NY TARIMO !

1. endrika01 ( 10/10/2008 11:44)
Manaona dôly e! Hono ho aho,fa inona kay no mahatonga ny tarimo?Misy ny sasany eo ampoto-pe eo ;tena maharary mintsy hono izy ireny.Ny sasany ndray eo ambany ny valanorano eo koa misy mivonto mamatovato maharary.Ny tiako ho fantatra zany de we fa inona no antony mampisy anreny?Dia misy fanafody ve mahasitrana azy. Misaotra mialoha!
novalian'i endrika01 ny 23/10/2008 11:15
2. Noue ( 10/10/2008 12:14)
atody tarimo ve zany eeee??? atody tarimo zany anie ka ganglion eeee ! dia midika zany fa misy haretina any ho any ????

http://www.santemagazine.fr/accueil/navigation-principale/ma-sante/mes-guides-sante/jai-mal-a/jai-un-ganglion.html
3. ainaheri ( 10/10/2008 12:27)
za kou saika gaga t@ ilay tarimo lol ,io zany lay izy ee,misy zvtr tsy norme any matoa mivoaka io
4. Noue ( 10/10/2008 12:43)
ainaheri:

za kou saika gaga t@ ilay tarimo lol ,io zany lay izy ee,misy zvtr tsy norme any matoa mivoaka io
iééééé ! misy infection any ho any mahatonga an'io mivoaka aaaa sady marary izy io rehefa tsapaina aaaaa ouille ! ouille !

:-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^)
5. ainaheri ( 10/10/2008 13:15)
ao oriko zay misy atody tarimo lol,otra gasy zany an :-D :-D :-D
6. endrika01 ( 10/10/2008 14:31)
Noue:
ainaheri:
za kou saika gaga t@ ilay tarimo lol ,io zany lay izy ee,misy zvtr tsy norme any matoa mivoaka io
iééééé ! misy infection any ho any mahatonga an\'io mivoaka aaaa sady marary izy io rehefa tsapaina aaaaa ouille ! ouille ! :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^)
Lay infection tsy mazava,ohatra zao we olona avy nodidina no misy anio,any @tandrifinilay faritra nanaovana operation azy.Ny ilany havanana na havia ohatra,dia nisy olana zany ny operation sa; tsy azoko?
7. endrika01 ( 10/10/2008 14:35)
ainaheri:

ao oriko zay misy atody tarimo lol,otra gasy zany an :-D :-D :-D

Misaotra aminy fahavononana hanotra e,fa tsy zah akory no misy anizy io,fa tovovavy namana.
8. endrika01 ( 10/10/2008 14:38)
ainaheri:

za kou saika gaga t@ ilay tarimo lol ,io zany lay izy ee,misy zvtr tsy norme any matoa mivoaka io

Hay ve atody tarimo ny filaza azy ireny e!
9. Noue ( 10/10/2008 14:53)
endrika01:

Lay infection tsy mazava,ohatra zao we olona avy nodidina no misy anio,any @tandrifinilay faritra nanaovana operation azy.Ny ilany havanana na havia ohatra,dia nisy olana zany ny operation sa; tsy azoko?
efa mba novakianao ve io jereo eto iooo ????? vakio dia mazava aminao ny rehetra

:)
10. endrika01 ( 10/10/2008 14:58)
Noue:

atody tarimo ve zany eeee??? atody tarimo zany anie ka ganglion eeee ! dia midika zany fa misy haretina any ho any ????

http://www.santemagazine.fr/accueil/navigation-principale/ma-sante/mes-guides-sante/jai-mal-a/jai-un-ganglion.html

Tena mila manatona mpitsabo haingana izy zany raha ny voalaza eto no dinihina.
11. tsiambaratelo ( 10/10/2008 15:36)
Noue:

atody tarimo ve zany eeee??? atody tarimo zany anie ka ganglion eeee ! dia midika zany fa misy haretina any ho any ????

http://www.santemagazine.fr/accueil/navigation-principale/ma-sante/mes-guides-sante/jai-mal-a/jai-un-ganglion.html

Ny fanafody mahasitrana ireny raha lavitra toera-pitsaboana na pharmacie ,mba mety misy mahalala ve?
12. Noue ( 10/10/2008 15:47)
tsiambaratelo:

Ny fanafody mahasitrana ireny raha lavitra toera-pitsaboana na pharmacie ,mba mety misy mahalala ve?
tsy haretina anie io eeeeee, signe hoe misy zavatra tsy mety ao @ vatana eeeee
ohatra hoe ny temoin mirehitra anaty fiara , midika izany fa misy zavatra tsy ara-dalana ao eeeeee

ny atody tarimo indray dia mampilaza fa misy zavatra tsy mety koa ao @ vatana dia manantona mpitsabo dia manao fikarohana hoe inona no nahatonga an'io eeee

13. tsiambaratelo ( 10/10/2008 18:04)
Noue:
tsiambaratelo:
Ny fanafody mahasitrana ireny raha lavitra toera-pitsaboana na pharmacie ,mba mety misy mahalala ve?
tsy haretina anie io eeeeee, signe hoe misy zavatra tsy mety ao @ vatana eeeee ohatra hoe ny temoin mirehitra anaty fiara , midika izany fa misy zavatra tsy ara-dalana ao eeeeee ny atody tarimo indray dia mampilaza fa misy zavatra tsy mety koa ao @ vatana dia manantona mpitsabo dia manao fikarohana hoe inona no nahatonga an\'io eeee
Kah zay mihitsy lay we mila manatona mpitsabo.Fa lay fombafomba dia efa nahita aho tany @dezaka be tany,hosorandry zareo harim-bilany na saribao manodidina an le mivonto,ny sasany moa toa hoatrany we handrasa hena sa hanapaka inona fa dia didididiny @vohonantsy eo lay atody tarimo,na ambany helika io na apoto-pé de zah mbo gaga sy mametra-panotaniana wé mampaninona aby reny fombafomba ireny?Sa mahasitrana azy?
14. Noue ( 10/10/2008 18:16)

