mila valiny

1. fitiatantely ( 04/12/2008 12:18)
Marina ve fa ny lehilahy rehefa ts misotro toaka, ts mifoka sigara na rongony, tsy miloka , ts mihinana paraky sns...de hadalam-behivavy (mamba).
2. dinamimi ( 04/12/2008 12:29)
tsy hay intsony fa na mifoka na migoka de samy adalam-behivavy daholo asa mahitsy izay antony
3. Lejoba ( 04/12/2008 12:30)
Tsia, diso tanteraka. Fanamarinan-tenan'ny manao azy izany : manaiky an'ireo ianao dia mora kokoa aminao ny manaiky ny fahalemeny hafa
4. fitiatantely ( 04/12/2008 12:51)
misy milaza fa ny bandy mirevy variana @ reviny sady ampy fialamboly de ts mivakla @ vehivavy fa ny ts mirevy de vehivavy foana ny ao an-tsainy no sady fialamboly
5. ainaheri ( 04/12/2008 12:52)
Diso be zany,resaka fotsiny ireny arak'io voalazan'ny namana ambony io fa ny mpisotro toaka no tena adalam-bevavy,d mody atao eo imason'ny madama oe ;ity ny vadiko faharoa ,mantsy ilay tavoahangy,nefa ireny no tena mpikaoty aminy.....Arina @ revy ny dia nefa ry lerony mamitsaka any antranon'ny sipa hihi......D ilay ao antrano @ zany mba mizesta ery;ny ahy ndray ny vadiko aleoko mandry antatatra toy zay misary gaigy @ veh hihihihi,nefa ny afitsoky lery any ambadika tsy itany akory lol
6. fitiatantely ( 04/12/2008 13:10)
enao nga ao anatiny? De maharaka tsra ny fikany, :-D :-D :-D :-D
7. ainaheri ( 04/12/2008 13:29)
fitiatantely>>Za tsy manam-bola hirevena lol.......... lojika beu zany ka, resaka andemena loha fotsiny ireny oe varina @ tavoangy d tsy tia veh
8. ikaretsaka ( 04/12/2008 16:53)
fitiatantely:

Marina ve fa ny lehilahy rehefa ts misotro toaka, ts mifoka sigara na rongony, tsy miloka , ts mihinana paraky sns...de hadalam-behivavy (mamba).


ny ahy izao samy tsy ataoko ireo fa za adalana gitara bass sy niskleta ary kanetibe
:-D :-D
9. Papoose ( 04/12/2008 17:35)
fitiatantely:

Marina ve fa ny lehilahy rehefa ts misotro toaka, ts mifoka sigara na rongony, tsy miloka , ts mihinana paraky sns...de hadalam-behivavy (mamba).



tsy reo ihany angamba no azo tanisaina fa betsaka na azo fintinina hoe rehefa tsy manana passion-ny manokana dia ny sipa sisa no option-ny
10. ni81 ( 04/12/2008 19:26)
Diso be zany,resaka fotsiny ireny arak'io voalazan'ny namana ambony io fa ny mpisotro toaka no tena adalam-bevavy,d mody atao eo imason'ny madama oe ;ity ny vadiko faharoa ,mantsy ilay tavoahangy,nefa ireny no tena mpikaoty aminy.....Arina @ revy ny dia nefa ry lerony mamitsaka any antranon'ny sipa hihi......D ilay ao antrano @ zany mba mizesta ery;ny ahy ndray ny vadiko aleoko mandry antatatra toy zay misary gaigy @ veh hihihihi,nefa ny afitsoky lery any ambadika tsy itany akory lol
:-D :-D
11. ikaretsaka ( 04/12/2008 19:51)
ny ahy zao ny gitara ny vadiko faharoa de lazaiko mihitsy madama de ahoana?
12. rakapy ( 04/12/2008 20:04)
Marina ve fa ny lehilahy rehefa ts misotro toaka, ts mifoka sigara na rongony, tsy miloka , ts mihinana paraky sns...de hadalam-behivavy (mamba)

Io indray ilay mizeneralize nefa rehefa atao mitabataba tsy misy farany.
Dia rehefa tsy miraika @ vhv ny lhl dia laziana fa PD indray. :-D :-D :-D
13. heidi ( 04/12/2008 20:05)
asakasak'izay mpirevy :°)
14. dadasy ( 05/12/2008 00:53)
ikaretsaka:

fitiatantely:

Marina ve fa ny lehilahy rehefa ts misotro toaka, ts mifoka sigara na rongony, tsy miloka , ts mihinana paraky sns...de hadalam-behivavy (mamba).


ny ahy izao samy tsy ataoko ireo fa za adalana gitara bass sy niskleta ary kanetibe
:-D :-D



ary ohatran'ny mitovitovy fialamboly ange isika sy Ikaretsaka zany e! afats'ilay bisikleta angamba! :)
Ny hevitro de hoe tsy maintsy mba manana ny fialam-boliny ny olona tsirairay fa arakaraka ny fomba hanatanterahany azy io, ary arakarak'ilay "voly" esorina koa aloha e! :°) Eny fa na dia ny ankizy aza dia ahitana izany. Hoy ny Ntaolo hoe : "izay tsy milalao sain-kanina!" :-D Fialamboly daholo izany!
15. fitiatantely ( 05/12/2008 05:41)
merci amle valiny retraretra e!
16. ainaheri ( 05/12/2008 05:48)
Io zany samy manana ny reviny ee,fa saingy kosa, tsy voatery izay voalaza retra² zay no mitombona fa sendra ny koisidansy angamba,.......Lainga² fa io resaka io mifantoka ao andohan'ny sipa an,nisy ftona za niresaka tamina sipa d mba nanontany anà izy oe;enao ve mifoka,misotro sns,d tsia no navaliko;........nojereny za d niomehy izy lol,d ouzy za tato antsaiko oe;"dikany ve zany ,za adalam-bevavy" Diso be izy :-P
17. fijo ( 05/12/2008 22:13)
aza atao fahobe fa tsy mety.raha misy zavatra mahavariana azy tsy hoany amina sipa no andaniany ny androny.
18. kotobekibo ( 06/12/2008 00:16)
tsy miakina @ izany raha ny fahitako azy , fa ref ho adalam-bavy d adalam-bavy , na misotro na tsia , na mifoka na tsia ... :D
19. apache ( 09/12/2008 12:09)
Misy koa bandy mamba apango ... bandy niara-nipetraka taminay tao 67Ha tao ... sady mihinana apango no manao Karaoke ... mifanao fotoana mihintsy ry lerony mpara-mianatra amizany rehefa alarobia hariva an !!! gaga aho !!!! apango sy Karaoke !!!! tsy mba hoe John peters na Brighton farafaharatsiny ... sady amizay indray tsisy sipa mintsy fa bandy be daôly .. sady ratsy feo be daôly ... Joe dassin mpihinana apango tssss !!! :lol:
20. ainaheri ( 09/12/2008 12:29)
apache>>> :-D :-D :-D Aona ndray zany Joe Dassin mpihinana apango zany? =))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3165