kakakaka masina

1. Koditra ( 08/12/2008 20:43)
Kakakaka masina.
Isaky ny mandeha mitory miaraka @ ireo apostoly afa ny Tompotsika dia Piera foana no mpahandro sakafo. Ny Tompotsika moa mahery ry havana, azony t@ faminaniana ary fa isaky ny akoho na vorona ny laoka dia tsy ao foana ny elany iray fa afenin’i Piera. Teo apisakafoanan iny indrindra, sady akoho ny laoka tamin’izay, no nitenenan’ny Tompo azy teo imason’ireo apostoly afa retar :
Tompo : ono oa ry Piera! Voamariko tato ato fa isaky ny akoho na vorona ny laokatsika dia tsy ao foana ny elany iray?
sanganehana be Piera, namaly iany aveo : ao daholo ka! Efa tapitra nozaraiko daholo.
Sady nitsangana ny Tompo no niteny : Ndao ary hojeretsika any andakozi.
Oainn be t@ reto namany Piera, sady nitsangana izy no niala-pà : io ndray enao ry Tompo fa hanao fahagaganaaaaa!
:-D :-D :-D :-D

Enao mpangalapihinana io, tandremo fa fantatry ny Tompo io a!
novalian'i Koditra ny 04/01/2009 13:25
2. andrywui ( 09/12/2008 10:35)
sendra nandalo teo ambaravarampiangonana imompera de nahare an'i zefampamafa fiangonna sady miasa no mangetotra lery,de niafenan'i mopera tao ambadiky ny varavarana akaikin'ny sarivongan'i masinda piera lery,ka vao nangetotra tonga de ozy mopera:
-tsy mety ane zao ataonao zao anaka e!!!
taita ilery sady nijery tsara ilay sarivongana no natahoatra mafy!!!
avy eo naka saina tsara zefa sady nanao oe:
-nandalo tetsy amin sarin'i zezo aho teo tsy niteny izy, nandao teo amin'i popy aveo nitsikitsiky ary izy ,ka enao ze mpangalatra elatr'akoho io ko ve no mba miseho mananatra ahy eo!!!
-taitra i mopera tao ambadikin' varavarana
-tsy mila anio sarivongana mpanota io tsony aho ra zany,fa sady potika io androany no voaroaka ianao zefa mpandoto rivotra am-piangonana!!!
gluiiorpppp!!!kobo ah fa kay idamopra no tao kle annnnn a!!!
3. andrywui ( 09/12/2008 10:36)
poly fa tsy popy
4. letmi ( 09/12/2008 13:21)
mompera italien mahay miteny gasy nalefa nanao mission tany ambanivohitra. Ny trano fandriany ao @ étage ambony ary ny ao ambany ny fiangonana. i mompera rehefa matory dia tsy miankanjo (à poil). Alahady ary ny andro ka tokony hampanao messe i Mompera (1ère messe mihitsy an), sendra resi-tory izy fa vizaky ny lalana ka adinony fa efa tokony hanomboka ny fivavahana ao ambany, ny vahoaka @ io efa vory ao ambany avokoa fa hoe ho présentena ny mompera vaovao. Notairin'i Sacristin izy hoe mompera mifohaza fa efa miandry ny vahoaka. Nikoropaka i Mompera handeha hisolo akanjo kinanjo izy nikoropaka iny nigirôbaka ny gorodona ka tafalatsaka tany ambany izy ary tonga dia teo amason'ny vahoaka rehetra, tonga de izao no noteneniny hoe :"avy any an-danitra ny fiaviako ka adinoko any hatramin'ny fitafiako". :-D :-D :-D :-D
5. letmi ( 09/12/2008 13:31)
Hitanareo moa ny mompera frantsay na italien rehefa le miteny gasy dia tsy mahay manonona "dr" na "tr" fa tononony tsirairay ireo alphabet ireo (d-r na t-r
Rehefa vita indray ary ny lamesa dia nahazo invitation t@ olona mpivavaka iray i mompera. nisakafo atoandro tao @ ireo olona ireo izy. Dia mba mandeha moa ny resaka ao ambony latabatra, mba mitantara i mompera hoe izaho tany Ant/rivo efa nasain'ny olona nisakafo tany aminy ka hoe "vorivorin-kena sy voanjobory hono ny laoka, ary ireo olona ireo dia mivavaka indroa rehefa misakafo".
Dia toy izao ny fomba hitantaran'i mompera an'ilay izy :
"forforken sy vonpor ny laoka, ary mivavakind-roa ry zareo " (vakio @ ilay famakin'ny frantsay na italien ny dr na tr
6. dadasy ( 10/12/2008 02:06)
Tandremo fa mitady hivoana izy zany!
7. andrywui ( 10/12/2008 09:36)
o lety ry letmi a!!! hi!hi!ha!her!her!her!
8. tenagasy ( 10/12/2008 10:02)
Koa tsy voasoketa ve io mompera io hoe mompera mpiteny ratsy tsy manontosa?
Looooza marina!
Mody mitari-dresaka hafa toy ny tsy nisy nandre izay ny olon-dehibe!
Raha tsy izay voairaka tsy fidiny tampoka ny kilonga madinka!
9. Koditra ( 10/12/2008 21:16)
Andrywui - letmi> afa ko zany an! Milay eh.

