samy gasy reo fa niray gasy tena izy fa niraika metisy,zaho manana dvd nanaovana eter any zareo de tena milaza nimomba azy izy reo,ao anosy tana no misy any zareo refa any dago manao vks dago reo
Izaho mantsy ange gaga eh. Ohatra ny tadidiko ilay iray niteny gasy tamin'ny tele. Dia ilay tizy niteny vazaha dia nataoko fa vazaha. Dia amin'izao indray ilay tizy mihira teny gasy dia nataoko fa ny fitadidiako no diso. Kay ve izy roa samy gasy eh. hihihi cool