olana aram-piasana

1. xxx ( 30/09/2008 20:51)
Saika mba hanontany ny hevitrareo hoe inona no tokony ataoko fa za io manana olana any @ toerana iasako. Ny olana de za irery no vhv ao @ le department misy ahy. De manadala daholo ze te hanadala rehetra zao. Nahafinaritra ihany le izy t@ 1 fa samy mifampivazivazy eo. @ zao fotoana zao anefa de misy ny 1 @ izy reo maningana fa misisika te hiaraka amiko. Tsy tiako anefa io olona io nefa za tsy mahay milaza aminy hanajanonany ny fanadalany ahy. Ary za nefa hainy koa fa efa manambady.
Inona no tokony ataoko mba hampirindra ny asa ao am-pesana sy tsy hisian'ny disadisa sy ny korontana?
novalian'i adokely ny 15/12/2008 08:48
2. ni81 ( 30/09/2008 20:56)
Dia lazao sy hamafiso aminy ny marina fa manambady ianao ary tsy vonona ny hanitsakitsaka ny vadinao mihitsy e! Teneno tsotra amim-pilaminana sady tsy amim-pahatezerana.
Io vazivazy io koa mantsy matetika rehefa diso tafahoatra dia tena raisin'ny sasany ho tena sérieux, ka eo no tena manahirana. :)
3. mbaliana ( 01/10/2008 10:54)
asaivo mitsena anao foana ny vadinao e... dia presenter-o aminy dia miscène be (mifanoroka) eo anoloany sady miresaka tsy misy atakaloko an'ity vadiko ity...
ndraindray koa aloha ny attaque no defense efficace.. rehefa mihamafy ny azy dia ny anao koa ataonao mihamafy e... na farany miresak amain'ny lehibenareo hoe misy an'izao sy zao...asa aloah fa mba hevitro iny
4. ni81 ( 01/10/2008 11:02)
na farany miresak amain'ny lehibenareo hoe misy an'izao sy zao...asa aloah fa mba hevitro iny
ka raha ilay lehibeny ilay izy? :roll:
5. fahamarinana ( 01/10/2008 11:08)
:arrow: dia ho sarotsarotra ihany raha tsy hifara amin'ny fitoriana nefa mbola tantara hafa ary mila tena harcelement..
xxx mpandefa:
Nahafinaritra ihany le izy t@ 1 fa samy mifampivazivazy eo

:arrow: ka efa zatra sy nahita ilay hanihany sy vazivazy taloha izy dia mbola manohy ihany...nefa ianao aza hainy fa efa manambady rahateo !! (l)
6. ari.malala ( 01/10/2008 11:08)
aza mihanihany aminy intsony fa refa mbola manaiky mihanihany amin'io olona io ianao dia toy ny manaiky azy izany ny dikany! rehefa misangy izy dia ianao serieuse tsara. Ilay miscène aloha hitako tsy dia vahaolana, fa heveriny ho toy ny mandrangitra azy dia ho avy ihany izy hila kisa sns satria efa nahita toy izany aho, avy ilay mpanadala niteny hoe zà koa ataovy toy ilay teo 8O fa izay no hitako vahaolana mahomby indirndra, tsy misangy amin'io olona io intsony, na amin'ny olona rehetra mintsy e!
7. ni81 ( 01/10/2008 11:19)
ka efa zatra sy nahita ilay hanihany sy vazivazy taloha izy dia mbola manohy ihany...nefa ianao aza hainy fa efa manambady rahateo !!
Ka andramany aloha @ ilay vazivazy (zary tenany) dia avy eo tena ataony resaka sérieux amin'izay koa. Sarotra be mihitsy. Dia rehefa tsy manaiky eo izao dia hilaza izy fa miavonavona sns. Ato @ sera² ato tena misy oul nanao izany mihitsy ary nisy vitsivitsy hono nanoratan'io ranamana io dia mananihany izy mananihany dia avy eo lazainy fa nareo vehivavy ato ange ka miseho miavona e! Koa angaha raha tsy hanaiky ny resaka dia hoe miavona. :lol: :lol:
8. xxx ( 01/10/2008 13:48)
Misy fahamarinany daholo zany zavatra lazainareo zany. Ny namako sasany koa nanoro hevitra ahy hoe aza raharahiana tsony ze zavatra lazain'io olona io. Ny atahorako nefa mety ny asako no araraotiny hamaliany faty ahy refa tsy manaiky adalainy. Efa nitranga tamiko koa mantsy io t@ asako taloha, de zay no ahiako sao de iafara @ zay koa ty tranga ray ty.
9. rastafarai ( 02/10/2008 00:29)
:) Ra izy no tompon'ny orinasa iasanao d miala mitady asa ny fanafodiny! Ra mpiasa toa anao izy d tsy maintsy misy amboniny foana ao d tonga d resaho fa mety hanimba ny asanao sy ny tokan-tranonao zany,miankina aman'aina le izi ra takomana foana :? Tandremo afenina fa vao maika izy mahazo aina...
10. diamondra27 ( 02/10/2008 06:06)
raha izaho aloha no eo amin'ny toeranao dia izao no nataoko:
raha efa nihanihany ianareo dia ahenao ilay izy dia hajanona amin'ny farany. Ilay hanihany tsy haiko hoe ahoana misy atouchement ve sa tsia , dia misy mahita ihany koa ve tsia.
Raha hanihany lasan-ko vavany dia ianao ihany no mahita hoe: aiza no amelezanao azy fa raha hanihany mifampikitikitika dia rehefa leo ianao dia tsy atao intsony io.
Dia ovay ihany koa ny fombanao tsy dia mitsiky na sariaka be aminy fa misy manko olona na lhl matetika rehefa we sariaka ny tena dia we fille facile izay nefa toetra ilay izy tsy te ho mototra aman'olona ny tena. Dia bjr bjr fotsiny atao de ataovy relation professionnelle fa tsy asianahafa ankoatran'io, aza miaraka misotro cafe aminy seule na manao pause miaraka aminy., miala pas akia a.

