Sa ahoana?

1. rastafarai ( 07/10/2008 02:45)
:lol: Izahay anisan'ny miady @ mba hanomezana alalana ny fifohana zava-mahadomelina!! Hanaiky v Ra8 ra mirongatra reo? :lol:
2. zoara ( 07/10/2008 12:00)
efa lazaina fa hoe "zava-mahadomelina" de mbola hiadiana ny hanomezana alalana!f'angaha mbola tsy ampy ny tsy fahampia-kanina,ny fijaliana,ny tsolotra,ny tsy fandriampahalemana,ny fanagonan-karena ambohon'ny vahoaka,,fivarontan-tena,ny fisotroa-toaka,ny fifampirafesana,fandrangitana adim-poko..........fa de mbola hampiana "fahadomelinana"
hahaha
zay vao tena hiova sôdôma ny taninay,ka ho ravaina @ varatra.mba mapio re ry Andriamanitra ô!!!!!
3. salopard ( 08/10/2008 08:58)
ja man,you in vibration with u
ganja is the best
sniff, ...
tchouff...
ya man en vibration avec toi

en fait rasta iza moa i toi, satria mizara three ny rasta man : les Chauves, les Barbus et les Dreadlocks
snifff...
aiza i shoan, sy rakaroka e!
tchouff......
4. penguin ( 08/10/2008 13:26)
Manahoana ny mpifoka rongony raha tafahoana ééé? io ary é =)) =)) =))
5. xxx ( 09/10/2008 15:23)
Anjiamanitsa o ! efa miharatsy marina ny fiainana tsy misy mahafinaritra ny ol afa tsy ny manao ratsy mapalelo
6. rastafarai ( 10/10/2008 00:17)
:lol: Hitanareo fa nisy ihany ny mitovy hevitra na @ zavatra ratsy aza ! Bravo jah man :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0514