hin!hin!hin! Hiantso an'i Barack Obama ingahy Prezy
1. kidoropamba
(
05/12/2008 17:59)
Tena hitako fa lany klé (hoy ny ankizy) ingahy baina filoham-pirenena malagasy a. Tsy misy vaha olana @ fahantrana mihoam-pampana izao; tsy misy vaha olana @ fitadiavam-bola tsy misy farany; tsy misy vaha olana hanakanana an'ireto vahiny mandroba ny firenena; tsy misy vaha olana @ mpamatsy vola tsy mety manome vola na dia efa vita aza ny sata mifehy ny antoko politika. Tsy misy vaha olana ny @ handraisana ny mpanao jadona ao afirika @ volana jiona UA ity.
Hany vaha olana hitan'ingahy rainy dia ny "handany vola sy fotoana" handresy lahatra an'i barack Obama ho tonga aty madagasikara @ jiona 2009. Latsaka pataloha aho raha naheno izany vaovao izany. Satria mibaribary fa tena mitondra vahoaka dondrona, tsy manam-panahy, botom-bazaha, andevo-karana mihitsy ity filoha ity satria azony rebirebena ireto vahoaka malagasy. Mihevitra mantsy ny filoha Ravalomanana, zanak'Imerinkasinina, fa raha milaza an'i Barack Obama izy dia foana tampoka ny jaly, tonga tampoka ny vola, manankarena tampoka ny gasy, ary tafiditra ao @ G-9 i Madagasikara.
Soa fa tsy mahay manao fanafody gasy sahala amin'ireny baomba "varatra" mipaopaoka iny aho fa efa ela no nandefasako misily "varatra" teny iavoloha manainaitra ny be matory ao Iavoloha fa efa tsy lasa mihitsy ny toy izao.
Raha mba misy fihofanana "mpimasy mpandefa varatra" any dia mba lazao ihany mba ihofana fa tena izany mihitsy no ilaina @ tany gasikara ity. Raha tsy izany dia hilaza indray ra filoha raham-pitso fa hamory ny G-8 ao Iarivo izy mba hilazana fa mandroso ny firenena malagasy.
io ilay MAP araka ny fandikako azy iny. Man...Am-Pandriana raha izao no mitohy. 8O 8O 8O

novalian'i penguin ny 22/12/2008 09:58
2. penguin
(
08/12/2008 10:43)
Ianao no mitapy ry ngahy kidoropamba fa afaka ny hiantso izany Obama izany ny Filoha Malagasy. Raha nandalo tao Kenya aza izahay t@ nahalany io Obama io dia nanontany ireo tany hoe mba nanao fety @'izany fandresena izany ve nareo Malagasy hoy ry zalahy vao nahare ireo fa Malagasy ny akama. Sao lazainao koa fa tsy tokony hifandray @'izany olona izany izy. Hatramin'izao dia mandany andro hatrany no adinareo.
3. xxx
(
08/12/2008 12:42)
penguin >>> ka ny lazain'i kidoropamba anie dia hoe "vahaolana @ fahatran'ny malagasy ve ny fanasàna an'i Obama ho any M/car "e , fa tsy hoe tsy ho vita n'i Ra-8 akory ny miantso azy ho any
4. penguin
(
08/12/2008 12:52)
Aza mivadika xxx, ary mba mijoro @'izay tiana hambara. Ajerao izy raha zakanareo f'aza ny olona no dontoana amin'ny resaka tsy hinanankanina lava eto.
5. tsiafoi1
(
10/12/2008 14:45)
Kidoropamba a aleo mihitsy aloa misotro rano enao ka..., tena otran'ny azoko an-tsaina fa mizihitra ny hatezerana loatra ny fonao any...
Raha mahery ny mpanohitra aongano lery de vita kabary e. Matoa Ra8 mbola tafajoro eo de mpivaro-dronono matsilo sy maranitra izy zany... Mbola tsy mampiaiky anao ihany ve zany e! Ka tsy olona fetsy sy maranitra ary havanana @'ny lafiny communication toy izany ve no tokony hitondra fitondrana e!!!
