NY TARIMO !

21. niryna ( 15/10/2008 02:37)
Noue:

aza afangaro ilay atody tarimo ry nyrina aaaaaaa :^) :^) :^) :^)

izaho angaha manafangaro azy fa manazava fotsiny ka,tsy aiko hoy aho ny filaza azy ,hi,hi :D
22. niryna ( 15/10/2008 02:47)
tsiambaratelo:

niryna>ny any zandriko vavy ndray eo @lantotanany sa poingnet no filaza azy,tsy haiko.Refa avokonany lay izy de misy mivonto boribory mafy be sady marary manaitaina,ny sasany milaza we kista tsy maintsy didina,ny sasany milaza we,angamba izy nanao faux mouvement.Entre() io ihany koa zany azo asiana rano mangatsiaka mitovy @lay anao?De mety ho levona?(l)

tsiambaratelo a,ilay ganglion anie dia cyst koa no ilazana azy e,tsy aiko na kista no hilazana azy any amintsika,misy zavatra mivonto dia lasa mafy avy eo ary rehefa manorisory dia mila didina.
Ilay atoditarimo ganglion ihany hoy ny namana eo ambony no filaza azy vokatry ny ratra any anaty na aty ivelany dia mety ho afaka ho azy,toa tadidiko azy fa ny voan'antsy no nasalisaly ny teo amin'ny amoron'ny fe
Rehefa tena maharary ilay izy dia omen'ny dokotera fanafody manasitrana azy fa raha ilay mivonto toy ny vato indray.
Misy olona voan'ny cyst izao eo akaikin'ny heliny ary dia marary ka tsy maintsy ho didiana izy.
o ry ireto a na ny nono koa aza anie misy an'io e,misy rano kely ao anaty ao ,fa mety ho ela na vetivety ny fitombony.
Ity iray ity izao dia ganglion cyst no filaza azy
23. tsiambaratelo ( 15/10/2008 12:29)

misaotra é !
24. niryna ( 18/10/2008 02:02)
tsiambaratelo> tsy misy fisaorana ka :-*
25. endrika01 ( 23/10/2008 11:15)
Mmmhh tena marina:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4166