Sao dia misy mahalala fandefasana entana ho any Dago?
1. niryna
(
21/11/2008 20:35)
Taloha dia afaka mandefa entana amin'ny sambo izahay ,somary elaela ilay izy kanefa dia tonga soa amantsara. Ankehitriny dia tsy afaka mandefa intsony fa tsy misy ny sambo fandefasana aty amintsika kanefa lafobe .
Mety misy fandefasana entana ve aty Amerika mankany dao na hoe web ahafahana mandefa entana na vola ?
misaotra mialoha e
(l) niryna
Mety misy fandefasana entana ve aty Amerika mankany dao na hoe web ahafahana mandefa entana na vola ?
misaotra mialoha e
(l) niryna
novalian'i niryna ny 23/12/2008 16:28
2. rakapy
(
22/11/2008 05:13)
It 's depend on couple of things. First, where do you located, East or West coast , South, North or in the central. Where do you want to ship your stuff. What kind of stuff you want to ship. What is your budget range.
I advice you to check on those shipping company web site. They will tell you any shit they have then you can decide based on what they have. You have to remember that the shipment will take awhile.
I advice you to check on those shipping company web site. They will tell you any shit they have then you can decide based on what they have. You have to remember that the shipment will take awhile.
3. ikaretsaka
(
22/11/2008 17:52)
indrindra raha nipotsaka coupel any andrefan'i cap vert ny retroviseran'ilay sambo :-D :-D :-D :-D
4. rakapy
(
22/11/2008 18:22)
Raha tena maika aloha dia aleo alefa @ ireny sambo tapaka frein ireny satria ireny mba tsy mijanonjanona :-D :-D :-D
7. niryna
(
02/12/2008 17:59)
rakapy:
It 's depend on couple of things. First, where do you located, East or West coast , South, North or in the central. Where do you want to ship your stuff. What kind of stuff you want to ship. What is your budget range.
I advice you to check on those shipping company web site. They will tell you any shit they have then you can decide based on what they have. You have to remember that the shipment will take awhile.
misaotra rakapy a .Toy ny ao France dia marobe ireo web fa ny eto Amerika toa tsy misy firy sa lavitra ny tany ?
Ny paositra taloha no mba fandefasana entana kanefa ankehitriny toa tsy misy intsony ny surface na alefa sambo .
Boky no tadiavin'ireo olona kanefa tena midangana be ny mandefa azy
ka ilay web mihitsy no mba tadiaviko kou :cry: :cry:
8. niryna
(
02/12/2008 18:00)
ikaretsaka:
indrindra raha nipotsaka coupel any andrefan'i cap vert ny retroviseran'ilay sambo :-D :-D :-D :-D
8O 8O tsy misy azoko ny tian'ika ho tenenina :roll: :cry:
9. niryna
(
02/12/2008 18:01)
rakapy:
Raha tena maika aloha dia aleo alefa @ ireny sambo tapaka frein ireny satria ireny mba tsy mijanonjanona :-D :-D :-D
:roll: :roll: tss rakapy koa rangahy dia tena tsss any mihitsy a :D
10. niryna
(
02/12/2008 18:10)
bazylou:
ty antsoina dia maka info ao ,
madagascarcolis.tk
misaotra e
bazylou a,toa manao abonnment isam-bolana ilay izy ? dia ahoana reha indray mandeha fotsiny aho no andefa entana ?
14. Tazana
(
16/12/2008 04:12)
Salama Nyrina! Aty canada mbola misy surface ka ahoana raha tadiavina sur Ebay Canada ilay boky dia alefanilay olona avy aty raha manaiky izy?
Na raha misy havana mipetraka europe ka tsy betsaka ilay boky dia alefa europe dia entindreo?
Na raha misy havana mipetraka europe ka tsy betsaka ilay boky dia alefa europe dia entindreo?
15. ikaretsaka
(
16/12/2008 04:45)
Tazana:
Salama Nyrina! Aty canada mbola misy surface ka ahoana raha tadiavina sur Ebay Canada ilay boky dia alefanilay olona avy aty raha manaiky izy?
Na raha misy havana mipetraka europe ka tsy betsaka ilay boky dia alefa europe dia entindreo?
Hampitondra entana mavesatra Gasy mody?
16. Tazana
(
16/12/2008 12:38)
ikaretsaka:
Hampitondra entana mavesatra Gasy mody?
Tsia tompoko. Raha tsy betsaka hoy aho, hafa raha ray carton :lol: Za mitondra entana ho anny olona foana ary raha boky roa ohatra tsy mampaninona ahy mihitsy satria hita fa tsy mora ny mandefa entana. Ary ny soa azony tanana atao dia tsy laviko raha olona tsy manararaotra fa mahafaly :-*
17. ikaretsaka
(
16/12/2008 13:17)
Ka ento aza entana mandeha sambo hono koa.... tsy maivana izany amiko
18. tywa68
(
16/12/2008 13:22)
:lol: mety volumes encyclopédie be anakiroa anie ry Tazana e :-D asa soa fa inn moa ny olana rah zaka :°)
20. niryna
(
23/12/2008 16:28)
Tazana:
Marina daholo zany!Ze zaka ihany e! tsy manao ny tsy eranny aina ka!
hi,hi ny fitiavana be dia be ,ny entana betsaka fa ny fandefasana azy no manahirana .Vola angamba no alefa @ farany dia omeny ny hafa indray ny boky .
:D