Tsy tafiditra serasera fa dinika fotsiny...
1. vale
(
14/12/2008 12:34)
Miarahaba ny rehetra ô!
Saika mba hanontany zaho hoe normal ve raha tsy mety tafiditra serasera mihintsy zah hatramin'ny omaly ?? Ny dinika tsy misy olana fa ny manokatra pejy tsy tafavoaka, fa vao mi-klik ilay hoe namana serasera ao amin'ny google aho tonga dia page fotsy feno sorasoratra be no hitako eo??? Misaotra mialoha !!!

novalian'i ainaheri ny 22/12/2008 18:48
4. rodro
(
16/12/2008 08:58)
zaho koa anie voany zay idraidray,nefa misokatra izy zao mahareta fotsiny @ zay anie le soratra eo tsy hay vakina mitsy