara ho azy mihitsy iny fa lozsa loatra ny toetrany ko!
3. caprio ( 15/12/2008 12:37)
ilay fomba fialan-lery an-lay toraka kiraro tena mampime be,fa mba tsy voa ary lery,de mba azavaho lavalava kely we ry lemenakely na izay afaka manazava we inona marina no notenenin-lery nahatonga iny toraka kiraro iny fa tena tsy arako azafady
4. kelly13 ( 15/12/2008 17:20)
Dia mbà lesona ho antsika mpitondra rehetra
hs b za fa mpitondra inn kay tsika? lol
5. Koditra ( 15/12/2008 17:27)
kelly13>hs b ko za : mpitondra tokatrano, mpitondra tomobilina, mpitondra mofogasy ampaosy, refa mety mpitondra eh! lol
6. lemenakely ( 15/12/2008 18:02)
kelly13:

Dia mbà lesona ho antsika mpitondra rehetra
hs b za fa mpitondra inn kay tsika? lol



Ho anareo mpitondra izany e ! Teny diso tsy mba kabary e
7. ikaretsaka ( 15/12/2008 21:25)
ialahy ve mba sahy hitoraka ny filohan'ialahy kiraro na voatabia raha tany ka tsary mamely izy?

izay angamba no tokony jerena akaiky
8. lemenakely ( 15/12/2008 22:33)
ikaretsaka:

ialahy ve mba sahy hitoraka ny filohan'ialahy kiraro na voatabia raha tany ka tsary mamely izy?

izay angamba no tokony jerena akaiky



Ry Bush koa anie mitady raharaha e!Tsy mahalala ny atao hoe Bagdad?...
Izaho ry Ika Bagdad !Donc mahavaly ilay question angamba !...
9. ikaretsaka ( 15/12/2008 23:28)
Le mitady raharaha sitrapo nenazy
Fa le hoe raha ny antsika ve na milaza ny tsy filaza be de hisy sahy hitoraka kiraro?
10. nanas ( 16/12/2008 13:07)
Ravalo no tokony torahana tapa-biriky be rehefa miseho vahoaka amin ny manaraka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. nikah ( 17/12/2008 12:02)
Zay mihitsy ry nanas a!Le vatambiriky tanimanga be reny.
12. nanas ( 17/12/2008 19:43)
nikah:

Zay mihitsy ry nanas a!Le vatambiriky tanimanga be reny.



le mba biriky tanimanga efa masaka tsara reny no atoraka any aminy, amin izay mba maniry kintana hoatran ilay @ Dessin anime reny ny lohany no sady miodikodina hoatran ity ny masony :^) :^) :^) :^) . Raha tsy le masaka tsara manko mety miforetaka fotsiny dia mampitranga lela azy hoatra ity :-P fotsiny.
13. lemenakely ( 17/12/2008 22:46)
Nopotehin ny amerikanina kosa aloha ny fiainan ny irakianina e , @ lafiny rehetra mihintsy : na ekonomika, na politika, na jeografika ,...Ka amiko rariny raha tezitra ny olona..Ary tsarovy fa Irak dia tao no niainga ny atao hoe civilisation de la mesopothamie , izay anisany tena mahaliana tokoa @ tantaran izao tontolo izao , nefa nopotehin ny amerikanina sy Bush , aleo ny tantara no hitsara
14. ainaheri ( 18/12/2008 13:10)
lemenakely>> tena tranon'ady sy misekoseko mitsy ilay Bush,ny rainy aza d mitovy kou,interet fotsiny anefa no nanaovana an'zany,marina ny an'i Obama,tsy any irak no misy ny terorista fa any Afghanistan...Mandany 9Milliards $/mois ny amerikana raha ny ao Irak fotsiny no lazaina,nefa hatr@ zao ,tsy misy filamianana fa ny vahoaka no mijaly sy miady antrano ary koa mitaintaina otran'ny soabakaka ambody riana!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0764