Ny relation professinnelle dia tena delicat amiko satria mila diplomatie fa tsy tonga dia entitra be , ny directrice-ko mihintsy no niteny ahy io ary ampihariko hatramin'izao ka tsy hita izay maharatsy azy.

Azo fantarina ve hoe: manadala amin'ny fomba manao ahoana kay ilay lhl rehetra ao.
11. ratonga ( 02/10/2008 07:11)
asevo miantso matetika ny vadinao, dé ra sendra eo izy dé asevo miresaka aminy, mo ra tsy hafaka miantso ny vadino omeo ah ny n° fa antsoko any :°) :lol:
12. ni81 ( 02/10/2008 07:21)
mo ra tsy hafaka miantso ny vadino omeo ah ny n° fa antsoko any
:-D :-D
13. ratonga ( 02/10/2008 07:28)
in ny mampimé an'i kala-ni @zany :°) :-P :-D
14. ni81 ( 02/10/2008 07:36)
in ny mampimé an'i kala-ni @zany
Ilay fahavononana ka inona moa e! :lol: :lol:
15. tsiambaratelo ( 02/10/2008 11:41)
xxx:
Saika mba hanontany ny hevitrareo hoe inona no tokony ataoko fa za io manana olana any @ toerana iasako. Ny olana de za irery no vhv ao @ le department misy ahy. De manadala daholo ze te hanadala rehetra zao. Nahafinaritra ihany le izy t@ 1 fa samy mifampivazivazy eo. @ zao fotoana zao anefa de misy ny 1 @ izy reo maningana fa misisika te hiaraka amiko. Tsy tiako anefa io olona io nefa za tsy mahay milaza aminy hanajanonany ny fanadalany ahy. Ary za nefa hainy koa fa efa manambady. Inona no tokony ataoko mba hampirindra ny asa ao am-pesana sy tsy hisian\'ny disadisa sy ny korontana?
Raha tsy mbola manam-bady lay lhl dia ho sarotra be ny vahaolana,sarotsarotra ihany ny hanongotana ny efa mitsiry.Adaladala ny fitia. Raha ohatra kosa izy efa manam-bady,dia ataovy zay ifampiresahanao sy lay vadiny,hasao hijery ny fiasanao na manao rendez-vous shopping de asaivo maka anao any am-piasana! Fa enao tsy mikozy mintsy alou wé,ny vadinjiko hoatrizao sy zao...Hanomboka hatahotra lay lhl eo,ary hanomboka hanadino anao @lay resaka fitiavana,fa lasa any @vadiny foana ny sainy wé inona ary?De amzay miverina hoatrany talou ndray ny ao am-piasana:D
16. Herimiafina ( 04/10/2008 15:03)
xxx:

Saika mba hanontany ny hevitrareo hoe inona no tokony ataoko fa za io manana olana any @ toerana iasako. Ny olana de za irery no vhv ao @ le department misy ahy. De manadala daholo ze te hanadala rehetra zao. Nahafinaritra ihany le izy t@ 1 fa samy mifampivazivazy eo. @ zao fotoana zao anefa de misy ny 1 @ izy reo maningana fa misisika te hiaraka amiko. Tsy tiako anefa io olona io nefa za tsy mahay milaza aminy hanajanonany ny fanadalany ahy. Ary za nefa hainy koa fa efa manambady.
Inona no tokony ataoko mba hampirindra ny asa ao am-pesana sy tsy hisian'ny disadisa sy ny korontana?


Namaky manuel des procédures sy manuel du personnel ve ianareo tamin'ny vao niditra niasa tao sa tsia? Raha tsia dia alaivo any amin'ny Chef personnel na ny GRH izany dia vakio tsara fa mety voasoratra ao ny resaka fiarahan'ny mpiara-miasa, ny harcelement, sns.
Dia asehoy ilay besisika, dia vita. :^)
17. ikaretsaka ( 05/10/2008 00:03)
there's no such a thing as office romance
18. tsiambaratelo ( 06/10/2008 11:45)
xxx:

Saika mba hanontany ny hevitrareo hoe inona no tokony ataoko fa za io manana olana any @ toerana iasako. Ny olana de za irery no vhv ao @ le department misy ahy. De manadala daholo ze te hanadala rehetra zao. Nahafinaritra ihany le izy t@ 1 fa samy mifampivazivazy eo. @ zao fotoana zao anefa de misy ny 1 @ izy reo maningana fa misisika te hiaraka amiko. Tsy tiako anefa io olona io nefa za tsy mahay milaza aminy hanajanonany ny fanadalany ahy. Ary za nefa hainy koa fa efa manambady.
Inona no tokony ataoko mba hampirindra ny asa ao am-pesana sy tsy hisian'ny disadisa sy ny korontana?



19. Papoose ( 10/10/2008 03:03)
tsy voatery ho good idea ny office romance ry ika fa sao kosa dia mba efa sexual harassment r'itony ee!!
20. xxx ( 10/10/2008 15:33)
Efa noraisiko daholo ny torohevitrareo fa misaotra betsaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2391