Za alo tsy sahy mangalapihinana tsony eh. aleoko lé manandratsira fotsiny sisa, ra akoho na gisa ny laoka dia aranany sy fe iray fotsiny miampy ny lohany defa ampy. :-D :-D :-D
10. ikaretsaka ( 18/12/2008 21:17)
Lasa ihany ny kakakaka masina e.

Indray andro hono dia tratran'ny accident ka nifandona ny fiaran'i Ramopre sy Rapasy

nohon'ny fitahian'Atra anefa dia dia samy tsy nisy naninona izy Roalahy fa ny fiara no samy moa mafy: fa na izany na tsy izany aza dia mila miandry polisy hanao ny rapp.
somary elaela ihany ingahy polisy vao tonga ... ary @ maha samy Olon'Atra azy roalahy dia tsy nisy resaka hoe nifanome tsiny fa ny nifampinamana aza no natao... dia samy naka sisiny nipetraka teo amin'ny trottoir .. sady le mbola samy dizina kely sy sonnE t@ ilay accdident!
I mompera moa avy naka divay tany @ monastera fa lany ny reserve tao @ sakristia:ka ho'zy lery mantsy an-drapasy hoe "efa samy tsy maty fo aman'aina ihany isika ry rahalahy ao @ Tompo ka andao mba hanao arosage" an.. dia novohaina ilay divay dia nomena i pasy..

Nony efa lany ny androatonkon'ny tavoahangy dia somary gagagaga i Pasitera hoe tsary misotro i mompera ka tsy nahatritra fa nanontany an-dramopr...
"ary nareo ho'a toa tsy misotro e... laniko eto ity divay ity an"

de ho'zy hono mopre hoe " ataovy miadana lehiroa fa hisotro ihany aho rehefa avy tonga ny polisy e" :wink:
11. Itovoary ( 19/12/2008 05:42)
De niaraka indray hono i Jesoa sy ny mpianany hanao asa fitoriana, somary lavitra ny lalana ka rehefa niha-atoandro ny andro de teren'ny hanoanana ry zareo nefa ReJesosy mbola nanadala ihany hoe:" Samia mitondra vato zay zakany avy". I Petera moa somary fetsifetsy ka nataony kely de kely ny nentiny. Nony nahita vodihazo dia naka aina ary nasain'i Jesoa navoaka zay vato nentin'ny tsi1-1. Kanjo novainy MOFO ilay vato ary tsy mahazo mifangataka fa samy mihinana izay nolanjainy. Ny an'i Petera no key indrindra nef ny tena efa noana no sady reraky ny dia.
Nitohy ny dia ka rehefa hariva ny andro de mbola samy nampitondraina vato avy indray ny mpianatra ka ny an'i Petera indray no nataony ngeza be. Nimokomoko nitondra ny anao lahy kanjo nony naka aina de hoy indray Jesoa hoe: Samia maka aina ka say mipetraka am'zay vato nentiny. Gaga i Petera sady diso fanantenana ka nanontany an'i Jesoa hoe: "Ngah moa tsy ovaina mofo indray izy ity?" . Tsy taitra akory ny Mpampianatra namaly azy hoe: Tsy isan'andro ny fetin'ny zaza ry akama a!.
Izany hono no nahatonga ny Fiangonana sasany nanao an'i Petera ho Piera (=Vato) satria adalam-bato loatra.
12. ikaretsaka ( 19/12/2008 06:46)
Ko tsy vao mainka ve mongo ny nitondra vato kely raha iny no ipetrahana
Aleoko kosa mba eo ambony moelons no mipetraka toy izay eo ambony gravillons kle
13. mmmhh ( 27/12/2008 07:49)
izy anie zany no tena nahavoa @ le vato be,
fa diso fanantenana kely fotsiny angaha i rangaha
14. kotobekibo ( 27/12/2008 09:11)
D mitohy ihany ô!

