ny ankizy sy ny internet XXX

1. kaboushna ( 23/10/2008 19:01)
sarotra marina ny manara-maso ny ankizy am ty tranon-kala ho an'ny olon-dehibe ty ka ... vahaolana ????
novalian'i kaboushna ny 05/11/2008 19:06
2. ssendra ( 24/10/2008 17:48)
Izany eo ihany fa tandremo sao mi tomber am pédofil ny zaza .....
3. ikaretsaka ( 24/10/2008 17:58)
misy fitaovana hi filtre-na izany anie e
4. ssendra ( 24/10/2008 18:03)
MBA ASIO fanoroana kely ikaretsaka an! tena ilaina izany ho an'ny tsy mahay manao azy :wink:
5. sipagasy ( 24/10/2008 18:12)
ny 'serveur' rehetra taoko manolotra 'controle parental' aby?? ny ahy tonga dia filtré ao, dia tsy afaka mankanay ny ankizy,

Fa izao e!! ny tena tsara dia miaraka @ ankizy eo à internet ny lehibe, miaraka aminy eo mijery sy manara-maso izay ataony, manoro ihany koa.
6. kaboushna ( 02/11/2008 17:29)
tsara ré raha mba harotonareo mahay hoe ahoana lé système de filtrage satria sur aho fa maro ny olona tsy maharaka loatra an zany ... mety ve ???? :?
7. fahamarinana ( 04/11/2008 04:48)
:arrow: ny ahy free ny connection-ko dia efa manome logiciel controle parentale gratuit "free angel" izy,na any am internet any aza afaka mahazo an'io fa tsy voatery free ihany.Dia configurer-na selon l'age des enfants (azafady be amin'ilay vary amin'anana aloha an).Rehefa vita izay dia rehefa hi se connecte ilay zaza amin'ny compte-ny dia misy hoe" baby go" izay no moteur de recherche ao.Mi-bloque tsara aloha e,diso mi-bloque loatra ka sorena ny ankizinay ato, :) .
Fa na izany aza dia tsy mahazo mankeo ny ahy sans autorisations avy amiko,tsy voatery eo akaiky aho hiambina fa mandalo matetika mijery.Rehefa hiditra you tube ndray ohatra dia am compte-ko fa activer-ko ilay controle parentale ery ambony dia mba tsy misy resaka sexy sns...hatreto aloha mety fa tsy kely lalana koa ny ratsy e,internet sy ny fandrosoana moa haingana be ny fiovany ,eny na mailo tahaka ny ahoana aza. (l)
8. kaboushna ( 05/11/2008 19:06)
mankasitraka e .... :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1137