Ho anareo izay afaka manampy ahy.

1. lazounet ( 20/10/2008 07:58)
Efa ela ihany no saika hametrahako ilay fanontaniana fa mboa variana mikiadaladala any @ forums hafa dia hadino ny essentiel:
Ny PC -ko iray dia sous vista àry indraindray lé vista manome Krizy fa betsaka zavatra tsy tonga volana be!
Ny navigateur dia IE7, àry IE7 tsy ampy fonctions mihitsy mihoatra ny IE6 @ question ftp no tiako ambara.
Ka ny ilako vonjy dia ahoana no fomba hi-désinstaller-na ny IE7 fa tena tsy mety afaka lery? nampiasako h@ CCcleaner fa mbola eo ihany nédala.
Nanandrana nampiasa Opéra sy Mozilla ihany aho fa tena tsy hitako ao ny fonctions mahazatra rehetra tatsy @ IE6.
Ka mba vonjeo ré fa havana ory :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
novalian'i Ralay ny 20/10/2008 15:20
2. ds ( 20/10/2008 10:23)
Raha ftp fotsiny, tsy aleo ve mampiasa filezilla na zavatra hafa mitovy aminy :-)
3. sakaizakely ( 20/10/2008 11:45)
tsy haiko oe maninn za otran touranmé be zany foana ravo mahita an'i lazou na de serieux aza ny resaka
aleo klou mitampibava fa bediny eo njai :lol: :lol:

sinon tsy misy avaly fa tsy mahay informatika manko :°) fantatro fotsiny fa be no tsy tia vista, de mividy tsirairay ny composants fa tsy le pack tout prêt ireny.

aleo am zay ah hi =)) =)) =)) =)) =))

4. lazounet ( 20/10/2008 13:17)
ds:

Raha ftp fotsiny, tsy aleo ve mampiasa filezilla na zavatra hafa mitovy aminy :-)


Miarahaba zokibe!
Na FilleZilla sy Ftp 2000 dia mapiasaiko tokoa fa matetika déconnecté be ry zalahy sous vista.
Nanandrana nampiditra Virtual Xp koa aho hampiasana ny IE6 fa tsy tafa mihitsy ( ny Virtual xp ; Maninona angaha
5. lohabe ( 20/10/2008 14:06)
Izaho koa mampiasa vista sy IE7. Aleoko alavitra IE7 toy izay IE6. Izaho tsy nampiasa ftp taminy izany angamba.

Misy logiciel italianina izay fampiasako efa aman-taona.

ZipGenius

Fanaovana zip sy dezip, ftp...

Ireo ihany no ampiasaiko aminy fa mbola misy azo ampiasana azy maromaro. Ilay ftp no tena tiako aminy.
6. Ralay ( 20/10/2008 14:47)
Ity indray andramana http://www.01net.com/telecharger/windows/Utilitaire/nettoyeurs_et_installeurs/fiches/39960.html fa io no fampiasako @ izay mitady tsy mety hiala rehetra dia ilazao ny vokany.
7. Ralay ( 20/10/2008 15:20)
Nefa rehefa nodinihina dia toa tsy afaka alaina ny IE7 sous vista fa totalement integré @ systeme fa mety hampisy probleme. Fa ny azon'ise atao amngamba dia avela ao ihany izy dia mampiasa explorateur web hafa genre firefox na opéra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1099