indray andro hono niaraka i damôpra sy masera handeha hampiangon any ambany vohitra . Tsy tongan'ny fiara ity toerana satria tena ratsy làlana , mila mita rano koa fanampin'izany .
D hoy damôpra : ao babeko énao masera satria zà lhl , matanjaka kokoa .
Namaly masera : tsy mety izany , fa aleo zà no mibaby anao satria énao mbola hampiangona , ka raha maloto ny akanjonao d ho afabaraka tsika .
Nibaby ary masera , ary hitanareo ihany fa olombelona damôpra fa tsy robot . Vokatry ny fifampikasohana matetika tao aoriana d vel ny an'i lery . Ny tànany koa moa eo @ nonon'i masera no mamikitra ka tsy naharitra koa masera .
Vao tafita ilay rano d nijanona teo ambody hazo iray , d raikitra ny revy .
Nony vita d nanotany masera hoe : iza kay môpera no hitaiza ny zanan-tsika satria tsika sy énao samy tsy manana fotoana @ izany ?
Tsy taitra énao hoy damôpra , ilay ao ambony ao no hitaiza azy fa mahatokisa fotsiny .
Nisy bandy kely nangala-paiso kay teo ambonin'ilay ahazo ary nahita sy naheno ny zvt retra .
Nidina lery sady nanopa hoe : ki...nareo nareo , nareo no manao ny nataonareo ko zà no hitaiza ny zaza ?
15. mmmhh ( 27/12/2008 12:38)
:-D :-D :-D
16. Koditra ( 27/12/2008 21:01)
Ika : Efa enoko taty Mada io, fandaharana sy fanentanana ho an'ny "Aro lozan'ny fifamoivoizana" nande t@ Radio Madagasikara, saingy version olona tsotra fa tsy damôpra sy rapasy (taona 2006 tany ngamba). :-D
17. Koditra ( 27/12/2008 21:03)
Itovoary : Tsy ratsy ihany ko klé! =)) =))
18. Koditra ( 27/12/2008 21:06)
ikaretsaka:

Ko tsy vao mainka ve mongo ny nitondra vato kely raha iny no ipetrahana
Aleoko kosa mba eo ambony moelons no mipetraka toy izay eo ambony gravillons kle


Fa azo atao ihany koa ny mitondra moelons sy vatokely 1 dia mety daôlo na hivadika mofo iny na ipetrahana. :-D
19. Koditra ( 27/12/2008 21:16)
Kotobekibo : tena misy fetrany tokoa ve letsy hoe hatraiza ny habean'ny fakampanahy azon'ny olombelona toherina ?
Nen'lah zao hatraiza ? :-D :-D
20. kotobekibo ( 28/12/2008 13:34)
Koditra:

Kotobekibo : tena misy fetrany tokoa ve letsy hoe hatraiza ny habean'ny fakampanahy azon'ny olombelona toherina ?
Nen'lah zao hatraiza ? :-D :-D


Hafa kely koa ilay fanotanian'élah , fa saingy tsy fantaro mihitsy less !
Zvt kely d efa mety mahavoa ahy :
- sôkôlà kely ohatra ! hummm!!!!!.... :roll:
Tonga d te ihinana .
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2713