Radio Vazogasy !!!

1. vale ( 14/11/2008 12:49)
Miarahaba ny rehetra,
Saika mba hanontany oe misy fahatapahana ve ny Radio Vazogasy sa zaho no manana olana. Hatramin'ny omaly hariva mantsy toa nijanona eo amin'ilay hiran'i Rija Ramanantoanina hoe "Hira ho anao" teo ilay izy, ka hatramin'izao. Ny miseho eto amin'ny fandraisana serasera ihany koa dia torak'izany ny fahitàko azy. Ka saika hanontany hoe ny anareo koa ve torak'izany, sa mandeha ihany ?????
Misaotra betsaka!
novalian'i vale ny 14/11/2008 14:57
2. hery ( 14/11/2008 14:21)
10 minitra fotsiny no tapaka kah.

No-redemarrer-na ilay serveur fa efa ok
3. hery ( 14/11/2008 14:24)
Oups... diso aho fa 1 andro sy 10 minitra...

Rehefa tapaka ohatra an'ireny dia ilazao ihany fa alina aho tsinona tsy nihaino mihitsy :-)
4. vale ( 14/11/2008 14:55)
Miarahaba an'i Hery! misaotra betsaka! :P andraso hojereko hoe, ..ié nanomboka omaly alina ilay fahatapahana! :P
5. vale ( 14/11/2008 14:57)
...Efa tafaverina tokoa!!! misaotra ôooo :D :D :D :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086