amin'ny anaran'i jesoa koa ity

1. fijo ( 10/12/2008 20:00)
Masera mpisoloky

« I Jesoa no naniraka ahy »
mercredi 10 décembre 2008, par Crépin Randrianjafy



Soa fa misy tilikambo miaro amin’ny ratsy. Teo ampanaovana ny asa ratsiny ilay masera mpisoloky no tratra. Vola mitentina Ar 100 tapitrisa no notakian’ity vehivavy milaza fa mpitsabo mpanao asa fanavotana ity, tamin’ireo olona izay nandalovany. Nandritra ny famotorana moa dia nilaza izy fa « i Jesoa no nampiditra azy tao amin’ny fianakaviamben’ny masera » Tao amin’ny fikambanan-dry Masera Franciscaine moa izy teo aloha. Ny Zanak’Andriamanitra ihany koa no mbola nolazainy ho « nanala azy tao amin’ny fikambanana ka naniraka azy hanao asa soa ». Tsy taitra akory izy raha nanazava ny toe-javatra nisamborana azy satria tam-pitsikiana lava foana izy no mitantara ny zavatra rehetra izay nitorian’olona azy.

Dodon’i Jesoa

Misy tokoa ny olona izay efa tratrany sy nahazoany vola be tamin’izao fisolokiana izay nataony izao. Nisy fotoana izy nametraka fitokisana tamin’olona mivady fa hoe « mahavita mampiova ny fiainan’izy ireo ». Nanome vola be azy ireto mpivady ireto. Niverina indray izy fa hoe haka ny ambim-bola sisa tavela, kanjo nitaraina ireto farany fa tsy mbola misy fiovana ny fiainan’izy ireo. Tamin’izay moa nilaza indray ilay masera fa « tsy tafandry mandry mihitsy izy fa dodon’i Jesoa foana ka mila mandeha haka ilay vola ambiny ». Tsy nety nanome intsony izy anefa mivady, ka teo izy no nanozina fa « raha tsy manome ianareo dia ho simba jiaby ny entanareo ary harary ny zanakareo ». Tsy tapitapitr’izay àry dia simba tokoa ny vata fampangatsiahana iray tao an-tranon ary ny zanak’izy mivady izay nihinana manga teo an-tokotany kenda tampoka.

Afaka

Ny Pretra iray tao amin’ny paroasin’Androva moa no nanitsoka an’i Masera Nivo, andro vitsy lasa izay. Avy hatrany dia naely manerana ny fiangonanan katôlika tao Mahajanga ny momba azy. Avy eo, ny Evekan’i Mahajanga sy ny vikera mihitsy no nanao fanambarana ho ren-tany, ren-danitra momba izao raharaha izao. Noafahan’ny fitsarana anefa i Masera Nivo, taty aoriana. Ka vaky vava ny mpino sy ny mpitondra fivavahana ny momba izany. Dia mbola i Jesoa koa ve no tao ambadiky ny didim-pitsarana ?

novalian'i prime ny 05/01/2009 08:20
2. fijo ( 10/12/2008 20:01)
naika havotra ihany ranabavy,saingy nisy indro kely e
3. tywa68 ( 10/12/2008 20:16)
Ny olona mantsy doma ho lambolamboina @ tsiky sy resaka eo :°)
4. ikaretsaka ( 10/12/2008 21:21)
zay le izy ry tywa... Misy ny doma voalambolambo... fa misy kao anefa ny mora kobo.

Amiko manonaka aloha de tsy i Jesoa mihitsy no manozona izany rehefa tsy nahazo e

fa ny nahavariana ahy @ ity resaka ity dia ny an'ny kato vo mamoehatra dia out... voaroaka tao anaty congregation, ary ny eveka mihitsy no manao intervention fa tsy hoe efa hita sy ren-tany ren-danitra sy efa hanaovana'ny vazaha reportage mbola tsy mihontsona ihany
5. rabilabila ( 10/12/2008 22:00)
dia ny an'ny kato vo mamoehatra dia out...


Mety ho marina izy eto Ika a!! Fa kosa tsy marina foana .
Eto amin'ity cas ity izy azo lazaina fa fanararaotana ny fahalemen'ny hafa , cupidité ............
Ao amin'ny Kato , raha zohiana ny tantarany (récente fotsiny aza) ,dia betsaka ny cas nafenin'ny lohandohany naharitra elabe ,ary mbola nijanona elabe raha toa ka tsy nisy nitory , ohatra , na sahala amin'izany .

Eo amin'ny famaritana ilay "mamoehatra" koa no mampisalasala ahy kely satria misy ireo piretra sns... , ireo theologiens de la libération ohatra , na koa ireo piretra hafa ka manana eritreritra progressiste ( mi-contester ny idéologie sy ny dogme'i Roma ,fa kosa mi-adapter ny asany amin'ny hetaheta na ny condition'ireo ampiany sans renier ny finoany ..), ireo koa matetika dia " mamoehatra" ny fijerin'ny Vatican azy dia "au mieux" affecter-ny any petaouchnok , au pire excommunier .....................

