SIDA: raciste ve ravalomanana

1. afo ( 23/10/2008 17:11)
http://www.madagascar-tribune.com/Deshabiller-Pierre-pour-habiller,9544.html

asa tsy haiko, fa dia io izy io, fa ny sûr dia misokajy roa na telo, na efatra, ..., ny gasy amin-dravalo, arakarakin'ny region misy azy izany sokajy izany.

satria ny sida tsy azo atao kilalao, 1 segondra tsy fitandremana , dia faty avy hatrany

rehefa tsy mananmbola hividianana fanafody, aza manao sommet maro (francophonie, UA), dia mividiana fanafody, fa tsy ny gasy no lalaovina. asa mbola azo antsoina hoe: ray amamndreny ihany ve izy @ izao?

anjaranao mieritreritra!
novalian'i andrywui ny 12/12/2008 13:14
2. simplex ( 23/10/2008 19:34)

tsy racisme loatra ngamba fa mamono afo fotsiny e :)
3. Stone ( 26/10/2008 04:03)
Ny gasy dia raciste ny ankamarozany. tsy tsapanao ve izany e?
4. rastafarai ( 27/10/2008 04:18)
:-D Racistes nefa ny race:"gasy" ihany! Tsy azoko :lol:
5. karavasy ( 27/10/2008 14:56)
Ianareo ve tsy ao anatiny ary ?
6. ravatorano ( 28/10/2008 09:38)
tsy hoe race kosa angamba no fiteny azy fa hoe fihaviana satria ny malagasy dia mizara ho foko maro samihafa fa malagasy iray ihany ny filaza azy ary ao anatin'ireo foko isan'isany ireo aza mbola misy ankolafiny hafa ihany koa
raha ny momba ilay sida iny indray dia toy izao no fahitako azy : tsy misy an'ilay aretina izany amin 'ilay toerana tsy nampiasana ilay fanafody ka tsy tsara ve raha nalaina ka hitsaboana any amin' ny toerana izay ahitana izany aretina izany !
7. Stone ( 29/10/2008 23:10)
Mpanavakavaka ny gasy amin'ny akapobehany ry rastafarai a! Sa ianao angamba no mbola tsy nahita na jamba
8. xxx ( 30/10/2008 12:25)
ravato:
raha ny momba ilay sida iny indray dia toy izao no fahitako azy : tsy misy an'ilay aretina izany amin 'ilay toerana tsy nampiasana ilay fanafody ka tsy tsara ve raha nalaina ka hitsaboana any amin' ny toerana izay ahitana izany aretina izany !


oai kosa izany mba raisonnement ravato a!olon-dehibe isika, fa ahoana ary!

Matoa nalefa tany vatovavy sy tany matsiatra izy io t@ voalohany dia nisy narary izany tany.

ary mbola misy marary any, satria ny Sida aretina tsy sitrana.

Ny hoe Raciste sy tsy raciste indray dia tsy haiko na marina na tsia.

Ny sûr dia raha i Zafy no nanao toy izany, dia aoka fotsiny.

Nefa ny filazana fa i zafy Raciste anie ka tsy misy document misy porofo, ho discuter-na, na discussion fotsiny aza e! toy ity document alefan'ny afo ity akory e!

sa rehefa i zafy dia oay!
fa raha ravalo dia ouais!

dia isika mpi-forum mihintsy no raciste raha izay indray no izy
9. fijo ( 31/10/2008 21:30)
tsy" racisme" no tiany lazaina eto fa "tribalisme"aza hafangaro ireo.ny race dia iray ihany isika.samy race mainty.
ka miainga amin'izay dia avereno dinihana ilay resaka.
10. Stone ( 14/11/2008 21:21)
Tsy race iray ny gasy ka! Fa mifangaro misy africain kokoa, misy malais kokoa misy araborabo kokoa , vazavazaha endrika.... sns...etc. Na samy merina aza misy mongo volo misy ny fotsy sy mainty etc.
11. xxx ( 10/12/2008 10:29)
TENA RACISTE NY GASY fa ra fotsifotsy enao no tonga any amin faritany tena misy mifofo sy maniratsira tsisy farany(borizany,malama loha,lohandramerina...)sady mangarika no mandrora aza.Ary rah mainty kosa no tonga mitady asa ao Iarivo na avy amin faritany io na ambany tanana ka mila aide na mba te hifandray amin'ny Merina FOTSY de aoka fotsiny fa fanalika sy fanimbazimbana no azo.TSY AZO AFENIMPENINA NY ZAVATRA MARINA
12. penguin ( 10/12/2008 15:56)
Misy hatraiza hatraiza ny fanavahana fa ny anao koa mba hatsaharo. Misy ny loko rehetra ny toerana rehetra ary afaka miara-miasa tsara sy mifameno ka aza rangitina.
13. andrywui ( 11/12/2008 12:32)
aza mihatsara ivelatsihy oa fa ny marina de izany!!! tsy miresak hatraiz hatraiz isik fa ny malagasy mila ahitsy no resahana! hita ao Antananarivo izany racisme zany ary hita eran'ny faritany fa za afenipenin amin'ny mahafinaritra sy fihatsrambelatsihy fa izay no tsy maha tafa antsika zay!!aleo potsirina ny vay aveo mitsabo miandalana!!!!!!
14. andrywui ( 12/12/2008 13:14)
ten marin kosa io tenin'ni xxx10 .fa misy vo mijery anao ny sasany de otran'ny handora mihitsy nefa ane be samy malagasy nosy iray ihany ,mifankahalala teny daolo?!fa kosa tsy ny gasy rehetra.fa le miseho ho ambony razana anga
sa le miseho ho tsara noho ny hafa ireny!!!nefa tsarovy fa na ho aiz na ho aiz an!!! de maizina no fiantso ny gasy rehetra fa aza mitady moyen miala oe tsy izy aho!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084