mila havitra

1. doria ( 03/11/2008 11:06)
Miarahaba anareo ,
Misy olona te andeha hody nefa tsy manambola , de manontany izy oe afaka mangataka aminy fanjakana frantsay ve izy mba ahazo le aide au retour .De inn avy no tokony ho atao amizany ????
novalian'i doria ny 04/11/2008 08:58
2. ni81 ( 03/11/2008 11:18)
Afaka manontany ny ANAEM akaiky azy izy dia manontany ny zavatra tokony atao ao.
3. fahamarinana ( 03/11/2008 11:20)
:arrow: http://www.place-publique.fr/article826.html
dia raha en situation irréguliere dia http://www.anaem.fr/article.php3?id_article=490 dia mahita ny mahasoa e !! (l)
4. karinah ( 03/11/2008 12:27)
Tsy fantatro koa na mety am le situation'ilay olona ity, fa raha manantona assistance sociale izy de mitaraina oe tsy mahita aleha, sy tsy misy mampiantrano, kanefa te hody, fa indraindray mantsy ry zareo miantoka ny frais-nao mody. Sady aleony aza manao an'izay toy izay hanampy anao hitady logement sns, mba eritreritra fotsiny ny ahy an, fa sao dia ireo voalazan'i Ni sy fahamarinana ireo no tsaratsara koakoa aminao. Mahereza ! (l)
5. fahamarinana ( 04/11/2008 04:31)
:arrow: mety ho hety koa io lazain'ny karinah io na dia hoe aza ahazoana infos amin'ny démarches atao.. (l)
6. doria ( 04/11/2008 08:58)
Dia misaotra anareo namaly fa de hojerena ireo de ho hita ze ho tohiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2137