dia tsy aiko indray izany aaaaaa. Ny zavatra fantatro fotsiny dia rehefa hitan'ny mpitsabo ny antony mampisy an'io dia manome fanafody izy , fa tsy fanafodin'io atody tarimo io akory fa ilay haretina mahazo ny olona zay misy an'io aaaa.
Dia rehefa mhinana ny fanafodiny ilay olona dia miala ho azy io fa tsy mila tsabohina zany aaaaa
io atody tarimo io anie ka tsy haretina velively eeeee ka tsy misy fanafodiny eeeee
ohatra zao ianao hoe manao otita aaaaa , dia misy atody tarimo eo ambany sofinao io aaaaa , dia rehefa hasiana fanafody io sofina io dia lasa ho azy io atody tarimo io eeeee !!! fa mbola tsy nahita na naheno aho hoe ny atody tarimo indray no sitraniny alohan'ny nahatonga azy.

15. ni81 ( 10/10/2008 19:02)
Kah zay mihitsy lay we mila manatona mpitsabo.Fa lay fombafomba dia efa nahita aho tany @dezaka be tany,hosorandry zareo harim-bilany na saribao manodidina an le mivonto,ny sasany moa toa hoatrany we handrasa hena sa hanapaka inona fa dia didididiny @vohonantsy eo lay atody tarimo,na ambany helika io na apoto-pé de zah mbo gaga sy mametra-panotaniana wé mampaninona aby reny fombafomba ireny?Sa mahasitrana azy?
io no ady gasy fanaovana azy ary maro mihitsy ny manao an'io lazain'i tsiambara3 io teny ambanivohitra teny, fa tsy fantatra tokoa na afaka na tsia. Mitovy @ ilay voan'ny donika dia asiana taniravo ny manodidina :)
16. niryna ( 10/10/2008 22:56)
Noue:

atody tarimo ve zany eeee??? atody tarimo zany anie ka ganglion eeee ! dia midika zany fa misy haretina any ho any ????

http://www.santemagazine.fr/accueil/navigation-principale/ma-sante/mes-guides-sante/jai-mal-a/jai-un-ganglion.html

Tsy aiko aloha raha ganglion no fiantso an'ireo e.
Ny atody tarimo izay resahina eto dia mitovy hoe vokatry ny infection raha @ tanana ohatra dia marary mivonto ny ao ambanin'ny helika.Toa izany koa raha toa ka marary ny lamosina ka miasa mafy ny tanana dia reraka sy vizaka dia miteraka io atody tarimo io raha ohatra ka forcena ampiasana ,misy mifandrirotra ao izany .Ny ahy nomen'ny dokotera fanafody aho kanefa tsy zakako ilay izy dia tsy nohaniko fa therapy rano mangatsiaka be amin'ny serviette no nataony tao amin'ny lamosika ary tsy nahazo nahetsika ny tanana fa nasiany fatotra kely izay dia nihena ilay izy ary avy eo amin'izay dia niverina nanao exercice aho .
_______________________________________________________
Raha resaka ganglion indray no resahina:
Ilay ganglion indray dia ireto no mety ho tazana misy azy ary rano ilay izy no mivonto ka raha tsy voatandrina dia lasa mivaingana mafy ka didina no fanafodiny na izany aza mety misy fiatraikany ihany koa araka ny olona raha toa ka sarotiny ilay olona
1- fahasahiranana eo am-panaovana ilay fandidiana azy
toy ny hoe manaintaina ilay fery ,
mety mandeha ra tsy mijanona
,mety misy infection tsy mijanona any anatin'ilay ratra.

2 mety misy ihany koa raha tsy voatandrina dia mety ho tapaka ilay nerves kely manodidina ilay ganglion na ilay zavata mivonto

17. endrika01 ( 11/10/2008 09:04)
niryna:

niryna>lay mivonto any @lamosina ve tsy lay we sita @filaza azy any amintsika?
18. Noue ( 11/10/2008 12:29)
aza afangaro ilay atody tarimo ry nyrina aaaaaaa :^) :^) :^) :^)

misy karazany io ganglion io eeeee

ny ganglions atao hoe lymphatiques dia misy koa ny atao hoe ganglions nerveux eeee

ka io sary navoakanao io no atao hoe ganglions nerveux

dia mba vakio ihany ireo jereo eto manaraka ireo fa mazava tsara ny fanazavana lazainy ao eeeee

ganglions lymphatiques
http://www.vulgaris-medical.com/encyclopedie/ganglion-lymphatique-2013.html

Mauvais fonctionnement de l'organisme pour une raison indéterminée Il est important de déterminer la localisation des adénopathies (inflammation chronique des ganglions lymphatiques), permettant ainsi de mettre le médecin sur la voie du diagnostic.

http://fr.wikipedia.org/wiki/Ganglion_lymphatique

ganglions nerveux
http://fr.wikipedia.org/wiki/Ganglion
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48ef402e9c1ee
19. tsiambaratelo ( 11/10/2008 15:57)

20. tsiambaratelo ( 11/10/2008 16:09)
niryna>ny any zandriko vavy ndray eo @lantotanany sa poingnet no filaza azy,tsy haiko.Refa avokonany lay izy de misy mivonto boribory mafy be sady marary manaitaina,ny sasany milaza we kista tsy maintsy didina,ny sasany milaza we,angamba izy nanao faux mouvement.Entre() io ihany koa zany azo asiana rano mangatsiaka mitovy @lay anao?De mety ho levona?(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3529