tragedie

1. sitlo ( 14/12/2008 00:29)
Kay ve ka ilay Tizy Bone no gasy eh. Tena mba tara be indray aho tamin'iny.
novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:23
2. vale ( 14/12/2008 13:05)
sitlo: :-D :-D :-D :-D .. fa noheverin'twa fa le ray ve? de tizy zany inn raha oe le iray no gasy?? :-D :-D
3. rodro ( 16/12/2008 08:50)
samy gasy reo fa niray gasy tena izy fa niraika metisy,zaho manana dvd nanaovana eter any zareo de tena milaza nimomba azy izy reo,ao anosy tana no misy any zareo refa any dago manao vks dago reo
4. sitlo ( 19/12/2008 04:23)
Izaho mantsy ange gaga eh. Ohatra ny tadidiko ilay iray niteny gasy tamin'ny tele. Dia ilay tizy niteny vazaha dia nataoko fa vazaha. Dia amin'izao indray ilay tizy mihira teny gasy dia nataoko fa ny fitadidiako no diso. Kay ve izy roa samy gasy eh. hihihi cool
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2638