Amiko , ny fanamasinana ireo mpitondra fivavahana nanohana ireo dictature ,
ny fanafenana na ny fikipiana amin'ny asaratsin'ireo lazaina fa tokony hitondra ny ondriny amin'ny fahendrena ,no mamoehatra satria autorité morale mihitsy no manao ilay fanamasinana,fanafenana,fikipina............
6. ikaretsaka ( 10/12/2008 22:08)
Amiko , ny fanamasinana ireo mpitondra fivavahana nanohana ireo dictature ,
ny fanafenana na ny fikipiana amin'ny asaratsin'ireo lazaina fa tokony hitondra ny ondriny amin'ny fahendrena ,no mamoehatra satria autorité morale mihitsy no manao ilay fanamasinana,fanafenana,fikipina............


izay ko aloha marina
7. fijo ( 11/12/2008 00:20)
io efa hatr'izay no nisy ady "place"e,ny gnostika izao natao mihintsy izay nanenjehana azy tamin'ny fikambanana"kristianian"satria natahorana,raha tafita ny fomba fisainany satria mandrava ny rafitra efa tafajoro.

izany hoe misy foana ny arovana noho ny antony samy hafa.fa isika no mamoaka izay heno sy re eny rehetra eny.
8. rakapy ( 11/12/2008 00:40)
Angamba kosa ilay masera tena latsaka lalina tao anatin'ilay lavazy de servo hoe " Ny asa rehetra rehefa atao amin'ny anaran'i jesosy dia tsara avokoa" :-D :-D :-D
9. ikaretsaka ( 11/12/2008 05:02)
Ialahy rakapy manome idee fople ny olona tsotra an,,,, hoe mangalatra @ anaran' I jesosy sy mijangajanga amin'ny anaran'i Jesosy eo ko vao hahita raharaha eo
10. rakapy ( 11/12/2008 05:55)
Ika> ka ohatra ny maromaro mantsy izay zava-nitranga tamin'ny anaran'i jesosy izay tato ato ko! tao no fatorana rojo vy @ anarany, izao koa ity masera misoloky @ anaran'i jesosy. Dia ho avy koa angaha atsy ho atsy ny mpangaro-paosy, mpanendaka, mpanolana, mpangala-bady ...@ anaran'i jesosy araka ny tenin' Ika io.
Mitombo isa ny mpanawaiaka an'i razezo .
11. fijo ( 11/12/2008 20:50)
aza hadino aloha fa efa voahendaka tao ranabavy.fa mbola nyanaran'i jeso an oampiasainy.
nefa letsy rakapy,za tary ambadika tary,mba nangataka tamin'ny anaran'i jesoa tsy nomen'i papoose????tssss
12. ikaretsaka ( 11/12/2008 21:35)
ka izay le izy :-D :-D :-D
13. fijo ( 11/12/2008 21:39)
efa nanizingizina aho fa amin'ny anaran'i lery fa he he
14. rakapy ( 11/12/2008 23:09)
Fijo> ataovy @ anaran'i Ravelijeboba indray fa mety ho reveny! :-D :-D :-D
15. ikaretsaka ( 12/12/2008 01:12)
Ravirjabota hoe
16. coopsal ( 16/12/2008 09:22)
fijo:
Masera mpisoloky ...

==> Fahiny anisan'ny tsy nampino ahy mihitsy hoe : maninona tokoa raha misy izao Andriamanitra izao (na le Jesosy) no tsy fongorany hiala tany ireny ratsy rehetra ireny e!
Par démonstration scientifique aho tsy ho nino an'i Jesosy mihitsy. Fa par la puissance de DIEU, nino aho rehefa nanambara ny tenaNy tamiko io Kristy io fa velona araka ny voasoratra.

Taorian'izany vao nahazoako antony ireny zavatra maromaro ireny. Ary anisany ity :
Ny olombelona manana vision à 2 dimensions (na spirituellement na physiquement), ka plan no hitany fa tsy volume! Noho izany ce qui paraît vrai à l'homme ne l'est pas ... sauf si c'est une photo (qui est en 2D), donc une chose pas réelle.
Dieu par contre, voit tout en tous. Et la vision de DIEU de tous nous nivèle sans exception par le péché! Donc, si on devait supprimer ceux qui font le mal, tous seraient supprimés, car celui qui ne se croit pas voleur est meurtrier, celui qui ne se croît ni voleur ni meurtrier est soit menteur soit adultère ... pour ne pas dire qu'il n'y a pas un seul commandement (morale) qui n'ait pas été transgréssé par aucun homme!
Un jour, j'ai entendu un homme très furieux après avoir lu un journal, la une duquel montrait un meurtre horrible, voici ce qu'il a dit : "On devrait tuer ces malfaiteurs, ne viens jamais chez moi pour kidnapper mon enfant ou voler ... etc ... Je te transpercerais avec un couteau, je ne te dénoncerais même pas à la police!"
Mais, si donc il avait raison, qu'on doit tuer celui qui a tué, alors, le bourreau lui-même devra être tué après avoir tué, ... ainsi de suite, il n'en resterait aucun!

