sahiko vadiana
22. haritianah
(
03/12/2008 08:01)
Nisy itako indray dia 4ans niandrasana valinteny foana ilay kofa fa azony ihany ilay joba.Ary niaraka efa 10ans zareo vao nivady ary zao efa ampolotaonany no nivadiana dé mbola eny foana zareo mitsam.
23. tiou
(
03/12/2008 09:57)
ny hevitro indray dia izao, na ela ny nifakahafatarana na haingana , miankina @ tsirairay io. Raha nisy ny hoe efa ela niarahana vao nivady sy hoe vao nifakahita de nivady sns... maninona ary no bdb ny olona efa niaraka efa ela 10 15 20ans nivadiana nefa dia mbola misaraka ihany? Ny dikan'izany tsy ny fotoana niarahana akory no mitondra an'io fa miankina @ olona tsirairay ihany izay efa voalazako etsy ambony, raha tsy misy ny fandeferana 2h ihany de misaraka na dia efa mifakahalala efa ela aza.
Ahoana ny hevitrareo fa izay ny ahy
Ahoana ny hevitrareo fa izay ny ahy
24. tywa68
(
03/12/2008 10:06)
rehefa vonona nareo mitsam d tsy olana, satria matoa manaiky d vonona ny hizàka zay hitranga eo (hifanome toky hifanohana foana na d sarotra aza ny atrehana) Rehefa tena tia d mandeh ho azy e ! andramo anie e :°)
25. tiou
(
03/12/2008 10:08)
tena marina zany ry tiwa68 , rehefa vonona na ela na haingana de mety fona io? ny fahavononana no tena zava dehibe!!
26. kotobekibo
(
03/12/2008 11:39)
Papoose:
nde andramako :-P
Tsy misy mangidy tsy andramana hono :-P :-D
heidi:
ny bandy anie ry ainaheri no mpangata-bady fa tsy ny sipa e! 8)
Tsy mbola nahita en reel aloha zà fa t@ sonema e! Ilay sipa no niteny an'ilay bandy hoe épouse moi da lasa izao . :-P
27. tiou
(
03/12/2008 12:51)
de maninona zao zany, zany nga moa mahafaty. Angaha koa moa tsy hoe efa mitovy daholo amin'izao ny zon'ny vehivavy sy ny lehilahy e? dikan'izany , afaka mangataka daholo na ny lahy na ny vavy.Eny e fa na izany aza hafa ihany le lehilahy mangataka e: :lol:
28. kotobekibo
(
03/12/2008 13:05)
tiou:
de maninona zao zany, zany nga moa mahafaty. Angaha koa moa tsy hoe efa mitovy daholo amin'izao ny zon'ny vehivavy sy ny lehilahy e? dikan'izany , afaka mangataka daholo na ny lahy na ny vavy.Eny e fa na izany aza hafa ihany le lehilahy mangataka e: :lol:
D'acc @ njy 100% zà , (l) :roll:
30. Papoose
(
03/12/2008 17:59)
ka rehefa mariso salosana loatra kosa be le bandy tsy ho lasa ihany le sipa ny farany :-D
31. ainaheri
(
03/12/2008 18:50)
heidi:
ny bandy anie ry ainaheri no mpangata-bady fa tsy ny sipa e! 8)
Ngah mou tsy efa mitovy zo ny kofa sy ny bajo eee
Za alou ra misy mangataka ,lasa zao ee :-D :-D :-D :-D :-D
33. Papoose
(
03/12/2008 21:48)
ka raha tsy mila manao intsony ve moa dia mbola hanao aokory ndray??? :-P
35. heidi
(
04/12/2008 06:26)
Papoose:
ka raha tsy mila manao intsony ve moa dia mbola hanao aokory ndray??? :-P
:-D :-D :-D :-D
aleo aza atao hoe raha celibat zà tsary mahavita anzany iiii!
aleo ihany ilay angatahina kôcha :-P
36. heidi
(
04/12/2008 06:28)
simplex:
miangavy an'i ainaheri mba hanao :)
ka mazava hop azy anie ny an'i ainaheri e!
ny azy izany tiany ilay sipa no magataka azy fa vao vatany mivoaka ny vavanlay sipa mangata-bady azy dia avy izy miaraka am bodofotsy
:/ :/ :/ :-D
37. ikaretsaka
(
04/12/2008 06:55)
simplex:
ary raha tsy miaraka fa tonga dia mivady :roll:
mety adiny 2 na 3 dia misaraka o? 8) :lol: :lol:
;-)
Le mariazy aranze ireny lety a.... fa misy akamako karana izay fa nenjareoireny aby ny nanambadiany,. Le vady atolotra de eny @ alitara (enfin ze ilazanareo anazy) vo mifankahita,,, fa tsy nisaraka an
38. sakaizakely
(
04/12/2008 15:11)
eny wa
ny bainn sy bofy talou reny ara de ny baina sy bofindreo no mifanaraka am baina sy bofy hafa any ambadibadika any, le ankizy kou tsy sahy manda fa manaiky ze safidindrad de roso toy tsa mipody koa
de lambanakoho tokoa anyyyyyy fa tsy mifankatia loatra mankaiza, firaisamonina fotsiny ny tokantrano. De eo no misy le mangalampihinana any anelakelany any
fa mody masina antrano sy mivavaka isan'alahady fotsiny
ka inn marina no tsara
mifankatia be coup de foudre sy coup de vody be vo mifankahita de malaky mivady
sa manao période d'essai à l'infini
sa miandry aranzeman tsisy amour
ny fiandrasana le kofa parfé manko oun to raharaha be

39. Samoana
(
04/12/2008 16:11)
Nisy akamako izay taty andilam-bato natao fiançailles par procuration fa mbola tany Dago ny sipany efa tsy hitany aman-taonany. 2 taona avy eo vao tafara-toerana ary tena nivady sy niteraka. 19 taona izao ny zanany voalohany.
Samy manana ny fikafika fanaony izao ny mpifankatia ary miha-moramoraina ny manao "sahiko vadiana". Anisan'izany ny namantsika serasera "mitady olon-tiana" izay efa misimisy ireo nijoro ho vavolombelona :wink: