andro farany izao
23. cutie
(
07/11/2008 21:57)
efa maizina koa
matahotra sao de voaendaka aty de handeha hody alou :-D
matahotra sao de voaendaka aty de handeha hody alou :-D
25. isangojy
(
10/11/2008 11:44)
Taiza no nahitan i andomalalatiana fa aorian ny fahatongavan i Jesosy vao hisy fanerena ny implant sy ny fahoriana lehibe, mba mila fanazavana misimisy hoe
ADR
ADR
27. Veloo
(
10/11/2008 18:20)
Noue [ Valio ] 07-11-2008 20:59:21
Lohateny : Re : andro farany izao
Hoy i booboo:
tsy mety azoko mihitsy hoe maninona no atao raha fampitahorana tahaka io ilay " andro farany "...raha tena farany izany tokoa, tsy tokony ho faly ve hoe hifanabe maso @ Tompo ?
ka rehefa tsy misy ny finoana na kely finoana angamba no mahatonga an'io eeeee ! jereo fotsiny aza ity aaaaa
zay ko iray.
Tsy tokony hatahotra mihitsy izay mijoro ho vavolombelan'Andriamanitra sy miandry ny fihaviany. (au contraire akory ary ilay izy)
Fa mampatahotra io rehefa tsy manaiky sy tsy manana an'i jesosy ao am-po.
28. fijo
(
10/11/2008 22:29)
ka koditra ko,tsy ampy revy de matahotra sao tsy hananna fotoan ahirevena rah atonga ny "farany"
33. xxx
(
18/11/2008 05:20)
Raha misy horohorontany na tsunami indraipa fotsiny de ho hita eo ny wawawa nareo ireto raha mbola hirevy, sy ny ady varotra etc ......... :-D :-P
34. prime
(
18/11/2008 11:19)
ikaretsaka> hay ve ianao ihany no fijo e... :lol: :-D
Raha tsy izao no sady tsy atahorana dia rahoviana? :)
Raha tsy izao no sady tsy atahorana dia rahoviana? :)
35. ikaretsaka
(
18/11/2008 16:44)
de rehefa tonga de tonga koa
mahita atao koa i prime sady efa jambam-pivavahana ngamba ka afangaro hatraminay sy lefijo..
mba mitraka amin'izay ho aho fa mahafanina any io fofona ranomainty sy taratasy bobongolo io ooo!
mahita atao koa i prime sady efa jambam-pivavahana ngamba ka afangaro hatraminay sy lefijo..
mba mitraka amin'izay ho aho fa mahafanina any io fofona ranomainty sy taratasy bobongolo io ooo!
36. rakapy
(
19/11/2008 04:27)
Ary maninona raha tonga dia faranana izy ity fa toa ela loatra e!!! tsy efa ampy ve ny baomba atomikan'ireo tany xana hanafaiganana ny dia fa toa efa tsindrin-daona be iahany izy ireo amin'ity resaka farany farany ity? :-D
37. fijo
(
19/11/2008 22:56)
amiko ny farany dia rehefa maty ny olona iray.mifarana eo ny aminy.raha misy hetraketraky ny natiora moa ka ripak adaholo dia miara mihafara izany
