mila valiny

21. xxx ( 11/12/2008 13:16)
za zao bandy sady tia revy toaka' 'sigara',rongony,sipa,bandy,rhum,bex,reveko
daouly reo an !! de nefa zakou mpivavaka be tsy tapaka mitsy sady vo nraisina mandray ! de in ah zany kle !
22. xxx ( 18/12/2008 11:19)
Za sipa tsy mba mpirevy lava,fa refa misy occasion de mba manao ny fanaon'ny olona,fa ny ahy ndray alouuuu,rah bandy tsy mbola nahita revy (boite,fifohana,figohana,sipa .....) aleoko tsy miaraka aminy fa reny tery fisainana be sady bandy difficile .
Aleoko miaraka @ lay bandy mpirevy be reny fa reny mafy loha tsara.Saingy limitena fotsiny ny revyan!!!!!
23. kotobekibo ( 18/12/2008 15:19)
Ka izay mihitsy no mety anie e! ref mbola selibany d manao izay retra azo atao , ary mipirina @ izay ref manambady , na koa hoe miakatra ny taona . :-P
24. Lejoba ( 18/12/2008 15:26)






(sioka tokana) J'en reste sans voix :!: :!: :!:
25. kotobekibo ( 18/12/2008 16:15)
Tsy aleo v ol efa nanao fihainana d mipirina avy eo toy izay hendry b talohan'ny hanambadiana , ary ref ao vao manondrana .
Ohatra manao mamomamo , mifokafoka , manana sipa 2 na 3 idray miaraka , ...
Raha tsy nataonao taloha ireo d indray andro any ianao hiteny hoe mba manao ahoana ary izany ?
ref teo no niala d tsy taitra intsony .Bof !!! :-P
26. nikah ( 19/12/2008 11:47)
Marina zany !Reny bandy tsy mbola nahita fiainana reny tery saina beuuuu! Tsy mahay ny fantatry ny olona ,refa mirevy akory tsy hoe maditra fa mba mahalala ny rehetra dia anjarany no mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety refa avy eo .Raha tsy mbola nahita manko tsy mahalala hoe mety na tsy mety ny zavatra atao. :-P :-P
27. fitiatantely ( 22/12/2008 06:14)
kotobekibo:

Ka izay mihitsy no mety anie e! ref mbola selibany d manao izay retra azo atao , ary mipirina @ izay ref manambady , na koa hoe miakatra ny taona . :-P



sarotra ny miala @ mahazatra! refa tafalatsaka @ revy de sahirana vao tafala na manambady na miahalehibe ka tandremo an! sao diso hevitra
28. kotobekibo ( 22/12/2008 14:47)
fitiatantely:

sarotra ny miala @ mahazatra! refa tafalatsaka @ revy de sahirana vao tafala na manambady na miahalehibe ka tandremo an! sao diso hevitra


Raha olona misy saina d tsy hanao izany intsony avy eo satria efa nahita , ireo tsy nahita kosa tena faly b nahita d hisosososo b tahaky ny adala .

Misy fitaonany ny zvt retra
Samy tia bonbon dôly t@ kely fa ref avy eo iny afaka ihany .
Samy tia saribakoly dôly ny ankizy vavy fa ref lehibe izy tsy rarahiny intsony iny . Toy izany koa ny lahy @ fiara kely ....
Miova ny zvt mahafinaritra ref tonga @ taona iray ianao , fa raha nandingana d mety hanao retour en zone , ary iny no gravy .
Betizy efa tsy tokony hatao intsony no atao .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1532