andro farany izao

1. andomalalatiana ( 07/11/2008 12:58)
salut daoly nareo!za lo mahita oe efa tena andro farany zao e!ny famantarana rehetra aza anie efa tanteraka daoly e,na io crise mondiale io aza ef voalazan'ny Bible mihintsy,Fa amin'izany andro izany hono dia hisy fahoriana lehibe izay mbola tsy nisy toa azy hatrmin'izay nanorenana izao tontoto izao.VAKIO AO @Matio.24 d any @bokin'i Apokalipsy sady @zao aza anie efa vonona ilay implant an devoly iny fa mbola tsy forcé ny olona fa safidiny fa refa tonga eny @rahon'ny lanitra ny Tompo avy maka ny azy dia tsy maintsy mandray ny marikin'ny bibidia daoly izay tavela eto ambonin'ny tany
novalian'i fijo ny 19/11/2008 22:56
2. booboo ( 07/11/2008 13:03)
tsy mety azoko mihitsy hoe maninona no atao raha fampitahorana tahaka io ilay " andro farany "...raha tena farany izany tokoa, tsy tokony ho faly ve hoe hifanabe maso @ Tompo ?
3. tywa68 ( 07/11/2008 13:53)
booboo : ka matahotra hifanabe-maso ny tsy vonona koa ! :lol:
4. naina3 ( 07/11/2008 14:56)
matahotra hifanabe-maso ny tsy vonona koa ! fa angaha moa izy ity vitany mifanabe maso fotsiny fa misy ny tsy ahazaka ny tara pahazavana koa anie e! ka amiko na andro farany na mbola tsy farany tokony ho vonana foana ny hiandry azy fa ny mahafaly dia hoe tsy ho ELA
5. harybe ( 07/11/2008 15:40)
rediredin'ny integriste
6. ikaretsaka ( 07/11/2008 15:47)
booboo:

tsy mety azoko mihitsy hoe maninona no atao raha fampitahorana tahaka io ilay " andro farany "...raha tena farany izany tokoa, tsy tokony ho faly ve hoe hifanabe maso @ Tompo ?


miombon-kevitra...
ireny ilay manao an'Andriamanitra ho sirveillant zeneral na zandarma na saka dia le mileo ho sefo de klasy sy volavo mpitsikilo de hoe miala any miala any
7. cutie ( 07/11/2008 17:03)
:-D :-D :-D :-D :-D
ny ahy alou refa maty ny oul iray de zay ny andro farany fa tsy ty blablabla anareo ty :-D :-D :-D :-D :-D
8. cutie ( 07/11/2008 17:05)
Hoy i booboo:

tsy mety azoko mihitsy hoe maninona no atao raha fampitahorana tahaka io ilay " andro farany "...raha tena farany izany tokoa, tsy tokony ho faly ve hoe hifanabe maso @ Tompo ?

ahona kay zany hifana be maso @ tompo zany :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. Noue ( 07/11/2008 19:59)
booboo:

tsy mety azoko mihitsy hoe maninona no atao raha fampitahorana tahaka io ilay " andro farany "...raha tena farany izany tokoa, tsy tokony ho faly ve hoe hifanabe maso @ Tompo ?
ka rehefa tsy misy ny finoana na kely finoana angamba no mahatonga an'io eeeee ! jereo fotsiny aza ity aaaaa

http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m48d0be0ee836b
10. gasyjean ( 07/11/2008 20:15)
Mba fanontaniana ee fa tompo iza moa ilay hoavy Allah, sa boudah; sa Jehovah??? toa samy tompo daholo ireo ho an'izay mino ny azy koa.
11. cutie ( 07/11/2008 20:23)
ka efa we jesus hono ka in ndray :D
12. fijo ( 07/11/2008 21:35)
tamin'ny 1929 koa nisy kirizy,nefa tsy mbola farany,nisy ny ady lehibe roa nefa tsy mbola farany.
ka izao e,tsotra ity,raha maik aahatratra ny farany ianareo an,maro ny fika azo atao.mihinana nivaquine,na mifanatsatoka antsy,na mifampitifitra tenda,na milatsaka ao anaty rano;
fa izahay avelao aloh ahifaly ny andro miposaka fa mbola tsy ampy revy.za mbola te ahita torapasika fotsy,sy vodilanitra manga arahan'ny taramasoandro mena,ary vatolafovidy mainty mamiratra.
13. cutie ( 07/11/2008 21:39)
:-D :-D :-D :-D
14. fijo ( 07/11/2008 21:42)
ka za mbola mil amahita an'i maintikely vao farany ka
15. cutie ( 07/11/2008 21:45)
iza zany maintikely??
16. fijo ( 07/11/2008 21:46)
any izay maintikeliko izay ka
17. cutie ( 07/11/2008 21:47)
:-D :-D :-D :-D :-D
18. fijo ( 07/11/2008 21:49)
inona indray ity mampiomehy?
19. cutie ( 07/11/2008 21:51)
i fijo tsy mety milaza no mampime :-D
20. fijo ( 07/11/2008 21:52)
tsssss ka any izy izay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4576