Ka mbola tsy mampiaiky anao ihany ve fa matoa Obama lany ho filoha de ny capacité de communication avo lenta nananany no fanoitra iray nahatonga izany. Ka tonga de nihetsika ho azy daolo ny majorité, eny fa na de ny ankamaroan'ireo stars aza...
Misy hery tsy hay tohaina ny lafiny communication ka tsy tokony ambaniana, aleo antsoiny Obama raha izay no hampahalaza an'i Gasikara ka inon no olana

6. penguin
(
10/12/2008 15:37)
Ok tsiafoi1, fa na izany na tsy izany aza adino lalandava fa ady nataon'ny mainty nandritra ny taona maro ary nandraisan'ny sehatra rehetra anjara no nitarika fandresana ho azy. Na mpihira, na mpandihy, na mpitarika fivavahana na mpanao fanatanjahantena sns samy tao ary namoy ny ainy aza ny teo aloha.
7. kidoropamba
(
10/12/2008 17:06)
tsiafoi1:
Kidoropamba a aleo mihitsy aloa misotro rano enao ka..., tena otran'ny azoko an-tsaina fa mizihitra ny hatezerana loatra ny fonao any...
Raha mahery ny mpanohitra aongano lery de vita kabary e. Matoa Ra8 mbola tafajoro eo de mpivaro-dronono matsilo sy maranitra izy zany... Mbola tsy mampiaiky anao ihany ve zany e! Ka tsy olona fetsy sy maranitra ary havanana @'ny lafiny communication toy izany ve no tokony hitondra fitondrana e!!!
Ka mbola tsy mampiaiky anao ihany ve fa matoa Obama lany ho filoha de ny capacité de communication avo lenta nananany no fanoitra iray nahatonga izany. Ka tonga de nihetsika ho azy daolo ny majorité, eny fa na de ny ankamaroan'ireo stars aza...
Misy hery tsy hay tohaina ny lafiny communication ka tsy tokony ambaniana, aleo antsoiny Obama raha izay no hampahalaza an'i Gasikara ka inon no olana
Esy e! Fetsy aloha ekeko ka. Fa "maranitra" kosa dia tsy mino an'izany loatra aho. Raha maranitra mantsy nedala dia mba fantany ihany fa izao ataony izao dia hitondra faisana ho azy. Mahazo tombotsoa be lery @ izao fa ny hiafarany kosa mba diniho tsara @ fo feno rano.
"Havanana" indray dia azo hiandihan-kevitra. Havanana amin'inona? lainga? halatra? varotra tanindrazana? adalAna? ekeko! fa raha hoe @ "fampandrosoana, fitiavan-tanindrazana, fahaiza-manao @ fitondrana ny firenena, dia tsorika fa mitovy @ naoty azoko t@ matematika fony zaho tany @ kilasy faha 6 io azon'ny filoha io: Aotra boribory anan-kiroa. Ampy hanaovana omelety fa tsy azo hideraderana tena.
Tsy azoko lavina ny herin'ny communication an'ingahy Obama. Fa raha communication irery fotsiny dia tsy nilaina raha tsy tao ny adalan'ingahy Boussy W, rah tsy tao koa ny kirizy finasiEra izay nampikentsona ny repoblikana sy ny ilitiraLiberaly andry Boussy.
Aza adino koa fa tao ny "toetran'ingahy Baraky" izay tsy matin-kambo sy mieboebo sahala amin'ny antsika; tao ihany koa ny "fahaizan'ingahy Obama" (avara-pi e) ka nampiseho hetsika izay tokony hita sy handrasana @ ireny avara-pi ireny fa tsy bandy tsy lasa lavitra t@ fianarana, sahala amindry Bousy W ka hihomehezan'ny olona fotsiny satria manaonao fahatany sy miteniteny fahatany. Tao koa ny koltiora politika hananan'ingahy baraka Obama fa tsy ireny mpanao bizna ary tsy mahalala zavatra hafa fa tsy ny lohany sy ny bizna ihany, Tao ihany koa ny piraogirama an'ingahy Obama izay naneho mazava ny hitsinjovany ny madinika fa tsy ilay "minoa fotsiny ihany" na koa ilay "Mangataka Aminareo Pamatsivola" sy ny sisa...