Si toutes ce mauvaises choses restent, c'est justement la patience de DIEU dans son amour pour les hommes. Une patience qui n'est pas vaine d'ailleurs, j'en connais au moins 1 qui a changé après avoir rencontré Jesus. Certes, il ne s'est pas transformé en perfection au clac de doigts, mais il progresse dans cette perfection, ce qui veut dire, un malfaiteur de moins (quel maux il aurait encore causé jusqu'à ce jour?)
Néanmoins, DIEU a promis que celà ne durera pas éternellement! car viendra le temps où Il jugera chacun, et rendra à chacun son dû! Là, le malfaiteur recevra toute la peine qui lui est dûe.
L'amour de DIEU se montre de cette façon : IL a envoyé dans le monde Son Fils pour purger la peine de ceux qui acceptent ce sacrifice expiatoire, en remplacement de ce que eux devraient subir lors du jugement dernier. Non seulement pour purger la peine, mais aussi pour nettoyer le casier judiciaire spirituel. Comme s'il n'avait commis aucune faute.
Le premier est fait, le second, on l'attend avec espérence.
17. ikaretsaka ( 16/12/2008 12:48)
I coopsak koa izany mambotry saina @ anaran'i jesosy ko...shame on you
18. fijo ( 16/12/2008 21:25)
raha mahery izao dieux izao racoops tsy nisy fahoriana an,ary raha mahita 2d izy,vao miha hitany mihoatra noho ny ahitantsika azy izao fahoriana misy ety izao.
19. coopsal ( 17/12/2008 16:18)
Ikaretsaka:
I coopsak koa izany mambotry saina @ anaran'i jesosy ko...shame on you

==> Tsy maninona. "Si quelqu'un a honte de moi et de mes paroles, le Fils de l'homme, à son tour, aura honte de lui quand il viendra dans sa gloire, dans celle du Père et des saints anges."
Shame on me now ... but if you don't change (repent), shame will be on you eternally.

fijo:
raha mahery izao dieux izao racoops tsy nisy fahoriana an,ary raha mahita 2d izy,vao miha hitany mihoatra noho ny ahitantsika azy izao fahoriana misy ety izao.

==> Mahery Izy, ary tsy vitan'ny Mahery fa tena feno fitiavana ny zava-boahariny, indrindra fa ny olona. Ny heriNy dia hita amin'ny faharetany (patience) amin'ireo ratsy fanahy sy ny fanahy ratsy.
Ary fantatra amin'ny fitiavaNy ka nanoloraNY ny ZanaNy hi-purger ny fahotan'izao tontolo izao, no sady nalatsa-dra mba hanadiovana ny fanahy.
Io farany io tsy afaka ho hita raha tsy mino mihitsy an'i Kristy velona ny olona (izay no porofo fa marina ilay izy mantsy).
20. ikaretsaka ( 17/12/2008 16:40)
==> Tsy maninona. "Si quelqu'un a honte de moi et de mes paroles, le Fils de l'homme, à son tour, aura honte de lui quand il viendra dans sa gloire, dans celle du Père et des saints anges."
Shame on me now ... but if you don't change (repent), shame will be on you eternally.



de hoy aho hoe





"La spiritualité consiste à voir les choses telles qu'elles sont et non à travers des verres teintés. Elle doit naître de toi-même. Plus tu seras toi-même,libéré de la programmation, plus ta vie sera spirituelle.
Tu vis ta spiritualité quand tu n'es à la merci d'aucun événement, d'aucune chose, d'aucune personne. Quand, au contraire, tout cela t'affecte intérieurement, tu ne peux que réagir et c'est la preuve que tu es régi parles paroles et les actes des autres et non par toi.




la raison première qui nous amène à vouloir changer, c'est
que nous ne nous acceptons pas nous-mêmes.
Or, le seul changement acceptable est celui qui provient de l'acceptation de soi.


Nous changeons pour être acceptés, pour répondre aux attentes dont nous sommes l'objet, pour nous ajuster à l'image idéale que avons conçue de nous-mêmes et que nous portons intérieurement.
Manquant de patience à l'égard de nous-mêmes, nous nous faisons violence pour changer et cela ne marche jamais. La violence n'aide jamais à la croissance.
Le seul changement acceptable est celui qui provient de l'acceptation de soi.



Le changement ne peut jamais être forcé : le changement arrive.
La résistance que nous opposons à nous-mêmes ou à une tendance
quelconque à l'intérieur de nous-mêmes ne sert qu'à renforcer cette
tendance et rend le changement impossible".

Le grand paradoxe du changement est que nous arrivons à l'atteindre
quand nous l'oublions
.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4074