notre vie avec jesus

1. nomenahary ( 18/11/2008 05:42)
hiran'ny ny ako
2. fahamarinana ( 18/11/2008 06:09)
:arrow: dia aiza tokoa ny feony fa tsy fantatro ?...:) (l)
3. nomenahary ( 18/11/2008 07:19)
Asa, mety diso angamba aho, mety tsy ny tarika "Ny ako" no mihira an'io hira io. Ny fiandohan'ny tokonkira angamba no azoko omena:

Jésus-Christ est la vraie source de salut
Pour notre âme et esprit
Notre corps il peut le guérir aussi...

Ireo no tadidiko.

Misaotra moaloha ê!

Nônô.
4. fahamarinana ( 18/11/2008 07:23)
:arrow: hay mitady ilay hira sy tonony i nomenahary ve ? Tokony nampidirinao tao amin'ny dinika artista sy hira dia malaky hitan'ny mpahay mitady azy. :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068