Fehiny: ny communication no hita mibaribary ka hitan'ny rehetra na ireo be solomaso aza. fa tsy nilaina ity communication ity raha tsy nisy zavatra tsara nolazaina, ary olona maotiny sy manaja tena nahasahy niatrika ny ady masina, ary tsy mpandainga no sady kosa mba nianatra no nanao an'ilay communication ary nasehon'ilay communication.
Izay indray ary fa ndeha hisotro rano kely fa sao dia safotra eo isika ka manahirana ka lasa manao MAP (dikan-teny voalohany nomeko io) avy eo.
8O 8O 8O
8. penguin
(
11/12/2008 07:07)
Teny misy hasiny no ampiasan'ny olona izany MAP na MAPP hoy ny sasany na koa MAPPP any ambadika. Izay mitapy dia ny resaka mamazivazy sy miafanambany ihany no hainareo.
9. andrywui
(
11/12/2008 11:46)
ts haik alou na MAP na MAPP na in!!!fa izao no tiak lazain otran tsy zany map map zany ane no fotokevim-pandrosoana nataondr8 hatramzay fa otran zavatra vo npetapetaka tato ho ato izio fa le oe DSRP iny no nanakoako tany dago tany hatramzay de nakaia ndray zany le DSRP.zay le petatoko otrzay no mahatonga anle fijaliam-bahoaka vao maika niakatra be fois 5 n'ny tam deba..rah ny fahalalako azy !!raha ny ten izy de tokony omena oul mahay tsara ny politik fitondrana firenena mihints io raha2 io fa hilentika miandalana soamantsara eo foana io tanindrazantsika malala io!!fa toa tsy voan'ny TIKO le resaka firenena,,tokony aleo izy ao amin orinasany ao ihany fa amin'ny fotoana iray hanomezan'ny pokna azy carton rouge vao hifompona eo nefa ny oul efa ihinana ronono sy yaourt bojy no mampirohatra ny oul(satri sur fa horobain'ny oul ireo TIKO sy MAGROireo)ra ny fahalalako ny toetran'nymalagasy!!!!ny loza manko oa de ity efa nahazo avertissement mafy na carton jaune tamin'iTANA i ra8 tam eleksio maire iny ,ka tokny ho fantany ianb zany oe efa madivadiva ity tantara ty!!!!!!asa alou e
10. penguin
(
12/12/2008 07:10)
Sokafy ny Internet ary zahavo tsara fa tsy Madagasikara ihany koa no mampiasa ny DSRP. Soloy ny mpitondra dia raiso raha mahay fa aza mitapy.
11. kidoropamba
(
12/12/2008 14:08)
Tsy maintsy soloina kosa rehefa tsy mahavoa e. Omeko 3 taona io rangahy io satria olona tan-dalAna ihany zahay na dia somary mampiasa hery raha tsy mety miala ny sasany.
3 taona no fepetra farany omena azy. Ka manan-tsafidy izy na hanaiky ny voka-pifidianana tsy misy halatra @ izay aharesy azy, na kosa trongisina amina bilidOzera.
Fa alohan'izany 3 taona izany, tsy maintsy totoina tsara ny vary, aseho ny afeniny rehetra, toherina ny lainga arosony, ary pehana izay azo pehana.
