fihaonan'ny namana serasera ao Europe atsy ho atsy

21. ratonga ( 22/10/2008 19:45)
=)) =)) =))
22. ni81 ( 22/10/2008 19:48)
ka ny ao am mon tanà zany mbola tsy lasa akory kou lay any atsimotsimo any anie io lazain'i kelly io e! mamba mpety be koa ry ratonga zany, efa ela tsy nifety ngah???TSIKA
angaha tsy menatra indray miaraka aminy @ loha sola io? an an kosa mitsiry io @ zay fotoana izay ka:-D :-D
23. ssendra ( 22/10/2008 19:58)
:-D andrayyyy tokotrany akyè! asio kasikety anie ratonga refa tonga ao am gare du nord enao fa zay vao mifampitanana amzay :-D
24. ni81 ( 22/10/2008 20:00)
=)) =)) =)) =)) zay vao gaga eo ny olona raha mijery hoe: iza ary iny miaraka @ ilay sipa iny
25. ratonga ( 22/10/2008 20:01)
in no amenatra an'io mangiloilo io ry kala-ni :°) alefaso alou lé hiran'i M Makéba aona mo "maty ah mama fa kokorazé.... :-D :-D :-D
26. ni81 ( 22/10/2008 20:04)
in no amenatra an'io mangiloilo io ry kala-ni alefaso alou lé hiran'i M Makéba aona mo "maty ah mama fa kokorazé....
=)) =)) =)) =))
27. ni81 ( 22/10/2008 20:05)
Tena mangiloilo sady malama mihitsy kosa aloha ity izy e! =)) =))
28. mangidy ( 22/10/2008 20:19)
karinah:

mangidy:

Lohateny : Re : Fihaonan'ny namana serasera ao Eoropa atsy ho atsy?
amin'ny asabotsy 15 novambra 2008 ao amin'ny "mon tana", tsy lavitra an'i paris. omena misimisy kokoa ny antsipirihiny rehefa avy eo


mangidy> misaotra ee, fa saingy maninona no izao vao ampilazaina?! ohatry ny tampoka be, tsy misy 1 mois intsony handaminana ny programa kooo..



karinah désolée akia fa io no daty nisy a! tsy afaka natao taraiky fa manjary tsy annif lol
29. diamondra27 ( 23/10/2008 16:05)
de avoahy am zay le contact fa miandry ny olona akia a
de eomeo koa le adresy montana sns
de iza daholo ny mpikarakara
de za zao misy manontany we iza doly no handeha fa efa lazaiko we anontanio i mimoza
30. sipagasy ( 23/10/2008 18:45)
efa misy dinika 1 vao² ao e!
31. mangidy ( 23/10/2008 19:13)
diamondra27:

de avoahy am zay le contact fa miandry ny olona akia a
de eomeo koa le adresy montana sns
de iza daholo ny mpikarakara
de za zao misy manontany we iza doly no handeha fa efa lazaiko we anontanio i mimoza


diams a! efa nisy dinika vao2 misy ny retsaretsa akia a! mahavaly tsara ny fanontanianjy!
32. diamondra27 ( 24/10/2008 18:46)
ok ok efa hitako
33. karinah ( 25/10/2008 18:17)
mangidy, sipagasy> tonga tampoka any ihany aho raha mety le namako, zà manko ts de tia mandé irery loatra rehefa fety e! :-D:-D rien est sur klou h@ zao!snif,snif, snif!snif!!!!!!!! ;-)
34. sipagasy ( 25/10/2008 19:19)
tss karinah fa izahay izany tsy namana?????? anjayyyy kosa akia annnnn, aza mba manao an'izany e!!!!!!
35. karinah ( 26/10/2008 08:23)
:-D :-D :°) le miainga avy aty an-trano mintsy koo, de rehefa mody fa tsinona RER no alaina de mahakamo be le mande mody irery avy eo! hihi :P
36. mangidy ( 26/10/2008 17:27)
karinah:

:-D :-D :°) le miainga avy aty an-trano mintsy koo, de rehefa mody fa tsinona RER no alaina de mahakamo be le mande mody irery avy eo! hihi :P


de mianjy maraina ao dhl anie isika e! oh ilay tany @ tanana ireny miandry bus vao maraina hi hii dia efa manantena anjy izany na miaraka na tsy miaraka @ ilay namana lol
37. karinah ( 26/10/2008 23:53)
hihihihi.. aleoko alou tsy tonga de miteny oe ho tonga aho fa mety tampotampoka be tsy ampoizina lol
38. mangidy ( 27/10/2008 12:47)
karinah:

hihihihi.. aleoko alou tsy tonga de miteny oe ho tonga aho fa mety tampotampoka be tsy ampoizina lol


De aleo izany mino fotsiny ihany e! lol sa asaina alain_d_ ratonga njy lol

:-P :-P
39. karinah ( 30/10/2008 14:42)
mangidy: hihihihihi, Ratonga aza oe mbola hitsangatsangana eto @ serasera @ alalan'ny fanovàna ny mombamomba ,tssssss :-P :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1942