ohatran'ny tsy dé hekeko loatra zany ny artista tsy mandoa latsa-kemboka am fanjakana e ... ny mpiasan'ny zone franche aza v am karama kely raisin-ndry zareo, ny mpampianatra, ny agent de sécurité miharitra hatsiaka sy orana, ny mpamafa lalana sy mpiasa trano, dia samy mandray anjara am hetra dé ny artista mandray vola, na kely na lehibe no azo, dé tokony mba misy fandraisana anjara ataony ....