Madagascar.Efa nahavitana cartoon !

1. niryna ( 07/11/2008 12:11)
Tsy dia maro ny firenena mahalala ny hoe Madagascar izany fa hatramin'izay nanaovana film roa izay" MADAGASCAR "SY "MADAGASCAR :ESCAPE 2 AFRIKA " ia nanomboka fantatry ny olona ny toerana misy antsika ,he,he
=D =D =D
Na serviette ,na kopy na akanjo dia feno ilay sarisary cartoon avokoa amidy eny amin'ny mpivarotra .

http://images.google.com/imgres?imgurl=http://bp1.blogger.com/_btd0VKpCjPg/SBwm0lpN79I/AAAAAAAADqI/qyNLRS5M4sk/s400/calcutta.jpg&imgrefurl=http://www.techsatishmallu.com/2008/04/madagascar-cartoon-movie-live-links.html&h=300&w=400&sz=47&hl=en&start=16&usg=__Is4bIR_ZE8I_CuExpREu7vZIuGg=&tbnid=HSGrKPc-7butjM:&tbnh=93&tbnw=124&prev=/images%3Fq%3Dcartoon%2BMadagascar%26gbv%3D2%26hl%3Den%26sa%3DG
http://www.movietickets.com/movie_detail.asp?afid=usyat&house_id=458&movie_id=55400&perfd=11072008&perft=19%3A00
novalian'i niryna ny 14/11/2008 19:40
2. bobone ( 07/11/2008 14:34)
efa fantatr\'olona maro na firenena maro mihitsy M/kara !na ny resaka fizahan-tany aza dia tena miroborobo be mihitsy ! aty aminay rehefa fotoanan\'ny fialantsasatra dia maro be ny vahiny tonga aty! na tsy vahiny aza fa @ toerana hafa koa! tsara anie M/kara e! sady ahitana zavatra mbola tsy fahita any @ firenena hafa
Marina mihitsy izany Niryna an! misaotra e!kiss
3. niryna ( 07/11/2008 19:04)
bobone:

maro no mahalala an'i madagasikara ka fa mbola marobe koa no tsy mahalala azy,nisy io cartoon io vao mba malaza kely izany aty .Dia aseho ny mpiasa koa hoa ity no misy azy sy toa izao ny bikany,tsara ery enie ny bikan'ny sarintanintsika e
:D
4. Bita ( 11/11/2008 14:54)
Singy ny indro kely dia nisy reportage izay indray maraina be @ 6h ary nay fahantrana sy ny fivarotana hena izay feno laloitra sy maina no nasehon-dry zareo ary dia hoy ihany ilay mbpanao reportage raha vao mihinana an'io ny vazaha eropeana dia tonga dia marary. Rehefa ARTE no mandefa ilay misy maki Le m urien tena mahafinaritra ery.
5. zoukimi ( 12/11/2008 02:30)
Bita:

Singy ny indro kely dia nisy reportage izay indray maraina be @ 6h ary nay fahantrana sy ny fivarotana hena izay feno laloitra sy maina no nasehon-dry zareo ary dia hoy ihany ilay mbpanao reportage raha vao mihinana an'io ny vazaha eropeana dia tonga dia marary.
Rehefa ARTE no mandefa ilay misy maki Le m urien tena mahafinaritra ery.

:cry: :oops:
6. niryna ( 12/11/2008 17:37)
Bita:

Singy ny indro kely dia nisy reportage izay indray maraina be @ 6h ary nay fahantrana sy ny fivarotana hena izay feno laloitra sy maina no nasehon-dry zareo ary dia hoy ihany ilay mbpanao reportage raha vao mihinana an'io ny vazaha eropeana dia tonga dia marary. Rehefa ARTE no mandefa ilay misy maki Le m urien tena mahafinaritra ery.

http://movies.yahoo.com/movie/1809963548/info
ilay Madagascar :Escape to Afrika indray anefa vao nasehony tamin'ny vaovao fa weekend fotsiny dia nahazo 63.5 millions de dollars :roll:
7. cute ( 12/11/2008 19:55)
tsara aloha fa hoe mba misy cartoon momban'i dago nefa anie ry zareo ka ny olona rehetra mihevitra fa any Afrika i Madagascar e.
raha at hawaii manokana zao, mbola maro ny olona tsy mahay hoe aiza i madagasikara, ny sasany indray noheveriny fa hoe le cartoon i madagascar fa tsy tena izy, ny sasany mihevitra fa any africa i madagascara.
tena mbola maro ny olona tsy mahalala fa misy ny gasy, ka izaho isaky ny miteny hoe avy any madagasikara aty dia ohatrany gaga b daholo ny olona dia manontany hoe aiza izany?lol
ary irep cartoon madagascar 1-2, tsy misy ifandraisana 2 dago mihintsy fa zavatra hafa mintsy no lazaindry zareo ao.
8. niryna ( 14/11/2008 19:40)
cute:

tsara aloha fa hoe mba misy cartoon momban'i dago nefa anie ry zareo ka ny olona rehetra mihevitra fa any Afrika i Madagascar e.
ka continent-Afrika isika ka fa ilay zareo rehefa tsy fantany dia tenenina hoe afrikana aho dia mihiratra sy mivandravandra ny masony !

raha at hawaii manokana zao, mbola maro ny olona tsy mahay hoe aiza i madagasikara, ny sasany indray noheveriny fa hoe le cartoon i madagascar fa tsy tena izy, ny sasany mihevitra fa any africa i madagascara.
marina izany mbola marobe no tsy mahafantatra ka

tena mbola maro ny olona tsy mahalala fa misy ny gasy, ka izaho isaky ny miteny hoe avy any madagasikara aty dia ohatrany gaga b daholo ny olona dia manontany hoe aiza izany?lol
ie hitovizana io sady rehefa miteny ny tena hoe afrikana dia tsy mino izy ,samy mahalala ny antony avokoa isika e.

ary irep cartoon madagascar 1-2, tsy misy ifandraisana 2 dago mihintsy fa zavatra hafa mintsy no lazaindry zareo ao.
hitako ,jereo ilay elefanta, angaha any misy ? ny giraffe ? toa tsy misy any e ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4902