sahiko vadiana

1. sitlo ( 02/12/2008 15:59)
Nisy bandy akamako mitsamy izay taloha. Zokiko 7 taona eo ry zalahy. Dia izy mitsamy rehefa miresaka sipa dia hoe "sahin'ialahy vadiana ve iny rahaja?". Dia hoe "tena sahiko vadina iny". Izaho tamin'izany mihomehimehy fotsiny.
Fa amin'izao izany dia miresaka eo izahay sy ilay sipa dia any an-tsaiko any ohatra ny misy miteny izany hoe "tena sahiko vadiana ity sipa ity". Kay izay no nahazo an'izy mitsamy.
novalian'i fijo ny 19/12/2008 21:39
2. kotobekibo ( 02/12/2008 17:31)
Gravy an!
Fa eo @ fihainan'ny lhl , misy ny vhv tonga d tsapan'élah hoe tsy possible afa-tsy ho namana , na koa hoe ho sipa fotsiny na hoe findramana fotsiny . :-P
Na koa hoe ito izany otran'ny miady @ piesiko tsara ary tena sahiko vadiana .
Misy koa aloha vao hita d tsy ao anatin'ireo mihitsy e!

@ vhv angamba sahala @-n'izay ihany koa .
3. heidi ( 02/12/2008 17:49)
kotobekibo:

misy koa vao miaraka telo efa-bolana dia tondé we tsara mivady isika mifindrà aty amiko

:°)
4. Papoose ( 02/12/2008 17:58)
lol nisy cousine-ko 2volana nifankafantarana sy niarahana dia tonga de nivady an! fa un an ihany ny duree an'ilay fnambadiana de nikasara!
5. ni81 ( 02/12/2008 17:58)
misy koa vao miaraka telo efa-bolana dia tondé we tsara mivady isika mifindrà aty amiko
tena marina io an! fa misy na dia efa niaraka 4 na 5 taona aza dia tsy sahy rehefa tsy ho sahy e :)
6. heidi ( 02/12/2008 18:05)
tena marina io an! fa misy na dia efa niaraka 4 na 5 taona aza dia tsy sahy rehefa tsy ho sahy e
izaho aloha tsary mahasaky e! mila fantarina tsara lay olona fa tsy hoe miredareda be amboalohany iny ny fitiavana dia hoe andao hivady :°) :^) fa mety amiko mitsy ianao :-P

3. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 02-12-2008 18:58:30
Lohateny : Re : sahiko vadiana
lol nisy cousine-ko 2volana nifankafantarana sy niarahana dia tonga de nivady an! fa un an ihany ny duree an'ilay fnambadiana de nikasara!

mazava ho azy fa possible ny hikasara azy satria ny tsara sy mamy fotsiny no hita tanaty ny fotoana fohy fa nony injay nivady dia hita tao aby ny haratsiana ny andaniny sy ny ankilany :-P
7. ainaheri ( 02/12/2008 18:11)
heidi:
misy koa vao miaraka telo efa-bolana dia tondé we tsara mivady isika mifindrà aty amiko

Aiza misy an'zany,fa tondé aoriko ny entakeliko :lol: :-P
8. ni81 ( 02/12/2008 18:14)
Namana niara-niasa tamiko tany dago 4 volana niarahana fotsiny ry zareo dia nivady.
9. simplex ( 02/12/2008 18:20)

ary raha tsy miaraka fa tonga dia mivady :roll:
mety adiny 2 na 3 dia misaraka o? 8) :lol: :lol:

;-)
10. ni81 ( 02/12/2008 18:24)
ary raha tsy miaraka fa tonga dia mivady
mety adiny 2 na 3 dia misaraka o?
andramo e :-D :-D
11. ainaheri ( 02/12/2008 18:32)
Ngah azo andramana? :-D :-D :-D :-D
12. ni81 ( 02/12/2008 18:35)
Ngah azo andramana?
ka izy ange mametraka kestio e :-D :-D
13. kotobekibo ( 02/12/2008 18:36)
Misy ol fantako aty aminay , 4-5 volana d hoe hivady .
Efa 14ans izao mbola mivady ry zareo .
Samy manana ny vintany sy ny fifampi-aretany koa aloha e! :D
14. simplex ( 02/12/2008 19:42)
ni:
ka izy ange mametraka kestio e :-D :-D :-D :-D
dia ahoana ny valiny? :P :°) :°)
15. ni81 ( 02/12/2008 19:59)
dia ahoana ny valiny?
ka efa hoe andramo aloha kou :-D :-D
16. heidi ( 02/12/2008 20:17)
ainaheri:

heidi:
misy koa vao miaraka telo efa-bolana dia tondé we tsara mivady isika mifindrà aty amiko

Aiza misy an'zany,fa tondé aoriko ny entakeliko :lol: :-P

:-D :-D :-D :-D ka bandy ngé no manao anzany e! lol....
17. heidi ( 02/12/2008 20:19)
kotobekibo:

Misy ol fantako aty aminay , 4-5 volana d hoe hivady .
Efa 14ans izao mbola mivady ry zareo .
Samy manana ny vintany sy ny fifampi-aretany koa aloha e! :D

NY FITIAVANA no base-ny rehefa tena samy tia dia ekenao daholo ny haratsiany sy ny hatsaràny de mande hatrany fiarahana....

:-P
18. Papoose ( 03/12/2008 03:10)
kotobekibo:

Misy ol fantako aty aminay , 4-5 volana d hoe hivady .
Efa 14ans izao mbola mivady ry zareo .
Samy manana ny vintany sy ny fifampi-aretany koa aloha e! :D

nde andramako :-P
19. ainaheri ( 03/12/2008 05:50)
heidi>> hay ve ee,neveriko oe sipa,f'efa saika iny aho miaraka @ bodofotsiko :-D :-D :-D :-D
20. heidi ( 03/12/2008 06:27)
ainaheri: :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2387