Na hanampy azy ingahy Barack na tsia, i Madagasikara dia tsy maintsy ho vonjena.
ka ahoana? 8O 8O 8O 8O

12. andrywui
(
12/12/2008 14:20)
i penguin tsa manaiky fa vo tsa voky tsara oe izy , kou 3 taona n'ni kidoropamba
ve ony lika ty de mb ampy hinanany volambahoaka! dy zay 3 togna fotsin ve oe!! nef any toa vo haingan oe ipenguin no nandray sotro!! aza manao sangy mihoatsy ny loh liaka kidoropamba ty fa ho faty any lipengy io no mampitsamboatsa azy mafy otsio,tsa vo nihinapiry de ho adobok'ikidoro ny patrn n'!! tsa mety zay ka! mieritsereta soa agnao ka!!

13. kidoropamba
(
12/12/2008 16:01)
3 taona aloha ny fotoana ofisialy. hin!hin!hin!hin!hin!hin!
Izany tsy manakana ny fanafohezana azy raha toa ka manery mafy ny tombon-tsoam-pirenena. Avoakako dolidoly ny medaly de Gera (39/45) ato an-trano, diovina tsara @ tany fotsy.
Ary ity no tena izy (io mantsy no tsy hanohanako intsony an'io filoha io): Alefa ny fitoriana mazava mikasika ireo mpanohana azy rehetra @ izao satria manao asosiaSion dE malifetera ary mpamadika tanindrazana. Na any an-dafy io na eto an-toerana, dia alefa tsaraina @ tribonaly dolidoly. Izay tsy meloka aloha dia tsy meloka, fa izay meloka kosa dia tonga dia atao "ohatra mazava" mba tsy hiverenan'ny toy izao intsony eto Madagasikara. Ka alefa miaraka misakafo steky, kisoa sy tsaramaso miaraka amin-dry koutity sy fidy any @ rovan'i Tsiafaha ry zareo.
Ho tonga ilay nolazain'ny ranamana izay hoe: "aliternansa ao am-ponja". 8O 8O 8O

14. tsiafoi1
(
15/12/2008 14:46)
Maranitra RA8 : Jereo tsara fa nakatony ny VIVA... Ary mbola hakatony avokoa zay mitady hamerina ny efa naloa rehetra fa ho hitantsika eo ny tohiny...; Fantany tsara ny séduction par communication nataon'i Andry Rajoelina nandritra ny élection maire farany teo... 2012 de miala any indray ny élection présidentielle manaraka... Ny ékipan'ny mpanohitra efa mialokaloka ao ambadik'i Andry Rajoelina... Maranitra sady mahatsinjo lavitra ny ekipan'ny Fitondrana... Satria Guerre de communication io ka ze mahery voanjo manta, ze osa tanalà o.....
15. kidoropamba
(
15/12/2008 14:51)
Ilay fanakatoana an'i VIVA dia "haranitan-tsaina"? sa fijery marivo salosana?
Ny fahitako azy indray ilay "dialogy any Iavoloha @ 17 desambra" no lasa nisy rahona tampoka satria hita mibaribary fa mifanipaka ilay lazaina sy ilay atao.
Azo lazaina ve fa faranitan-tsaina ny fampisehoana "tahotra" ka nahatonga ny mpitondra hanidy ny VIVA?
Azo lazaina fa hakigan-tsaina ve ny famoronana adiversiera vaovao indray ary miha mitombo isa ihany?
Azo lazaina ve fa hakinga-tsaina ny fanapotehana ny firenena?
Mety marina io lazainao io raha ohatra ka lazaina hoe: "hakingan-tsaina" no mahatonga an'i MUGABE eo @ fitondrana.

16. tsiafoi1
(
16/12/2008 17:08)
Ny tiako ambara @'ilay we haranitan-tsaina de izao : Tonga de nitsikafona otran'ny tsikafona tamin'iny fika iny fa Andry Rajoelina = Saribakolin'ny Mpanohitra = Saribakolin'i renimalala = Mitovy fika @'i Zafy Albert = Mitady hamerina ny efa naloa. Soa ihany fa vao niainga de traingo
17. penguin
(
22/12/2008 09:58)
Avy dia tairo izy ary raiso f'aza variana miwawawa ry leireto o. Efa mibanaka ve mbola tsy raisina ihany é ????