fihaonan'ny namana serasera ao Europe atsy ho atsy

1. mangidy ( 20/10/2008 19:56)
Lohateny : Re : Fihaonan'ny namana serasera ao Eoropa atsy ho atsy?
amin'ny asabotsy 15 novambra 2008 ao amin'ny "mon tana", tsy lavitra an'i paris. omena misimisy kokoa ny antsipirihiny rehefa avy eo
novalian'i karinah ny 30/10/2008 14:42
2. sipagasy ( 20/10/2008 20:17)
mahafinaritra, any iznay no mihaona dia samy manana ny latabany dia atambatra avy eo sa tahakan'ny t@ herintaona, tonga dia misy toerana voatokana???
3. karinah ( 20/10/2008 20:56)
mangidy:

Lohateny : Re : Fihaonan'ny namana serasera ao Eoropa atsy ho atsy?
amin'ny asabotsy 15 novambra 2008 ao amin'ny "mon tana", tsy lavitra an'i paris. omena misimisy kokoa ny antsipirihiny rehefa avy eo


mangidy> misaotra ee, fa saingy maninona no izao vao ampilazaina?! ohatry ny tampoka be, tsy misy 1 mois intsony handaminana ny programa kooo..
4. sipagasy ( 21/10/2008 10:40)
hhmmm aza atao an'izany moa e!!! ka fety ny hatao fa ndao aby hiaraka e!!!
5. diamondra27 ( 21/10/2008 11:13)
asio okazy wa, ohatra we 6eme annif ny serasera :wink:

dia mazotoa zany akia nareo a.
6. sipagasy ( 21/10/2008 15:02)
hihih diam's marina tokoa, avereno injay iznay ilay loha hevitra dia asio 'antony' e! na dia hoe ni hiaraka hifanabe tarehy fotsiny aza hihihihih, dia misnjy ilay n° e!!!!!!
7. diamondra27 ( 21/10/2008 17:19)
omeo num akia hono akia ry mangidy fa misy namana te hikarakar miaraka amindry any a
sa asaiko mande ao am karajia izy
8. mangidy ( 21/10/2008 21:39)
diamondra27:

omeo num akia hono akia ry mangidy fa misy namana te hikarakar miaraka amindry any a
sa asaiko mande ao am karajia izy


efa nahazo ahy akia izy anio a!
kiss ùmamy njy!
9. mangidy ( 21/10/2008 21:43)
sipagasy:

hihih diam's marina tokoa, avereno injay iznay ilay loha hevitra dia asio 'antony' e! na dia hoe ni hiaraka hifanabe tarehy fotsiny aza hihihihih, dia misnjy ilay n° e!!!!!!

averina injay izany? ao fa ovaina mihintsy aza hi hii, afa tsy ny date sy ny toerana.Ho avy tsy ho ela ny num....e!

10. hery ( 22/10/2008 10:11)
sady am'zay zah manana raison be be kokoa handehanana lol

Iza indray zany no hiantoka ny fré kle
11. diamondra27 ( 22/10/2008 13:48)
mangidy: ok ok akia a. za tsy nanana le num andry intsony fa tsy hitako ny nalehany hiii :oops: miala tsiny
sady fantako we tsy nampaninona an-dry ra nomeko azy aza satria kopy ndry an :wink: misy mpi-anime isika am zay
12. mangidy ( 22/10/2008 14:13)
hery:

sady am'zay zah manana raison be be kokoa handehanana lol

Iza indray zany no hiantoka ny fré kle


ny deba ve tsy anaovana rakitra e!
tongava masika be
:-D :-D
13. kelly13 ( 22/10/2008 14:21)
fa maninn oa no atao paris fôna e? zay @ io andro io mbola tsy afa-pery, ouinnnnnn! mba asio fety² kou aty @ sud-est aty mou e, sady mba akaiky ny italy na d lavitra ny belzika aza, hihihihi
14. sipagasy ( 22/10/2008 16:10)
dia @ manaraka injay izany manao rodo-be mankany @ i kelly daholo injay e!

hery hihihi ataovy dian-tongotss ao e!, ny mpanao massage veh no tsy hisy aty hihih sa antsoina koa i botlives01 hihihi
15. ssendra ( 22/10/2008 16:18)
kelly13:

fa maninn oa no atao paris fôna e? zay @ io andro io mbola tsy afa-pery, ouinnnnnn! mba asio fety² kou aty @ sud-est aty mou e, sady mba akaiky ny italy na d lavitra ny belzika aza, hihihihi

zà aza tonga hatsaiza hatsaiza kou indry no tsy tonga

:-D
16. ratonga ( 22/10/2008 16:28)
kelly13:

fa maninn oa no atao paris fôna e? zay @ io andro io mbola tsy afa-pery, ouinnnnnn! mba asio fety² kou aty @ sud-est aty mou e, sady mba akaiky ny italy na d lavitra ny belzika aza, hihihihi

efa wé mivoà amizay wa fa aza milentika any anaty ala any fôna mba mahita zé fahitan'ny oul =)) =)) =))

17. kelly13 ( 22/10/2008 18:22)
ratonga>zay v no antony nanasolanao ny lohanao fa b mpilentika tao anatiny tao? hahahahahaha

ssendra>hum, ka zay nge no nahatonga ahy niteny oe na d lavitra b an'i belzika aza e, za v ankia d ande hikirimbarimba hiaraka @ zazakely bdb, maty aho fa tsy ahazo feeling akory 8)

sipagasy>henoko zay an, tandremo aza tsy tonga an :°)
18. ssendra ( 22/10/2008 19:08)
milay alou any aminareo e! sady any efa misy namana sur place maro ihany toy ry fijo samoana kiali hummmmm kelly13 de iza kou mou i boubounèz :°)
zay sy ratonga hifanao rdv ao am gare du nord de raisiny ao zà :-D
19. ratonga ( 22/10/2008 19:32)
raikitra zany klé :lol: :-D dé rovina alou é :°) :-D
20. ssendra ( 22/10/2008 19:36)
ka ny ao am mon tanà zany mbola tsy lasa akory kou :-D lay any atsimotsimo any anie io lazain'i kelly io e! :-D mamba mpety be koa ry ratonga zany, efa ela tsy nifety ngah???TSIKA :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4649