Hatraiza ny fitiavanao an'Andriamanitra? mety ahasoa anao...

1. Bhiou ( 27/10/2008 06:46)
Ohatran'ny ahoana no handraisanao izany Andriamanitra izany? Ny toerany eo amin'ny fiainanao, ny fanomponao azy... sns
Fantatrao ve nefa aloha fa fandaharan'Andriamanitra izao fiainanao izao? Eny fa na fhoriana hitanao na fifaliana na fahasambarana dia misy hevitr'Andriamanitra tiany haseho aminao ao. Izaho dia afaka mijoro vavolombelona amin'izany, ary manana porofo be dia be.
Tokony hatao laharam-pahamehana ve ny fanompoana azy?
Raha mahaliana anao ny hanompo azy ka tsy hitanao ny tokony haleha sy tokony hatao dia vonona aho ny hanampy anao sy hampahafantatra anao izany.
novalian'i niryna ny 31/10/2008 23:58
2. ssendra ( 27/10/2008 06:56)
any amin'ny fivavahana sy finoana angamba no tokony nampidirinao ity e!
3. diamondra27 ( 27/10/2008 07:01)
ssendra: everiko fa nanome hevitra ndriko , :wink:

ie marina tokoa io lazain'i ssendra io , any mba afaka midinika tsara momba io fa mety koa we namana vaovao le ranamana de tsy nahay le fanaovana azy

en tout cas tena mahafinaritra be ilay proposition...
misaotra mizarasy manampy dia mba ijoroy vvolombelona kely we za tam ny nataon'Atra anao.
Inona no nahatonga anao hanantona an'Atra sy nampiova fo anao.
Amin'ny fomba ahoana no tena inoanao fa manampy anao Atra>
Inona no nataon'Atra taminao.
Vonona hatramin'ny farany ve ianao fa mbola lavitra ny lalankaleha, y a du haut et du bas dia ahoana no ataonao mba tsy hampihemotra anao
4. ssendra ( 27/10/2008 13:40)
diamondra: ka any izy be mpamaly :wink: tsy de mahavoa amin'io resaka io aky zà na notaizàna tao anaty ny fiavavahana ihany aza :wink: :-D :-$
5. ikaretsaka ( 27/10/2008 17:31)
tokony hafindra any @ fivavahana sy finoana ity dinika ity!

fa momba le hoe mijoro vavolombelona mijoro vavolombelona anao ity no tsy azoko...

mitondra inona tokoa ny fijoroana vavolombelona?
io le lazaiko lalandava hoe ny mety amin'i Piera tsy voatery hiety @ paoly
satria i piera tsy i Paoly
ka rahha mijoro vavolombelona hitantara ny toy izao sy toy izao ianao kanefa tsy toy izao sy toy izao le izy rehefa miseho amiko na nadrandraiko hitovy @ toy izoa sy toy izao anao aza iny.. inona ny effets-ny?
6. ssendra ( 28/10/2008 06:09)
ilay fijoroana vavolombelo efa fahenoko taloha tamzà mpiangona tao andravoahangy fivavahana :°) mijoro vavolombelona daholo izay nahazo fahasoavana avy am jesosy :wink:
7. ikaretsaka ( 28/10/2008 16:19)
ka izay le tsy azoko
ny fandehan'ilay resaka mijoro vavolombelona manko dia tsy maintsy izay foana
hiteny izao ianao heo taloha mpivavaka tany andravoahangy de lasa tany anjanahary ohatra de izay no lazainao eo

dia raha hoe le olona hilazanao azy mafyt de mafy ohatra mivavaka any faravohitra

de donk efa tsy concernee izy fa efa mazava be fa andravoahangy efa tsy faravohitra :-D :-D
8. niryna ( 31/10/2008 23:46)
Bhiou:

Ohatran'ny ahoana no handraisanao izany Andriamanitra izany? Ny toerany eo amin'ny fiainanao, ny fanomponao azy... sns
Fantatrao ve nefa aloha fa fandaharan'Andriamanitra izao fiainanao izao? Eny fa na fhoriana hitanao na fifaliana na fahasambarana dia misy hevitr'Andriamanitra tiany haseho aminao ao. Izaho dia afaka mijoro vavolombelona amin'izany, ary manana porofo be dia be.
Tokony hatao laharam-pahamehana ve ny fanompoana azy?
Raha mahaliana anao ny hanompo azy ka tsy hitanao ny tokony haleha sy tokony hatao dia vonona aho ny hanampy anao sy hampahafantatra anao izany.



misaotra mizara e.Jereo fa misy fandaharana fivavahana ato ka afaka mandray anjara any koa hianao mizara ho an'ny rehetra e
:-*
9. niryna ( 31/10/2008 23:58)
ikaretsaka:

ka izay le tsy azoko
ny fandehan'ilay resaka mijoro vavolombelona manko dia tsy maintsy izay foana
hiteny izao ianao heo taloha mpivavaka tany andravoahangy de lasa tany anjanahary ohatra de izay no lazainao eo

dia raha hoe le olona hilazanao azy mafyt de mafy ohatra mivavaka any faravohitra

de donk efa tsy concernee izy fa efa mazava be fa andravoahangy efa tsy faravohitra :-D :-D
dia afaka mijoro vavolombelona avokoa isika ka mizara hoe inona no nahatonga ahy nanatona an'Atra na inona no nahatonga ahy amin'izao toerana izao na koa hoe inona no mahatonga ahy hanapepo ny olona izay mitory ny tenin'Atra sy tsy maintsy mahita zavatra negatif hitsikerana ny mpanompon'Atra foana ?Mahasoa ahy ve izany ?

Tadidio fa mbola ho tsaraina avokoa isika rehetra indrindra raha mahafantatra ny tenin'Atra ka manao izany ho tsinontsinona fa manohitra ireo mpanompon'Atra .Tsy izy ireo no nifidy hijoro hizara ny tenin'Atra fa Atra mihitsy no nifidy ny tsirairay ka nanome azy ireo ny fanahy masina hiaradia azy sy hitari-dalana azy ireo ka nahatonga azy ireo sahy sy tsy menatra ny hijoro ho vavolombelona .
mahareza ary zarao izay kely fantatra ka mahasoa ny hafa fa mafinaritra ny manome noho ny mandray
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho antsika tsirairay avy !
(l) niryna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1323